Ny fanoherana an'Atra

41. fahamarinana ( 27/09/2007 09:11)
soanja:
Fahamarinana> Hanenika ny fiainantsika anie ny Fitiavan'i JK. :-*:-*:-*:-*:-*:-*

:arrow:Ainsi soit-il,(l)

42. fijo ( 27/09/2007 21:16)
fa ny fitiavantsika ngaha ratsy sa tsy ampy
43. niryna ( 28/09/2007 04:43)
rrgmt:

L'homme a marre de la religion. Ce qu'il veut, c'est le Salut : Jésus Christ qui renouvelle sa vie.
Jésus parmi nous, en nous, avec nous (Emmanuel), La Parole de Dieu incarnée. Donc la bible, c'est toujours Le Livre, La référence immortelle;
Tsy afaka miala amin'ny olona kristianina izany.

=D

44. niryna ( 28/09/2007 05:06)
Na mino an'Atra isika na tsy mino dia tiany foana.Ny tadiaviny antsika fotsiny dia ny hiverenantsika aminy.
1 [BOKY VOALOHANY]Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'ny lalana falehan'ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin'ny fipetrahan'ny mpaniratsira;

2 Fa ny lalàn'i Jehovah no sitrany; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman'alina.

3 Dia tahaka ny hazo ambolena eo amoron'ny rano velona izy, izay mamoa amin'ny fotoany, ny raviny koa tsy mba malazo; ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa.

4 Fa tsy mba toy izany ny ratsy fanahy fa toy ny akofa aelin'ny rivotra izy.

5 Ary noho izany ny ratsy fanahy dia tsy hahajanona eo amin'ny fitsarana, na ny mpanota eo amin'ny fiangonan'ny marina.

6 Fa fantatr'i Jehovah ny lalan'ny marina, fa ny lalan'ny ratsy fanahy kosa dia mankany amin'ny fahaverezana. Sal 1:1-6
Manome fampahereza antsika rehetra izy ary manokatra ny varavarany izy ny hidirantsika.Ny zavatra rehetra atao dia misy fiafarany daholo ary tsy mbola tara ny fiverenana aminy.
Endrey izany fitiavany antsika,miantso antsika hifandahatra aminy,hamosaka ny zava-mahory antsika,hanatona azy hiaiky fa diso ka mitady fanampiana aminy.Isika no herany,raha ny nofo no jerena dia tsy mahazaka izany ,nefa kosa manantena paradisa any ho any.
16 Misasà ianareo, diovy ny tenanareo, Esory tsy ho eo anoloan'ny masoko ny ratsy fanaonareo; Mitsahara, fa aza manao ratsy;

17 Mianara hanao ny tsara, Diniho izay rariny, anaro ny mpampahory, Omeo rariny ny kamboty, tsarao ny adin'ny mpitondratena.

18 Avia ary hifandahatra isika, hoy Jehovah: Na dia tahaka ny jaky aza ny fahotanareo, Dia ho fotsy tahaka ny oram-panala, Na dia mangatrakatraka tahaka ny sily aza, Dia ho tahaka ny volon'ondry fotsy.

19 Raha manaiky sy mankatò ianareo, dia hihinana ny voka-tsoa amin'ny tany;
Isaia 1:16-19

Misaotra Tompo o ,fa mbola nomenao tombon'andro izahay hiderana ny anaranao.Enga anie tsy andalo fotsiny eto anatrehanay ireo teny mamy sy fampaherezana nomen'ireo namanay rehetra ato.Omeo hery izahay ny mba hanatona anao amin'ny fo mangorangoraka, mba hitady ny fahamarinana mandrakariva ka hikatsaka ny soa sy ny marina hatrany.Enga anie ny Fanahinao Masina no hitari-dalana anay amin'ny fifankatiavana hatrany.
Ho an'ilay Zanakao Tokana Jesoa Kristy no anaovanay izany vavaka izany. Amena
45. niryna ( 28/09/2007 05:08)
rabilabila:

Soanja>>>

Mivavaka aho satria mitaky izany ny fanahiko. Io fanahy io dia ilay mahaolombelona ahy, nomen'Andriamanitra ahy tamin'ny fotoana nanamboaran'i Ray amnadreniko ahy.

