Volamena eny antsena

1. havanan ( 25/09/2007 09:22)
Manahoana doly,
Ianareo ve mba mahatsikaritra ireny volamena amidy eny antsena reny e: efa miova be mihitsy tsy toy ny taloha intsony fa lasa ohatry ny menamena zany?
Ohatry ny tsy mampi-te-hividy intsony...
2. booboo ( 25/09/2007 09:47)
hita kouh ! tssssss. Matetika ataon-dreo be cuivre loatra hamitahana ny kil @ zay hoe "matevitevina" kokoa :-w:-w:-w.

Dia nefa indray a, sahala ny hitako tany Mahitsy, misy ireny antandroy sy sakalava ireny mivarotra eny amoron-dalana kounkou fa "or rouge" milay beeeee no varotany.

Fa aleoko kokoa "or jaune" klou noho ny "or rouge" e ...sady hafa kely ny lokon'ny "or jaune" avy any M/car noho ny aty andafin'ny riaka....
3. tywa68 ( 25/09/2007 10:22)
booboo : or rose no fantako f'izany rouge izany androany vao reko.
Ny volamena gasy 24 carats (raha tsy voafitaka) fa ny aty an-dafy mitapoka dia 18 carats sisa.
4. booboo ( 25/09/2007 10:30)
Tywa68 > hihihihi izy ihany zany kah. Fa nenà "or rouge" no mahazatra anà koukou :°).
5. pissoa ( 25/09/2007 10:40)
white gold njay vidina ! Sa moa misy varahina fotsiny ? :oops:
6. tywa68 ( 25/09/2007 11:01)
or gris io lazain'i pissoa io ? toa tsy maintsy misy mélange foana anie e !
7. pissoa ( 25/09/2007 11:14)
angaha tsisy hoe or blanc mihitsy ? :oops:

ie, misy melange foana hampafotsy azy koa, fa toa tsy varahina fa volafotsy ! Sa misy misy varahina ? :oops:
8. kallie ( 25/09/2007 11:18)
nénà ko klou or blanc no tiko e, betsaka ny miteny oe mitovy am aluminium fa ts rarahako fa refa ampiarahana am or jaune iz d tsara beu

alors l'or rouge, est un alliage d'or a 750 mil avec du cuivre.
C'est a dire que l'on trouve dans cet alliage 75 % d'or jaune et 25 % de cuivre.

pour comparaison, l'or dit rose est lui un or avec du cuivre mais aussi de l'argent.
de facon a lui donner cette teinte rosée. les proportions sont elle de l'ordre de 75 % (or)+ 5% + 20%. mais on peut trouver d'autre proportions.
l'important etant, la couleur mais aussi la facilité de travail du metal (je sais de quoi je parle, je le polis tt les jours ce metal....)

Mais la attention, cela va dependre aussi de votre fournisseur en metal, parce rare sont les entreprises qui fabrique leur propre alliage. hormis certains fondeurs mais en joaillerie, on a tendance a avoir des fournisseur en metal de facon a avoir une homogeneité des metaux.
On ne peut pas se permettre de trop grande difference de couleur a la livraison. de plus les appretteurs ont aussi leur technique d'alliage et du coup connaitre avec exactitude le melange n'est pas tjr simple.

pour l'or blanc, c'est deja plus compliqué. habituellement on parle d'or gris, c'est a dire un alliage d'or , d'argent et de cuivre en faible quantité.celui-ci a donc un couleur assez jaunatre.

apres il exite des or gris ou or blanc selon les metaux avec lesquels est allié l'or.en effet, on peut avoir or + palladium, celui ci est plus blanc il est souvent appelé or blanc mais neccesite qd meme un rhodiage si l'on souhaite un rendu encore plus blanc de facon a eliminer la nuance jaune du metal.

parfois on utilise un alliage a base d'iridium, l'avantage de celui ci est qu'il est tres blanc, et a une grande resistance . Il est surtout utilisé pour la creation de lame ressort.

Je vous conseille d'aller voir le site de metalor, il y a pas mal d'informations sur les alliages et sur leurs proprietés. et aussi d'aller se balader sur wikipedia qui vous donnera encore pas mal d'info.

