Ireo anana misy aty aminay.
41. mangabe
(
05/10/2007 20:17)
[quote=mangabe]
>soanja:
green collard,
watercress
kassava leaves ( ravitoto... tsy misy antillais na afrikanina ve any?)
mangataho pumpkin leavesany amin'ny mpamboly...ataon'inona ary io raha tsy ariny?
42. boubounezy
(
08/10/2007 12:58)
reo kou misy anana é!
[URL=http://img529.imageshack.us/my.php?image=78687171012520photo217hon6.jpg][IMG]http://img529.imageshack.us/img529/7424/78687171012520photo217hon6.th.jpg[/IMG][/URL]
43. soanja
(
08/10/2007 13:44)
Maninamanina ny anana aho izany!
Lasalasa ny vinany!
Misaotra bou2nezy o!:-*:-*:-*:-*
44. rinja
(
08/10/2007 15:37)
:*(l)ao fa hanao vary amin'anana tsara be aho rehefa tonga aty ianao Soanja a ! Ataoko tsy mahalala voky ianao amin'izay hihihiihihih:-*
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.4992