Born to be christian ve zany io ?? Fanontaniana ny ahy fa tsy fitsaràna akory.

Mino aho fa io fanahy mitaky fivavahana io no koa tsapanao mampiaina ny atao hoe "Ethics" izay voizinao,

Fetsy aloha ianao an!!:lol::-D mitaky fivavahana hoy ianao .Mais non!!! Fa nahoana no tsy maitsy hitaky fivavahana ? Fa nahoana no tsy hisy làlana hafa hahatonga io " conscience " io ?

..matoa mantsy io misy ao aminao dia mahatsapa ianao ny FITIAVANA eo amin'ny samy mpiarabelona sy ny fahasoavana tokoa tandrovana amin'ny mahaolombeolona sy ny fiarahamonina. Io amiko ilay "Andriamanitra tsapa ao anaty amintsika mbola velona izao."

Fa nahoana no voatery tsy maitsy hisy andriamanitra ?

Raha any anaty Indian Reservations (Navajo, Cheyennes sns) aho no miresaka momba ny Fitoniana sy ny soa azo avy aminy dia tsy ny baiboly no entiko any fa boky hafa mifandraika amin'ny zavatra eken'ny sainy nefa hilaza ny hafatra tiako apetraka.

Fa nahoana moa izy ireo no iresahana momba ny fitoniana ?F'angaha moa izy ireo tsy olona tony sy tsy nahalàla izany raha tsy tolorana azy ilay izy ?Efa talohan'ny nahatongavan'ireo mpivavaka avy any Hollande , Irlande sns ...saiky protestant avokoa)dia tony dia tony tokoa ireo mponina ireo,ary en harmonie tanteraka amin'ny natiora ,nanana ny fahendreny , nanana ny maha-izy azy .Saingy indrisy !!!Raha mandinika ny kabary nataon'i Cochise ,na Sitting Bull ,na i Geronimo aho ( ireo no tanisaiko satria ireo no malaza indrindra ) ,na koa i Big Foot dia variana ihany ,ary menatra aho raha hiteny hoe izaho no hitondra resaka momba ny fitoniana aminy ,après les massacres qu'ils ont subi.Raha amin'ny saina tsy miangatra ry Soanja ,De quel droit on parlerait de Peace ou de serenity à tout un peuple qu'on parque dans des réserves ?

«Voyez Mes frères, le printemps est venu ; la terre a reçu l'étreinte du soleil, et nous verrons bientôt les fruits de cet amour!
Chaque graine s'éveille et de même chaque animal prend vie. C'est à ce mystérieux pouvoir que nous devons nous aussi notre existence ; c'est pourquoi nous concédons à nos voisins, même à nos voisins animaux, le même droit qu'à nous d'habiter cette terre.

Pourtant, écoutez-moi, vous tous, nous avons maintenant affaire à une autre race quand nos pères l'on rencontrée pour la première fois, mais aujourd'hui grande et arrogante. Assez étrangement, ils ont dans l'idée de cultiver le sol et l'amour de posséder est chez eux une maladie. Ces gens-là ont établi beaucoup de règles que les riches peuvent briser mais non les pauvres. Ils prélèvent des taxes sur les pauvres et les faibles pour entretenir les riches qui gouvernent. Ils revendiquent notre mère à tous, la terre, pour leur propres usages et se barricadent contre leurs voisins ; ils la défigurent avec leurs constructions et leurs ordures. Cette nation est pareille à un torrent de neige fondue qui sort de son lit et détruit tout sur son passage".

Ho an-drizareo avy ao Ambilomagodra indray :Mitovy ihany ny olako ,tsy nanana fahendrena angaha moa izy ireo na tsy nanana fahatoniana no handehanana hitory izany any aminy ? F'angaha moa ny fitonianao tsaratsara kokoa noho ny fitoniany ? Ahoana moa no ahafahanao mi-quantifier an'izany? Tsy tsaratsara kokoa ve ny mandefa ingénieur agronome ,na mpitsbo , na mpampianatra any aminy mba hahatsara kokoa ny fiainany farafaharatsiny ?
Ireo mpikaroka anthropologues na ethnologues dia nahatsapa tany amin'izay tany rehetra nalehany nanaovany fikarohana fa ny hevitra mivoy ireo mponina "chasseurs-cueilleurs" izay ataontsika hoe "primitifs" dia ny fandriampahalemana , ny fitandrovana ny maha-olona sy ny tontolo iainana ary ny fizaràna amin'ny hafa .Tsy izy ireo mihitsy akory no hamorona ny inquisition ary hanjakazaka amin'ny tany satria araky ny lazain'i Sitting Bull hoe :Ny tany no manome hanina ho ahy ,izy no renintsika ary tokony hajaina izy . Ireo mpino monothéiste anefa toa nahazo halàlana tamin'i Jehova hanjakazaka aminy !!!

Farany ,matory ao amiko i Kristy hoy ianao ,miala tsiny ,miala fondro aminao tanteraka aho fa tsy mino ,ary tsy mino tanteraka .Izay mety ho fihetsem-poko (na hafaliana ,na hatezerana ,na alahelo ...) dia avy amin'ny fandinihako ny manodidina ahy ,ary ireo fihetsem-poko ireo dia vokatry ny hormones ,ny neurotransmeteuurs sns izany hoe purement et simplement matériel.Tsy mila zavatra surnaturel aho raha te-hi-dominer ireo fa ny atidohako ihany no ampiasaiko hamokatra ireo hormones hi-éliminer ny effet ,raha sanatria moa ka tsy vitako izany dia mankàny amin'ny dokotera aho maka fanafody :anti-depresseur raha toa aho depressif , viagra raha toa aho ka tsy....,morphine na opiacée raha toa ka tsy tantiko ilay marary....

Fa inona rabilabila ny finoanao raha tsy mahadiso?
46. rabilabila ( 28/09/2007 05:52)
niryna>>

Tsy misy mahadiso mihitsy akory ka!!!

I Rabilabila dia tsy hoe "tsy manana finoana",fa tsy mino ,athée hoy ny teny firantsay.
Izany anefa tsy manàkana azy hanaja ny finoan'izay mpino rehafa tsy mandray ny finoany hanitsàhana ny hafa.

Izany koa tsy manàkana azy hanakiana rehefa hitany fa hitondràna ny olona any amin'ny tsy fahalalàna ny fihizingizinana amin'ny hoe fahamarinana.Satria amiko dia tsy mbola misy afaka milaza fa misy ny fahamarinana.
Ny ahy dia miezaka mitady fanazavàna ara-tsiansa ,na arak'izay taranjam-pikarohana rehatra mitaky fandinihana ,expériences ,famerenana imbetsaka ireo expériences ireo mba ahafahana mametraka théories handrosoana lavidavitra kokoa amin'ny fahalalàna .Ary averiko indray fa raha misy mahita théorie na loi tsaratsara kokoa nefa mifanipaka amin'ilay efa hita ,dia ekeko izany . Ny tiako lazaina dia ny siansa tsy dogme .

Adi-hevitra moa no atao eto ka dia mandray anjara ny tenako .
47. niryna ( 28/09/2007 06:17)

Misaotra anao aho namaly.
Aminay kristiana dia misy fahagagana maro niseho ary mbola miseho hatramin'izao(miracle).Mba afaka mana-porofo ve ny manampahaizana hoe ahoana no nahasitrana ny olona kanefa tsy nisy fanafody nampiasaina?

