Volamena eny antsena

21. menalamba ( 25/09/2007 20:15)
Raha sendra mankeny @ Cash converters ianareo dia mijereva fa misy "vitrine "manokana hivarotan-dry zareo volamena (miaraka @ "garantie" ny maha volamena azy io),Tsy vaovao akory izany an,fa tena mora .Nahita medaily Madagasikara tany aho 13€ !!! nibitaka.Nisy kintan'i Davida izay koa 5€ .Jerijereo ihany raha mahasoa anareo é:D
22. kallie ( 26/09/2007 06:44)
za manokana aleoko any am bijouterie any Dago ahany no mividy firavaka fa ny tefin'ny karana vita tanana any tsara lavitra noho ny tefy vita machine aty ivelany (afa-tsy oe lé marque be reny nga) fa ra oe moramora aleko any ihany
23. xxx ( 26/09/2007 08:47)
simplex:


xxx,
sao d i menalamba no nanao ninja tao @ nareo tao :-w:°):@:-D:-D



tsy izy kosa angamba fa nisy nahatazana azy nivoaka tao ny voisins dia toa "tavany" ilay izy

ny tena pbm dia natambatro tanaty boaty iray ilay volamena rehetra dia noraisiny fotsiny e , tsy nila nitsimpona akory izy
24. havanan ( 26/09/2007 08:55)
Raha manam-bola moa inona no olana tsy andehanana hividianana ny eny @ karana na dia lafo lavitra noho ny eny antsena aza. Taloha anie ry reto ka tsy toy ny misy amin'izao io mihitsy ny volamena eny antsena e. Misy milaza fa toa asian-dreo varahina hono ny mahahafa be ny volamena eny antsena amin'izao reo. Dia mangidihidy hono ny olona manisy ilay volamena ary izay no nahatsikaritan'ilay olona azy hoe hafa be.
25. booboo ( 26/09/2007 09:06)
ka tsy maintsy asiana varahina foana ange lay raha. Fa raha be loatra ilay izy dia izay no mampisy ilay mangidihidy ho an'izay tsy mahazaka ...

Raha volamena varotana eny an-tsena an-tanan-dehibe tsy atokisako fa rehefa mankany ambanivohitra manakaiky an'i Menabe iny mbola atokisana tsara aby.
26. kallie ( 26/09/2007 10:54)
fa lé eny antsena zany ts d azoko ra zany e, za nieritreritra oe any antsena = eny am boutika bijouterie, sa eny antsena aiza io?
27. menalamba ( 26/09/2007 11:25)
simplex:


xxx,
sao d i menalamba no nanao ninja tao @ nareo tao :-w:°):@:-D:-D


Raha haka ihany aho ve tsy bataiko hatramon'ny tompony ,hihihi!!!:-D:-D:-D
28. mirabela ( 26/09/2007 11:43)
menalamba:

Iza ary no tena tia volamena @ nareo fa atoroko sopapa ,ahitana azy mora bé aty e? Izaho mantsy mankafia io metaly io ka mitsipona tsindraindray.Ny morabe lazaiko izany dia manomboka @ 5€ ohatra:°)



tena marin v zany:roll::roll:
mbo anovy volamena 1 kapoka az rah zany no fandeany e.:wink:
29. booboo ( 26/09/2007 12:41)
hihihihi
30. menalamba ( 26/09/2007 19:25)
mirabela >Tongava aty @ nà dia homeko na alefaso ny parotsa !:^) Efa io nolazaiko eo ambony io re ny ahitana izany fa tsy mamaky koa ianao é:-D:-D
31. tywa68 ( 29/09/2007 07:19)
menalamba : maka eny @ cash zany dia amidy indray avy eo :-D:-D
32. ikaretsaka ( 30/09/2007 02:53)
passion tsara mihitsy aloha ilay mitsimpona firavaka volamena sendra latsaka eny an-dalana ireny e!

misy ianao rehefa tena ilay manambitana inym tonga dia peratra misy diamondra be ana 10 000 $ no miala any le! gourmettes, rojo, medailes, sns...

fa ho an'ny mpandeha any Mahajanga.. ahoana ny momba ireo le mpivarotra volamena eo maevatanana ireo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4013