Ny zavadehibe dia izay hinoanao.
42. fijo
(
28/09/2007 20:47)
fa ato amin'ny finoantsika raisina aby ze miditra ka,na multi na mono ,mety aby
46. patrick2002
(
28/09/2007 22:08)
izaho tsy hiditra raha tsy lasa Masim-bavy Cutie sy masin-dahy Fijo ianareo mianadahy ,sa :roll: ianareo roa moa azafady :wink:
47. cutie
(
28/09/2007 22:25)
Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 29-09-2007 00:08:35
Lohateny : Re : Ny zavadehibe dia izay hinoanao.
izaho tsy hiditra raha tsy lasa Masim-bavy Cutie sy masin-dahy Fijo ianareo mianadahy ,sa ianareo roa moa azafady
tsy ilaina zany fa ze tafiditra ao de lasa masina daholo:-D:-D:-D:-D
48. tywa68
(
29/09/2007 05:03)
cutie : arahabaina fa tafiditra membre e :-D:-D
fijo : zaho hoa efa manana ny ahy. Sady tsy te-hiova². :lol:
patrick2002 : midira dia hahita rahalahy sy anabavy ao @ secta :-D
fijo : zaho hoa efa manana ny ahy. Sady tsy te-hiova². :lol:
patrick2002 : midira dia hahita rahalahy sy anabavy ao @ secta :-D
49. Rasiligaoma
(
29/09/2007 05:21)
tsy maninona ny mandreay anjara fotsiny rehefa mivavaka ny secte, na tsy membre aza?
51. Rasiligaoma
(
29/09/2007 05:36)
k'efa hoe za tsy membre ko.
ohatranao mivavaka any @ propesta io nefa ianao silamo na sekta ohatra ko!
ohatranao mivavaka any @ propesta io nefa ianao silamo na sekta ohatra ko!
52. cutie
(
29/09/2007 13:12)
. Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 29-09-2007 07:36:03
Lohateny : Re : Ny zavadehibe dia izay hinoanao.
k'efa hoe za tsy membre ko.
tsy maintsy miditra membre raha te handray anjara fa sao de tady hanao spy eo :-D:-D:-D:-D
53. ikaretsaka
(
29/09/2007 19:22)
fivavahana angaha misy spy izany? siPA no misy ao (indraindray):-D:-D:-D
55. cutie
(
29/09/2007 20:30)
tywa aiza zany ?
any @ fijo ve??:roll:
:-w:-w:-w:-w:-w
any @ fijo ve??:roll:
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 29-09-2007 21:22:22
Lohateny : Re : Ny zavadehibe dia izay hinoanao.
fivavahana angaha misy spy izany? siPA no misy ao (indraindray)
:-w:-w:-w:-w:-w
58. tywa68
(
01/10/2007 07:13)
Ika : marina any zany ! :lol:
cutie : ny mora sasàna ati-doha hoa no miditra sekta, na zay leo ny fiangonana nialàny :lol:
cutie : ny mora sasàna ati-doha hoa no miditra sekta, na zay leo ny fiangonana nialàny :lol:
60. rakaroka
(
01/10/2007 15:35)
tywa68:
Tsy hitako zay maha-tezitra anao ry rakaroka : valy boraingina no hitanao, ka alalino aza raha mahita ambara noho ireo voasoratra ireo ianao : efa hoe tsy siansa, tsy misy manana ny marina "absolue" fa tapany na ny baiboly hoy ianao ... koa inona fa tena izay ilay sujet resahin'i Soanja.
cutie : faly² injy fa hitombo indray ny membres-nareo sy fijo :-D:-D:-D
'zaho tsy tezitra @ valy boraingy fa tsapako hoe ilay "message" , çà casse fa tsy mi-passe,
Efa noresahiko teto ity fa tsy arakao 'ngamba dia averiko : ny finoana hianoako tsy mi-exclure mihitsy hoe tsy siansa au contraire "MANAMAFY IZANY" hoe "Siansa tokoa" ary ny "siansa dia decouverts ny loi divine. Donc raha tsy maha déterminé ny loi divine isika dia il y a encore des chemins à faire...
Ary misy différentes approche "scientifiques koa" ,
à voir et à méditer.
