Ireo anana misy aty aminay.
21. ikaretsaka
(
28/09/2007 02:05)
anandrano
ravitoto
Laisoa (anana koa ireny amiko)
Salady isan-karazany.
papoose, sady milay ny ravitoto aty an Hmmmmmmmm
ravitoto
Laisoa (anana koa ireny amiko)
Salady isan-karazany.
papoose, sady milay ny ravitoto aty an Hmmmmmmmm
22. Herimiafina
(
28/09/2007 03:41)
cutie:
Taloha tany @ misy ahy tsy nahitana ravitoto na tany @ mpivarotra sinoa aza.
Tena nanontany ve njy hoe "Do you have ravitoutou here please?" :-D
Raha any amin'ny dezera aloha dia siora fa tsy misy fa raha ville be ahitana minorities be dia be, mety hisy ihany. :^):@
Fa ny ahy izao ana-madinika sy henakisoa no tena mba nofinofiko! :-w=((
23. soanja
(
28/09/2007 03:50)
cutie:
Nahoana zany no tsy ho marina
Taloha tany @ misy ahy tsy nahitana ravitoto na tany @ mpivarotra sinoa aza.
Ka raha tsy mahita i soanja any @mpivarotra sinoa, na afrikana , na jamaicana , de tsy misy zay :-D
Tena marina ny an'i Cutie. Tena tsy misy mihitsy aty aminay ka. Raha zavatra nolazaiko fa tsisy de tsisy tokoa izay satria efa nanao farahery aho izay vao hitady handoa vola mihoatra.:-*:-*:-*:-*
24. rinja
(
28/09/2007 10:13)
Sao de hadinon-dry Soanja ny anamorongo a ! Tsy misy any ve iny ? Izaho izao efa ela be no tsy nihinana fa olona avy any Diégo izay no mba nisahirana nitondra de nandrahoina fa efa maina be de tsy mivoaka ny tsirony.
De ity koa misy anana vaovao :
- ana-dray aman-dreny ka raha tsy mahavoa mahafanina fa raha mahavoa mampaniry kintana.
- Anadahy anabavy....hihihi
Misaotra e !!!!!!!!!!!!!!!!!!
De ity koa misy anana vaovao :
- ana-dray aman-dreny ka raha tsy mahavoa mahafanina fa raha mahavoa mampaniry kintana.
- Anadahy anabavy....hihihi
Misaotra e !!!!!!!!!!!!!!!!!!
25. boubounezy
(
28/09/2007 15:03)
nadé anao roumazava alou za na hena @ anana refa azonareo dôly ny ingrédints retra:miam:
26. soanja
(
29/09/2007 03:21)
rinja:
Sao de hadinon-dry Soanja ny anamorongo a ! Tsy misy any ve iny ? Izaho izao efa ela be no tsy nihinana fa olona avy any Diégo izay no mba nisahirana nitondra de nandrahoina fa efa maina be de tsy mivoaka ny tsirony.
De ity koa misy anana vaovao :
- ana-dray aman-dreny ka raha tsy mahavoa mahafanina fa raha mahavoa mampaniry kintana.
- Anadahy anabavy....hihihi
Misaotra e !!!!!!!!!!!!!!!!!!
Efa 30 taogno edy tsy nandalovan'ny anamorongo tamin'ny vavanakahy ty. Ntsotsoko zah ngoma raha io zio anao mivolagna izy!!!! :D:D:D:D
27. rinja
(
29/09/2007 14:18)
Mbôla tsara anao drako ?
Tsara anamorongo io. Romazava io an !
Tsy nahatsiaro ramaka za nigiaka ron'azy manangy ty ! Fa ny problem-nazy tsy misy amin'ny tagny hafa. Mila manafatra foana anao vao mihinana azy.
Fa raha mampitokiky za Soanja dia manôkana fotoana tsarabekiny anao mitango izy e ! Hely loatra ravin-draha io. Karaha anao mitsimpony akôtry mangala izy amin'ny tahony. Fa de tsara e ! Asa ndreky andra any isika handoko izy de miaraka homana, sa karahakory ?
Ia ! zeny izy e ! tsisy romazava mamango kara zeny. hihihihi

28. soanja
(
29/09/2007 14:41)

Toragna tokiky zah mamaky raha volagninao io. Tena marigny kony zegny e. Hely loatra boka raha io nefa tsy maintsy adoso amin'ny tahony io. Fa izy ndreky aloha tegna mashiro e!!! surtout miaro makamba meky.
Zah farahandraha tia loko meky miaraka anamorongo. :-*
29. boubounezy
(
29/09/2007 19:05)
za vô tsèla nihinangna ravinagnanambo nindesiny ny cousi ko avy ta mayotte tagny arô!! natanitanika b mitsy natô t@ lôka mégna.:miam::miam::miam:
30. soanja
(
29/09/2007 19:49)
boubounezy:
za vô tsèla nihinangna ravinagnanambo nindesiny ny cousi ko avy ta mayotte tagny arô!! natanitanika b mitsy natô t@ lôka mégna.:miam::miam::miam:
Misy anagnambo io ma a mayotte ao? tsara beky ro zegny! :-*:-*
31. ikaretsaka
(
30/09/2007 02:40)
ny fanaovana ravitoto anie mitondra taho mangahazo avy any @ tanana dia atsatoka ao anjaridaina dia ny raviny no tangosana dia atao ao anaty fitotoankena dia basy e!
vao mitady ho ngozangoza dia alaina ny mangahazo dia hanina. avotana ny tahony
rehefa hiver dia tsa mamboly indray aloha na mamboly fa @ pot dia manadatra tahony indray
vao mitady ho ngozangoza dia alaina ny mangahazo dia hanina. avotana ny tahony
rehefa hiver dia tsa mamboly indray aloha na mamboly fa @ pot dia manadatra tahony indray
32. soanja
(
30/09/2007 02:48)
ikaretsaka:

