Ny zavadehibe dia izay hinoanao.
21. LazaDaddy
(
27/09/2007 15:20)
xxx:
Science exacte ve izany ny finoana ka iray ihany ny marina ary rehefa marina dia marina?
1) Ny finoana dia tsy science
2) Misy ny finoana marina ary misy ny diso. Rehefa diso tapatapany dia efa diso izay fa tsy marina :)
3) Ny Fahamarinana dia fahamarinana ary tena "absolue" fa tsy marina tapatapany :)., raha tsy izany tsy azo atao hoe "marina" :)
22. rakaroka
(
27/09/2007 15:55)
Ka ilay voasoratra ao anaty baiboly mihitsy anie no marina tapany e. Aiza koa milaza izy etsy @ toko ila hoe lazaiko MARINA TOKOA Raha tsy mihoatra ny an'ny fariseo sy ny an'ny mpanora-dalana ny fahamarinanareo dia tsy hahazo hiditra @ fanjakan'ny lanitra ianareo: "fahamarinanareo" fa tsy hoe fahamarinako, etsy ankilany anefa misy fampandriana adrisa koa hoe "hamarinina" maimaimpoana.:roll:8O dia mifikitra @ izay ny tsy te hisahirana. Ka aiza ny "marina" @ izany, hino manao ahoana sy @ fomba ahoana?...Déjà ny valinteny famaky eto tsy "voalalina mihitsy fa dia valy boraingy izany hoe "mino" aho rangahy, dia samia ftsn mitàna ny finoany fa tsarain'ny tantara sy ny asa 'ngamba.
24. niryna
(
27/09/2007 16:58)
Rafotsy:
Zah indray dia mba nijery ilay " Sophia Lyons Fahs " tao @ google ! Feno azy ao saingy nody maina fa aminy teny anglais daholo ary tsy angadind-Rafotsy io :(!
Ny fahamarinana kalou samy milaza fa ny azy no marina , ary raha nahazoana soa dia normal raha zaraina @ namana tiana ilay izy ! Anjarany tsirairay no mitady izay mahasoa azy ! Ny any azoko lazaina fotsiny , fa hatraimny nanekeko fa i Jesosy no mpanavotra ahy ary izy no fidiko hitondra ny fianako , matetika na mafy aza ny onjan'ilay fiainana , izaho manokana tsy mitady intsony fa ampy ahy izy ary mahafeno ny fianako manontolo !
=D=D
13 Fa "izay rehetra miantso ny anaran'ny Tompo no hovonjena" (Joe. 3. 5).
14 Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitory?
15 Ary hataony ahoana no fitory, raha tsy nirahina? araka ny voasoratra hoe: "Akory ny hatsaran'ny tongotr'iry mitondra teny soa mahafaly?" (Isa. 52. 7).
16 Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: "Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?" (Isa. 53. 1)
17 Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy. Rom 10:13-17
25. tywa68
(
27/09/2007 17:02)
Tsy hitako zay maha-tezitra anao ry rakaroka : valy boraingina no hitanao, ka alalino aza raha mahita ambara noho ireo voasoratra ireo ianao : efa hoe tsy siansa, tsy misy manana ny marina "absolue" fa tapany na ny baiboly hoy ianao ... koa inona fa tena izay ilay sujet resahin'i Soanja.
cutie : faly² injy fa hitombo indray ny membres-nareo sy fijo :-D:-D:-D
cutie : faly² injy fa hitombo indray ny membres-nareo sy fijo :-D:-D:-D
29. fijo
(
27/09/2007 20:19)
laza an,raha milaza ise hoe "izay heverina ho marina tsy voatery ho marina,mety hifototra amin'ny rehetra io.
tywa an,ny antsika anie le vola hampiroboroboana le asa masina e.alefaso ny anjarandry fa sao hanenina eo an
efa cutie an,efa ho mambra ndry ka.dofisy
tywa an,ny antsika anie le vola hampiroboroboana le asa masina e.alefaso ny anjarandry fa sao hanenina eo an
efa cutie an,efa ho mambra ndry ka.dofisy
31. tywa68
(
28/09/2007 05:14)
fijo : zah hoa efa manana ny fiangonako, ka tsy hiditra ao, fa miara-mivanivany fotsiny e !:lol:
Ika : hay ve efa dorkasy ao izy e :-D:-D
Ika : hay ve efa dorkasy ao izy e :-D:-D
33. patrick2002
(
28/09/2007 13:29)
I tywa tsy mety miditra fa tsy hataonareo zanak'i masin'i Maria kou .:-D:-D:-D
35. ikaretsaka
(
28/09/2007 14:32)
ko i tywa kosa ve efa zanak'i masina maria dia sady ho dorkasy koa?
aiza no ahavitany izany rehetrarehetra izany!
aiza no ahavitany izany rehetrarehetra izany!
37. cutie
(
28/09/2007 15:58)
. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 28-09-2007 16:32:27
Lohateny : Re : Ny zavadehibe dia izay hinoanao.
ko i tywa kosa ve efa zanak'i masina maria dia sady ho dorkasy koa?
aiza no ahavitany izany rehetrarehetra izany!
in no maharatsy ny multi task e :-D:-D:-D
40. fijo
(
28/09/2007 20:37)
cutie raha multi taskanie lasa be desk de mifangaro ny file e
tywa tsika anie tsy mifidy finoana e,na kato na protesta na anglikana,na silamo na jiosy,ndao fa atambatro ny finoanareo hankahery ny asa soa
tywa tsika anie tsy mifidy finoana e,na kato na protesta na anglikana,na silamo na jiosy,ndao fa atambatro ny finoanareo hankahery ny asa soa