Jereo ity:Ity misy pasitera iray:
Olona niliba nanao fiainana izy ary dia tia nitsakatsaka.Indray andro nifanena ireny mpivarotra rongony ireny ary dia raikitra nivarotra.Nanondrana tany an-toeran-kafa ary dia tsy tonga tany amin'ilay olona ilay izy fa nandramany hono ary dia tiany ka laniny tsikelikely ilay izy.
Teo izany no nanomboka ny fiainana tsy nandeha amin'izay laoniny intsony.Nigadra ilay rangahy io ary tsy maintsy hanefa sazy.Tany am-pigadrana ihany koa izy(efa nisy vavolombelona olona nigadra nolazaiko taloha)no nanatona an'Atra.Nony tonga ny fotoana nitsarana azy,nifandiso ny anarany ary dia olon-kafa no nanoratan-dry zareo azy,Hafa maina ilay rangahy fa tsy anarany no voampanga ka dia afaka madiodio teo amin'ny fitsarana izy.(kisendrasendra ve ?Tsy nisy nahalala fa nahafantatra izy fa meloka saingy nifona,nitalaho mafy tsy anao an'iny intsony)
.Narary mafy feno aretina maro izy taty aoriana ary nafarana ny reniny ho aty,niaraka izay vola tahiry kely handevenana azy(efa teo am-bavahoanan'ny fahafatesana izy).Nitamberina ny hafatry ny reniny hoe minoa an'i Jesoa dia ho vonjena hianao,izay teny izay foana no naverimberiny tao an-tsaina,tsy afaka niteny intsony izy fa ny sainy mbola afaka nisaina hoy izy.Velona soa amantsara ilay rangahy ny aretina rehetra nahazo azy dia sitrana ho azy ary ny reniny izay tonga taty hoe andevina azy,io izy fa mbola velona soa aman-tsara koa ,mihaino ny zanany,mijoro vavolombelona ny fomba namonjen'Atra azy.Satria voaantso ho mpitandrina izy ary dia mbola mpitandrina hatramin'izao.
Mijoro aho satria maro ny olona mbola tsy mino fa tena misy kristy,tena mamaly vavaka izy,tena mihaino ny fitarainantsika izy ary ao anatin'ny fahoriana no tena ahitantsika sy hiderantsika ny voninahiny
fahamarinana :

Lohateny : Re : Andramo fa ahazo hery tokoa hianao:Salamo sy Ohabolana!
marina tanteraka niryna a,tsara be ilay fijoroana vavolombelona nataon'ilay rangahy.Tsy azontsika eritreritra mihintsy indraindray e,sa ahoana?

48. rabilabila ( 28/09/2007 20:56)
Izaho ry niryna dia tsy spesialisten'ny [u]"PARALOGISME"[/u].Anisan'ny zavatra iadivako isan'andro io fomba fijery io satria mitondra an-draolombelona any amin'ny làlana tian'ilay mpampiasa azy hoentina .
Ny fanazavàna ny zavatra mitranga anankiray akory dia tsy voatery misy valiny eo noho eo . Betsaka ny zavatra mitranga (ilay lazainao hoe miracle") izay mbola tsy voazàva . Ny tsy maha -mbola -tsy- voazava azy akory dia tsy hoe nilàtsaka avy any an-danitra ,mbola tsy voazàva fotsiny .Ny zavatra tiako lazaina dia izao fotsiny :
-Angamba ny ampaha-folon'ny zavatra mitranga ao anatin'ny vatàn'olombelona ihany no mbola fantatra hatramin'izao ,izay no mahatonga ny aretina rehatra mbola tsy ahitana fanàfany .
- Betsaka ny hypothèses azo apetraka ary izay no maha-siansa ny siansa .
Ny tsy ekenay AT fotsiny dia ny ametrahàna foana ny anaran'andriamanitra amin'izay mbola tsy voazàva . Averiko indray fa IZAY ZAVATRA TSY VOAZAVA DIA TSY VOATERY HOE TSY MISY VALINY AKORY ? FA MBOLA TSY HITA FOTSINY NY VALINY .

Aza adino tamin'ianao nianatra marika tamin'ny sekoly ambaratonga faharoa ,rehefa asaina manao démonstration ianao ,ka miala any amin'ny exemples dia mahazo aotra . Izay ilay ataoko hoe paralogisme.
Raha io ohatra lazainao io ,raha ataoko indray mitopy maso fa tsy alàliniko dia resaka psychanalytique sy physiologique . Asa raha efa mba novakianao ny resaka nataoko tamin'i mbaliana momba ny fitiavana ,resaka hormones sy neurotransmetteurs sy ny tariny.......Ao ny sentiments de culpabilité ,ao ny regrets , sns......

Mba niezaka ve i niryna nahalàla ny atao hoe siansa sa eken'i niryna fotsiny ny siansa rehefa mahavita ordinatera , mahita fanafody ,.....fa tsy eken'i niryna rehefa manelingelina ny finoan'i niryna ???
Fanontaniana fotsiny ny ahy . Raha tsy izany mantsy dia aza mampiasa ordinateur intsony fa homosexuel no nahita an'izy ity,betsaka ny zavatra mivaingana nentin'ny siansa ary AT no nahita azy ,i Démocrite anisany ,izy io no nanao ny théorie momba ny atome .Ka asakasakao ???
Farany ,i niryna ve mba niezaka nahafantatra ny hevitra mivohy anay tsy mpino ,sa mitompo teny fatratra loatra ho mpitàna ny fahamarinana ka tsy te-hahalàla akory anay fa toga dia mi-classer anay ao anatin'ny olona mankany amin'ny helo ??
49. fijo ( 28/09/2007 21:21)
hay ve akama koa i rabilabila ity e.
za koa dia toa ano io;mitady fanazavana mandresy lahatra ahy aho,fa tsy hoe "izao hono "dia eka tompoko.ary raha ny tantara sy angano kely ao anaty baiboly ao,tsy handresy lahatra ahy ireny.
za koa manaiky fa ny siansa dia somary tara,rah ahoarina amin'ny olombelona,ary mbola misy zavatra tsyvoazavan'ny siansa,saingy mino aho,fa mbola hoavy ny fotoana ahitana fanazavana momba ireny.
ny finoan amantsy mijanona fotsiny amin'ny hoe ,izao hono.dia izay.io tsy eken'ny saiko
50. soanja ( 29/09/2007 12:02)
rabilabila:

Soanja>>>

Mivavaka aho satria mitaky izany ny fanahiko. Io fanahy io dia ilay mahaolombelona ahy, nomen'Andriamanitra ahy tamin'ny fotoana nanamboaran'i Ray amnadreniko ahy.

Born to be christian ve zany io ?? Fanontaniana ny ahy fa tsy fitsaràna akory.

Mino aho fa io fanahy mitaky fivavahana io no koa tsapanao mampiaina ny atao hoe "Ethics" izay voizinao,

Fetsy aloha ianao an!!:lol::-D mitaky fivavahana hoy ianao .Mais non!!! Fa nahoana no tsy maitsy hitaky fivavahana ? Fa nahoana no tsy hisy làlana hafa hahatonga io " conscience " io ?

..matoa mantsy io misy ao aminao dia mahatsapa ianao ny FITIAVANA eo amin'ny samy mpiarabelona sy ny fahasoavana tokoa tandrovana amin'ny mahaolombeolona sy ny fiarahamonina. Io amiko ilay "Andriamanitra tsapa ao anaty amintsika mbola velona izao."

Fa nahoana no voatery tsy maitsy hisy andriamanitra ?

Raha any anaty Indian Reservations (Navajo, Cheyennes sns) aho no miresaka momba ny Fitoniana sy ny soa azo avy aminy dia tsy ny baiboly no entiko any fa boky hafa mifandraika amin'ny zavatra eken'ny sainy nefa hilaza ny hafatra tiako apetraka.

Fa nahoana moa izy ireo no iresahana momba ny fitoniana ?F'angaha moa izy ireo tsy olona tony sy tsy nahalàla izany raha tsy tolorana azy ilay izy ?Efa talohan'ny nahatongavan'ireo mpivavaka avy any Hollande , Irlande sns ...saiky protestant avokoa)dia tony dia tony tokoa ireo mponina ireo,ary en harmonie tanteraka amin'ny natiora ,nanana ny fahendreny , nanana ny maha-izy azy .Saingy indrisy !!!Raha mandinika ny kabary nataon'i Cochise ,na Sitting Bull ,na i Geronimo aho ( ireo no tanisaiko satria ireo no malaza indrindra ) ,na koa i Big Foot dia variana ihany ,ary menatra aho raha hiteny hoe izaho no hitondra resaka momba ny fitoniana aminy ,après les massacres qu'ils ont subi.Raha amin'ny saina tsy miangatra ry Soanja ,De quel droit on parlerait de Peace ou de serenity à tout un peuple qu'on parque dans des réserves ?

«Voyez Mes frères, le printemps est venu ; la terre a reçu l'étreinte du soleil, et nous verrons bientôt les fruits de cet amour!
Chaque graine s'éveille et de même chaque animal prend vie. C'est à ce mystérieux pouvoir que nous devons nous aussi notre existence ; c'est pourquoi nous concédons à nos voisins, même à nos voisins animaux, le même droit qu'à nous d'habiter cette terre.

Pourtant, écoutez-moi, vous tous, nous avons maintenant affaire à une autre race quand nos pères l'on rencontrée pour la première fois, mais aujourd'hui grande et arrogante. Assez étrangement, ils ont dans l'idée de cultiver le sol et l'amour de posséder est chez eux une maladie. Ces gens-là ont établi beaucoup de règles que les riches peuvent briser mais non les pauvres. Ils prélèvent des taxes sur les pauvres et les faibles pour entretenir les riches qui gouvernent. Ils revendiquent notre mère à tous, la terre, pour leur propres usages et se barricadent contre leurs voisins ; ils la défigurent avec leurs constructions et leurs ordures. Cette nation est pareille à un torrent de neige fondue qui sort de son lit et détruit tout sur son passage".

Ho an-drizareo avy ao Ambilomagodra indray :Mitovy ihany ny olako ,tsy nanana fahendrena angaha moa izy ireo na tsy nanana fahatoniana no handehanana hitory izany any aminy ? F'angaha moa ny fitonianao tsaratsara kokoa noho ny fitoniany ? Ahoana moa no ahafahanao mi-quantifier an'izany? Tsy tsaratsara kokoa ve ny mandefa ingénieur agronome ,na mpitsbo , na mpampianatra any aminy mba hahatsara kokoa ny fiainany farafaharatsiny ?
Ireo mpikaroka anthropologues na ethnologues dia nahatsapa tany amin'izay tany rehetra nalehany nanaovany fikarohana fa ny hevitra mivoy ireo mponina "chasseurs-cueilleurs" izay ataontsika hoe "primitifs" dia ny fandriampahalemana , ny fitandrovana ny maha-olona sy ny tontolo iainana ary ny fizaràna amin'ny hafa .Tsy izy ireo mihitsy akory no hamorona ny inquisition ary hanjakazaka amin'ny tany satria araky ny lazain'i Sitting Bull hoe :Ny tany no manome hanina ho ahy ,izy no renintsika ary tokony hajaina izy . Ireo mpino monothéiste anefa toa nahazo halàlana tamin'i Jehova hanjakazaka aminy !!!

Farany ,matory ao amiko i Kristy hoy ianao ,miala tsiny ,miala fondro aminao tanteraka aho fa tsy mino ,ary tsy mino tanteraka .Izay mety ho fihetsem-poko (na hafaliana ,na hatezerana ,na alahelo ...) dia avy amin'ny fandinihako ny manodidina ahy ,ary ireo fihetsem-poko ireo dia vokatry ny hormones ,ny neurotransmeteuurs sns izany hoe purement et simplement matériel.Tsy mila zavatra surnaturel aho raha te-hi-dominer ireo fa ny atidohako ihany no ampiasaiko hamokatra ireo hormones hi-éliminer ny effet ,raha sanatria moa ka tsy vitako izany dia mankàny amin'ny dokotera aho maka fanafody :anti-depresseur raha toa aho depressif , viagra raha toa aho ka tsy....,morphine na opiacée raha toa ka tsy tantiko ilay marary....

Varimbariana teny aho de tsy nahavoasoratra intsony fa izao Rabilabila a.

Raha mankany amin'ireo toerana resahiko anao ireo ianao dia ahita amin'izao fotoana izao fa mivarilavo ny fiainan'ny Native Amerikanina ao anaty Reservations : toaka, loka sns ary ny tena mampalahelo dia ny zanany na ny ankizy dia tena mijaly tokoa noho izany fiainana iainan'ny RAD-niny izany.
Efa tsy fotoana ny fanandevozana sy ny fampijaliana intsony izao amin'ny rehetra , fa marina ny teninao fa nogiazana ireo olona ireo, saingy efa fotoana ny fahalalana sy fampiakarana izay very sy novonoina tamin'ireto olona ireto: ohatra ny heriny, ny teniny sns sns raha mahita ianao dia firy moa ny Elita amin'ireo olona ireo? vitsy de vitsy tokoa raha ny halalak'i Amerika no jerena.
Koa mankany aho tsy hotoriteny fe hitoriteny akory hoe fivavahana sns fa resaka hafa mihitsy. Amin'ny alalan'ny FANABEZANA no ampidirako izany filamatra izany.
Ny fahafahana dia manomboka amin'ny firoboroboana ny fanahy ao anaty sy ny vatana miara-misalahy amin'ny saina. Ireo no mitarika amin'ny fisokafan'ny saina handray fahaizana.
Koa raha hanao izany any UTAH ohatra aho dia tsy hitako ny tsy hanampiako ny mpiray tanindrazana amiko. Ianao mety tsy mila fa ny hafa mety mila matoa tonga any aho.
Farany de hoe rah mankany aho dia ahita ianao fa hanaja ny finoana izay misy any. Ohatra manao SUNDANCE ry zareo de naman'ilay mandihy aho refa mandray izy. Raha manao joro ny any Ambilo de naman'ilay manatrika aho. Izya indrindra ilay fototra hoe ny fanomezanao na fanajanao ny hasin'ny finoan'ny hafa no hampifandray ampitoniana anareo satria mitovy ny tanjona . Dia ny mba hifandraisan'ny mpiarabelona amin'ny fiainana amin'ny fitadiavana ny soa sy ny hanatsarana ny ho avin'ny taranaka. Ny fitiavana ny manodidina sy ny fikolokolona ny tontolo iainana no hahatonga amin'izay tanjona izany. Io anefa tsy tonga ho azy raha tsy manana ILAY AFO/fanahy mampifandray anao amin'ny hafa ianao. Io amiko no Jesoa Kristy velona ao anatiko.

51. rabilabila ( 01/10/2007 19:41)
Soanja>>
Miverina eo ihany rehefa malàladàlaka fa mbola hazakazaka kely aloha izao ka dia mitsidika fotsiny .
Be ny zavatra tiana holazaina fa miandry kely e!!
52. niryna ( 02/10/2007 05:53)
rabilabila:

Izaho ry niryna dia tsy spesialisten'ny [u]"PARALOGISME"[/u].Anisan'ny zavatra iadivako isan'andro io fomba fijery io satria mitondra an-draolombelona any amin'ny làlana tian'ilay mpampiasa azy hoentina .
Ny fanazavàna ny zavatra mitranga anankiray akory dia tsy voatery misy valiny eo noho eo . Betsaka ny zavatra mitranga (ilay lazainao hoe miracle") izay mbola tsy voazàva . Ny tsy maha -mbola -tsy- voazava azy akory dia tsy hoe nilàtsaka avy any an-danitra ,mbola tsy voazàva fotsiny .Ny zavatra tiako lazaina dia izao fotsiny :
-Angamba ny ampaha-folon'ny zavatra mitranga ao anatin'ny vatàn'olombelona ihany no mbola fantatra hatramin'izao ,izay no mahatonga ny aretina rehatra mbola tsy ahitana fanàfany .
- Betsaka ny hypothèses azo apetraka ary izay no maha-siansa ny siansa .
Ny tsy ekenay AT fotsiny dia ny ametrahàna foana ny anaran'andriamanitra amin'izay mbola tsy voazàva . Averiko indray fa IZAY ZAVATRA TSY VOAZAVA DIA TSY VOATERY HOE TSY MISY VALINY AKORY ? FA MBOLA TSY HITA FOTSINY NY VALINY .

Aza adino tamin'ianao nianatra marika tamin'ny sekoly ambaratonga faharoa ,rehefa asaina manao démonstration ianao ,ka miala any amin'ny exemples dia mahazo aotra . Izay ilay ataoko hoe paralogisme.
Raha io ohatra lazainao io ,raha ataoko indray mitopy maso fa tsy alàliniko dia resaka psychanalytique sy physiologique . Asa raha efa mba novakianao ny resaka nataoko tamin'i mbaliana momba ny fitiavana ,resaka hormones sy neurotransmetteurs sy ny tariny.......Ao ny sentiments de culpabilité ,ao ny regrets , sns......