Enfin pour le rhodiage, c'est simplement un couche de rhodium appliqué par electrolyse sur le metal pour lui donner un aspect plus blanc.
Mais on ne parle pas de plaquage pour la simple raison que l'on n'est pas du tt dans les meme epaisseurs que le plaquage dc on parle d'or rhodié tt simplement.

na http://www.metalor.com/en/index.asp
9. kallie ( 25/09/2007 11:19)
famitinana :
L’or jaune est en principe constitué de 75 % d'or, de 12,5 % d'argent et de 12,5 % de cuivre.
L’or rose est normalement composé de 75 % d'or, de 5 % d'argent et de 20 % de cuivre.
L’or gris comporte habituellement 75 % d'or, de 15 % d'argent et de 10 % de cuivre.
L'or bleu est en fait un alliage d'or et de fer. Un traitement thermique oxyde les molécules de fer à la surface du métal et lui donne sa couleur d'azur
10. bozyboleta ( 25/09/2007 11:21)
Ny vovo-bolamena (poudre) no 24 carats. Refa atao firavaka izy de lasa 18c satria misy alliage. Misy aza 16c na 14 c hatr@ 9c. Ngamba aloha efa tsy volamena tsony ny filaza an’ireny ambany carat reny raha ny fieritreretako azy. Ny lokony ndray de arakaraka ny toerana nangalana azy fa misy koa @ izy ireny somary maitso sal@ ny any avaratra any, ny any atsimo andrefana ndray somary mena.
Fa le eny an-tsena reny de tena tsy azo antoka mitsy fa misy @ reny ampiana le vola ariary 4 sy 2 reny no kikisana. Mody mangirana be fotsiny izy @ voalohany.
11. booboo ( 25/09/2007 11:30)
Kallie > aleoko indray platine noho ny or blanc na mitovy loko aza...Asio sarin'izany or bleu zany hoe raha azo atao ?
12. kallie ( 25/09/2007 12:50)
ny platine kia tena fotsy beu fa ny or blanc somary mavo keeeeeely fotsny,
platine
or bleu na http://www.ludwigmuller.ch/BlueGold.htm
or rouge
13. menalamba ( 25/09/2007 14:04)
Iza ary no tena tia volamena @ nareo fa atoroko sopapa ,ahitana azy mora bé aty e? Izaho mantsy mankafia io metaly io ka mitsipona tsindraindray.Ny morabe lazaiko izany dia manomboka @ 5€ ohatra:°)
14. ikaretsaka ( 25/09/2007 14:33)
platine ihany na or gris ko.

fa milay tokoa ny mitsimpona an: rehefa le lalambe ireny dia betsaka tokoa ilay misy ny kaviny milatsak ana ny peratrany ba ny bracelet-ny.
fa dia misy olona mivelona amin'ireny mihitsy
raha milatsaka kosa ilay volamena goumette be ireny...

fa toy ny zava-tsoa rehetra ihany io e, ny valala tsy indroa mandry ambavahady!
15. booboo ( 25/09/2007 14:58)
Kallie > tsy dia hitako loatra zay faha samy hafan'ny lokon-dreo zay. Nenà tsy maintsy mikasikasika ilay raha ny tanako vao fantatro² hoe ity platine na or blanc na volafotsy
16. xxx ( 25/09/2007 15:02)
menalamba:

Iza ary no tena tia volamena @ nareo fa atoroko sopapa ,ahitana azy mora bé aty e? Izaho mantsy mankafia io metaly io ka mitsipona tsindraindray.Ny morabe lazaiko izany dia manomboka @ 5€ ohatra:°)



ny ahy nalain'olona tao an-trano daholo ny volamena (vaky trano izany e) hany ka tena allergique n'ireny miteniteny hoe ngô de hividy volamena, tiako dénoncer-na any @ pra any mihintsy
17. simplex ( 25/09/2007 15:47)

xxx,
sao d i menalamba no nanao ninja tao @ nareo tao :-w:°):@:-D:-D
18. simplex ( 25/09/2007 15:48)
mbola hoan'i xxx ihany e,

http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=397

;-)
19. sakaizakely ( 25/09/2007 19:06)
rehefa tsy amin'ny bijouterie dia aleoko tsy mividy toy izay mividy @ olona na toerana tsy azo antoka, tsisy garantie sady tsy fantatra zay mélange ataony eo...
20. ikaretsaka ( 25/09/2007 19:34)
sakaiza: raha ohatra ka tena atokisana kosa, ohatra hoe ilay mpanefy volamenan'i bebeanareo ireny kosa ve
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5829