Io aloha mety raha amin'ny etats hafa fa zah mino hoe aty aminay mety tsy hety an'io mihitsy na hisy inona fa sady ambony no mangatsiaka no maina no tsy haiko intsony.
Sady mbola avantura be ny mandalo customs amin'izany an! aleo alaina mora ihany na dia mianjady aza ny fanaizanana. :-*:-*:-*
33. ikaretsaka
(
30/09/2007 02:59)
anay hatrany Bira aza mahavokatra manhahazo ngefa anay sady mangitsy no avo raha any Mada ko!
andramo aloha!
soanja> any NM maboly koa
andramo aloha!
soanja> any NM maboly koa
34. soanja
(
30/09/2007 13:05)
ikaretsaka:
anay hatrany Bira aza mahavokatra manhahazo ngefa anay sady mangitsy no avo raha any Mada ko!
andramo aloha!
soanja> any NM maboly koa
Ambony avao i Bira fa tsy ambony karaha aminay atoy. NM? ya? aia NM io fa mba alehako any an! Saotra'Ika.
35. rinja
(
01/10/2007 15:49)
ka le anabo volagnin'i Soanja zeny ange anabo kara pilasy misy volon-doha tsy ho takatry ny faladiha ikaretsaka e ! fa tsy hoe anabo latabatra fa takatry ny tanana ndreky vity. Ino ankitiny NM io fa tsisy raha haiko e ? Noana Mafy fanalavagna izy io tsaiky ty sa Namango Mare sa ino ? Azavaha tsara bekiny fa le abreviasiô tsy mazava fa maiziky kara lanitra à minuit.
36. soanja
(
01/10/2007 19:46)

NM io boka New Mexico na Nouveau Mexique, anaran'Etat aminay aty izy fa aza tetry anao ramose! Lanitry minuit??? aminay ty' zio tegna mazava mare ne aligny. Anao maharaka " L'ete Indien" ?
Regniko ndreaky aloha e fa misy marigny anamahogo io a NM fa tsy dakoro hoe magniry a MN ao raha io. Mila mahita masonakahy vo mino zah.
37. rinja
(
02/10/2007 15:14)
mazava drako le dikany NM e ! merci nanampy fa le atidôha koa mantsy tsy ampy encyclopedie de sahirana mitsikaraka dikan-draha io. Mazava tsy asiana kaomantera tsara bekiny.
Ha zalahy, tsy misy felimahôgo maniry any NM ? tena voa mafy reo zegny edy e ! tokony manafatra aty dago reo fa perte be. Raha tsara tsy mety maniry amin-dreo any. Karaha akory magnano kaka fify amin'ny alina mazava zeny drako ? tsaraha misy zegny a madagasikara aty.
Merci mitantara zaka tsy fahita amintsika aty e !

39. mangabe
(
05/10/2007 19:59)
Fiffi:
inn zany anana madity zany ? :roll:
Ravitsaonjo nga azo ho hanina ? :roll:
oay! angaha mbola tsy nihinana ravin'tsoanjo ianao? Andana mandeha any amin'ny karana ao amin'ny gare de l'est aingana dia manaova vary @ anana sy io anana io fa maty antoka ianao raha mboly tsy nihinana! Poly noho fantatro fa fiantson'ny olona azy...
40. mangabe
(
05/10/2007 20:12)
>soanja:
Rehefa manafatra anana izaho dia asaiko atao-dry 'zareo ao anatin'ny gazety ilay izy mba tsy ho alazo mandran-mpa..
Dia maninona moa raha mamboly? Izao izaho dia mamboly soanjo satria tiako loatra ny raviny. Otri'zany ko ny vomanga sy ny soasety. Rehefa mody any mada i neny dia asaiko mitondra voan' anana rehefa miverina. Ny epinara moa dia efa anamamy voa teo na dia nahita anamamy maniry eny an-morod'alana aza aho. Hataoko fa maloto izy ireny (aman'ny alika, pollution sns) dia ny voany fotsiny noho nalaiko dia maniry soa mantsara izy izao amin'ny balcon. Ny mâche moa dia ataoko miaraka amin'ny salade (raha tsy misy anana) ao anatin'ny vary amin'anana...Ny hena, voatabia sy sakamalao fotsiny noho atao be mba hanafina ny tsirony.
Farany any sinoa ireny noho mba mivarotr'azy eto frantsy ka na dia tsy haiko ary ilay anana dia vidiko foana dia andramanko...Ireo ary ny solution mba hitako ka sura aho fa hihinana anana daholo isika @ printemps manaraka :wink: