ndao ngé é
21. tsaramaso
(
28/09/2007 10:10)
booboo:
Rehefa mampiasa "betsaka" dia misy "fanisana" foana ao ambadik'izay na tsy voafaritra mazava aza.
Ilay indrindra fampiasa kokoa @ raha tsy voatanisa fa "betsaka loatra" sy raha tsy azo tsapain-tanana (tsy objet). Mirary soa indrindra, mampamangy indrindra, veloma indrindra sns..
ny volo indrindra eo an-dohan'i booboo !!! ny tsaramaso indrindra ao anaty sarety !!!! hahahahahaaaahahaha !!!!!!!!
indrindra ny alahelony amin'i tsaramaso !!!!!!!! iiiihhihihihi!!! hahahaaahahha!!
@booboo : misaotra maro fa nimeme i tsaramaso !!!!!! hahahahahahaa !!!!
22. booboo
(
28/09/2007 10:16)
mety hivoatra ho kabaro ihany tsaramaso raha zao kah...tsara fa tohizo ;-)
23. tsaramaso
(
28/09/2007 10:51)
hahahaahaaaaa!!!! tsaramaso mivoatra foana foana !!!!!! ary i booboo ?????!!
30. ari.malala
(
02/10/2007 14:13)
tiako ilay hevitra fa amin'izao fotoana izao efa matin'ny fanoratana sms ny ankamaroan-tsika ko! lasa tsy mazava intsony izay tiana ho soratana raha tsy maminavina :-)
31. Fiffi
(
02/10/2007 15:28)
ikaretsaka:Ika: de inn akia ny dikan'io ? :roll:
raha mankany Antsirabe iznay i fiffi ity tsy ho hainy ny hoe mijapy knaka le
32. mirabela
(
02/10/2007 19:25)
ari.malala:
tiako ilay hevitra fa amin'izao fotoana izao efa matin'ny fanoratana sms ny ankamaroan-tsika ko! lasa tsy mazava intsony izay tiana ho soratana raha tsy maminavina :-)
izany indrindra no nanokafako an ity resaka ity, amin izay mba manana kolotsaina kely ny ankizy aty aoriana.:wink:
zao lasa ny teny gasy tena iz ndray no ts azo ny dikany nohon ny euhhh:-w:-w (inn re ny dikan ny texto am teny gasy e) soratra afohezina ::)
33. ari.malala
(
03/10/2007 13:38)
mirabela, dia tsara atomboka amintsika miresaka eto anie izany ilay izy e! tsara ny manentana, fa tsara kokoa ny maneho hoe tena vonona tokoa ianao fa tsy manao tari-bato vimab-bava:) ohatra zao hoe:
ireny nataoko mivoitra kokoa ireny izao tokony hahitsy daholo... izaho manokana moa dia anisan'ny taranja tsy mba nahazoako isa ambony mihintsy ny taranja malagasy fony nianatra:-( nefa aho dia gasy ray, gasy reny, teto Madagasikara foana fa tsy mbola niala teto na in-dray andro aza:-(
zao lasa ny teny gasy tena iz ndray no ts azo ny dikany nohon ny euhhh (inn re ny dikan ny texto am teny gasy e) soratra afohezina :
ireny nataoko mivoitra kokoa ireny izao tokony hahitsy daholo... izaho manokana moa dia anisan'ny taranja tsy mba nahazoako isa ambony mihintsy ny taranja malagasy fony nianatra:-( nefa aho dia gasy ray, gasy reny, teto Madagasikara foana fa tsy mbola niala teto na in-dray andro aza:-(
34. ikaretsaka
(
03/10/2007 14:57)
Fiffi:
raha mankany Antsirabe iznay i fiffi ity tsy ho hainy ny hoe mijapy knaka leIka: de inn akia ny dikan'io ? :roll:
mitaingina bisikleta :manao double:-D, ianao ao aoriana
35. ikaretsaka
(
03/10/2007 15:03)
Raha zahako manokana aloha dia ilay teny vahiny no gasiako fotsiny fa tsy hikaroka teny hafahafa aho e!
Raha manaraka ny Ntaolo koa anie izany no nataony e!
Pantalon=pataloha
low back=lobaka
slate=solaitra
school=sekoly
izaho tsy handeha hitady hoe inona ny teny handikana ny "Jeans" fa de ataoko fotsiny hoe "Jinina", ny Taxi ataoko hoe Taksi, ny "l'essence" ataoko hoe "lasantsy"

36. ari.malala
(
04/10/2007 06:37)
ika, eny e, tsy hoe hitady dikany anie e, fa ilay fanoratra mihintsy angamba no tian'ny tompon'ny lhahevitra resahina? satria hoy aho tary ambony tary hoe isika amin'izao fotoana izao efa matin'ny fanoratana sms ka dia tsy mivakiloha loatra intsony amin'ny fomba fanoratra
37. mirabela
(
04/10/2007 20:19)
ari.malala:
mirabela, dia tsara atomboka amintsika miresaka eto anie izany ilay izy e! tsara ny manentana, fa tsara kokoa ny maneho hoe tena vonona tokoa ianao fa tsy manao tari-bato vimab-bava:) ohatra zao hoe:zao lasa ny teny gasy tena iz ndray no ts azo ny dikany nohon ny euhhh (inn re ny dikan ny texto am teny gasy e) soratra afohezina :
ireny nataoko mivoitra kokoa ireny izao tokony hahitsy daholo... izaho manokana moa dia anisan'ny taranja tsy mba nahazoako isa ambony mihintsy ny taranja malagasy fony nianatra:-( nefa aho dia gasy ray, gasy reny, teto Madagasikara foana fa tsy mbola niala teto na in-dray andro aza:-(
tena marina izany, sady efa miezaka mihitsy aho izao . Ka mila kandidà maromaro hifanitsana.:twisted::twisted:
38. ikaretsaka
(
04/10/2007 21:44)
sha aako lo ro antanena de tsary mety amiko zany fa taoko ny hatrany aminay antana any de loza raha hanatelena ro sady miroky koa ka :wink:
aia ro hahavitanan'zany yyy
aia ro hahavitanan'zany yyy
39. ari.malala
(
05/10/2007 11:29)
mirabela, andao aza isika roa aloha no hanomboka azy e!
ikaretsaka, tsy maninona anie na hataonao amin'ny fiteninareo miroky aza e :) fa andao mba hiaraka aminay :)
ikaretsaka, tsy maninona anie na hataonao amin'ny fiteninareo miroky aza e :) fa andao mba hiaraka aminay :)