Ny zavadehibe dia izay hinoanao.

61. niryna ( 04/10/2007 17:44)
Ho an'ny kristiana dia mino an'Atra tokana,mino an'i Jesoa kristy,mino ny Fanahy masina
Aminay dia zava-dehibe no hinoanay an'io.
Mino an'Atra
Mino fa misy ny satana
Mino fa maro ireo olona manao andriamaniny kanefa ny Atra tokana ihany no manana ny hery lehibe indrindra.
62. fijo ( 04/10/2007 20:59)
rapa an,ndao letsy fa aty masina daholo an,ise io izao avy dia masindahy rapa.
tandremo ry tywa fa ny aty atidoha matevina daholo an.
63. cutie ( 11/10/2007 17:26)
tandremo ry tywa fa ny aty atidoha matevina daholo an.

:-D:-D:-D:-D
64. rabilabila ( 11/10/2007 21:41)
Lalina indray izany leiretsy ,mbola tsy hitako indray ilay définition-n'ny siansa hoe: "découverte de la loi divine ". Andraso fa ho méditer-na indray ny amin'iny aloha fa efa hisy hahazo piri nobéla ato atsy ho atsy :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0521