Mba niezaka ve i niryna nahalàla ny atao hoe siansa sa eken'i niryna fotsiny ny siansa rehefa mahavita ordinatera , mahita fanafody ,.....fa tsy eken'i niryna rehefa manelingelina ny finoan'i niryna ???
Fanontaniana fotsiny ny ahy . Raha tsy izany mantsy dia aza mampiasa ordinateur intsony fa homosexuel no nahita an'izy ity,betsaka ny zavatra mivaingana nentin'ny siansa ary AT no nahita azy ,i Démocrite anisany ,izy io no nanao ny théorie momba ny atome .Ka asakasakao ???
Farany ,i niryna ve mba niezaka nahafantatra ny hevitra mivohy anay tsy mpino ,sa mitompo teny fatratra loatra ho mpitàna ny fahamarinana ka tsy te-hahalàla akory anay fa toga dia mi-classer anay ao anatin'ny olona mankany amin'ny helo ??

misaotra anao namaly ahy.Tsy mi-classer an'iza na iza hoe ho an'ny amin'ny helo aho na tsia.Manaja ny finoanao ahy toy ny fanajako ny an'ny hafa.Miteny fotsiny aho ary mizara ny fiainako nahatonga ahy hanatona an'Atra.Nomen'Atra fahafahana daholo ny olona na hiaraka aminy na tsy hiaraka aminy.Raha resaka ordinateur indray ka izay namorina azy ,tsy misy olana amiko izany.
Sarotra ho an'ny tsy mpino no hino ny finoan'izay mino.Toy ireo mitady porofo ny hoe tsy misy Atra.Ny tena marina anefa dia tsy misy na iray aza izy ireo manome porofo fa tsy misy izy.(mino sy tsy mino tsy midika hoe porofo an,opinion io amiko)
53. rabilabila ( 02/10/2007 08:26)
niryna>>>

Ary sarotra ho an'ny mpino sasany no hanaiky hoe "tsy mino ny sàsany " fa tsy maitsy totofana toko sy andininy foana .
Ny honnêteté intellectuelle dia ny miezaka mahafantatra aloha izay vao miady hevitra .

Tsy mbola niteny aho ,na indray mandeha aza ,hoe mànana ny porofon'ny tsy fisiany ary ny Athée ,na ireo izay milaza azy ho AT ,ka milaza izany dia plutôt olona dogmatika koa ,na idéologue .Ary ny but-ny AT dia tsy ny hanaporofo ny tsy fisiany .

Ny anao dia ny Conviction perso -nao no ataonao hoe :porofo (paralogisme io => Untel a été gueri par le mandravasarotra ==> le mandravasarotra guérit ).Izay no nametrahako fanontaniana tary ambadika tary hoe :INONA NO ATAO HOE POROFO .
Efa lazainao moa io ambony io fa tsy porofo ilay izy fa opinion ka dia arabaina izany .

Averiko indray fa
IZAY ZAVATRA TSY VOAZAVA DIA TSY VOATERY HOE TSY MISY VALINY AKORY ? FA MBOLA TSY HITA FOTSINY NY VALINY .

Soava tsarà

54. niryna ( 06/10/2007 03:17)

Ny tsy mpino no mila porofo fa izahay mpino tsy nitady porofo fa hoe iza no atra hivavahanareo.Mitory teny aho satria ato no sehatra hitoriko.Mino hianao arahaba soa arahaba tsara,tsy mino hianao,tsy izaho no hitsara fa Atra ka izay fahalalahana efa nomeny anao dia ataovy ka.Mahafaly ahy fotsiny ny mitory ny teniny ary tsy ho azonao mihitsy satria hianao tsy hino sady tsy nihezaka ny hino .Dia miala tsiny aho fa natokako ho an'izay mino ity.Afaka mi-jump fotsiny hianao dia dinganina ny sujet misy ny fitoriana ny filazantsara.Mazava be toy ny volantantely izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1043