Ny fanoherana an'Atra

21. rabilabila ( 23/09/2007 06:25)
Soanja>>>

Fanatro tsara mihitsy fa tsy niryna akory ianao.Ny fehezan-teninao no notsongaiko dia no-illustrer-ko fotsiny tamin'ny zavatra misy ao anaty baiboly izay nosoratan'i niryna .
22. niryna ( 24/09/2007 03:55)
Atra dia tsy biby fatahorana akory,mety hisy hiteny hoe loza be Atra.Ny teniny no omeko,tsy misy mampatahotra na mandambolambo fa izay voasoratra no omeko.
Indraindray izay tiatsika henoina ihany no tiantsika,izay tian'ny olona hifanaraka ny toerana misy azy ihany koa ohatra izay ihany koa no torian'ny mpitory.Azy anefa iny fa tsy anjarako no mitsara.Indraindray ny marina mandratra.

16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.

17 Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin'izao tontolo izao hanameloka [Gr. hitsara] izao tontolo izao,[ fa mba hamonjeny izao tontolo izao.

18 Izay mino Azy dia tsy helohina; [Gr. tsaraina] fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka [Gr. voatsara] rahateo, satria tsy nino ny anaran'ny Zanakalahy Tokan'Andriamanitra izy.
Jaona 3:16-18
Io izao misy teniny ,tsy azoko esorina fa marina io omeny fampaherezana ny olona,fa tsy sangisangy fa marina ny hafatry ny Tompo.

19 Izay rehetra tiako no anariko sy faizako; koa dia mazotoa hianao, ka mibebaha.

20 Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandòndòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko. Apok 3:19-20

Mbola manome antsika ihany koa izy fotoana hibebahana,tiany isika,marina ny teniny,mandratra indraindray kanefa izay voasoratra dia voasoratra.

23. ikaretsaka ( 24/09/2007 12:00)
Mino aho fa tsy misy manohitra izany intsony ato fa hoe samy manan any firehan-keviny momban'Andriamanitra aby!

samy mahalala hoe iza izany andriamanitra izany, na samy hafa aza ny fomba fandraisany azy, araka ny firehan-keviny!
24. soanja ( 24/09/2007 16:04)
rabilabila:

Soanja>>>

Fanatro tsara mihitsy fa tsy niryna akory ianao.Ny fehezan-teninao no notsongaiko dia no-illustrer-ko fotsiny tamin'ny zavatra misy ao anaty baiboly izay nosoratan'i niryna .

ok :-*:-*:-*

25. niryna ( 24/09/2007 16:08)
ikaretsaka:

Mino aho fa tsy misy manohitra izany intsony ato fa hoe samy manan any firehan-keviny momban'Andriamanitra aby!

samy mahalala hoe iza izany andriamanitra izany, na samy hafa aza ny fomba fandraisany azy, araka ny firehan-keviny!

izany ve? :D ny fanoherana dia nalefan'ny satana hampisavoritaka ny sain'izay mino ka nefa be fisalasalana sy tsy mifikitra izay tena hinoany.Mpahazo ny olona io dia eo no mahatonga ilay fanontaniany sy fanomezantsiny ny Tompo matetika(doubt sy ny if there is.....)
26. ikaretsaka ( 24/09/2007 16:33)
ny doute indrindra aza no test hitsapana ny halalin'ny finoana ka..

ilaina ny remise en question: eny na io finoanao io aza! iuzay no fandinihin-tena lazaiko lava..
(tsy hoe "if there is".. fa hoe "what if")
27. rijadolly ( 24/09/2007 17:20)
Tsy azon-DRabilabila zany ny teniko.

Aleo hazavaiko. I Soanja dia tsy i Niryna aloha an. Samy te hitory teny izahay anefa. ADIDY izany amin'ny mahaKristianina. Izy manana ny azy , zah manana ny ahy. Mino aho fa Andriamanitra iray no tiavinay sy tompoanay.

Ny ahy amin'ny alalan'ny fitiavan'Andriamanitra antsika sy ny fifandraisan'ny fiainan'olombelona samy olombelona no hijerevako ny fitiavany. Amin'ny alalan'ireo no ahitako fahagagana Mahery novolavolain'Andriamanitra ho antsika tsy irairay avy. Manana ny fotoanany ny zava-drehetra. Amiko misy ny fanahy matory ary misy fanahy mifoha. Tsy mahalala aho hoe iza no mifoha sy matory amintsika eto fa faniriana ny ahy mba hifoha isika mianakavy ahatsapa fa tia sy miasa lalandava eo amintsika izy. Sarobidy ny fitiavany satria fahasoavana ho antsika izany. Afaka mino izay hino, tsy maninona izay tsy hino fa amiko MIASA Andriamanitra.

Farany , tsy mifanaraka amiko ny fitoriana an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fampitahorana. Koa anjaranao amin'izay mandinika izay nosoratako fa misaotra nanipika ny indro kely tamin'ny teniko mba ahafahako manazava bebe kokoa ny tiako ambara.

Miombin-kevitra @ ilay fitorianao ny Fitiavana aho tsara ary tena mah be fanantenana indrindra ho an'ny tsy mpino.Nefa misy fahamarinany ihany ny an'i Nyrina satria :iza ny tena tia ny zanany ilay miteny hoe may ianao raha milalao io afo ioan! sa ilay ray amandreny miteny heo tandremo fa afo io an! azonareo ny tiako ambaraô
28. rabilabila ( 24/09/2007 20:32)
Voalohany aloha dia miala tsiny raha ataoko amin'ny teny frantsay ny tiako lazaina ,fa ny voambolantsika moa dia tsy dia voagejako loatra ka izay mba kely hanànako mety tsy hahalàza ny tiako holazaina .

niryna>>>
Je trouve que votre démarche relève d'un endoctrinement car vous n'osez même pas lire , ni accepter que certains propos de la "sainte bible" ou selon vous "l'écriture révélée"(izay voasoratra dia voasoratra)relèvent d'un dieu atroce,immoral,sanguinaire,génocidaire...car tous les crimes ,de la genèse à l'apocalypse, sont dictés par "dieu" .Il y est dit que l'Eternel parle directement à l'homme .

Il disait donc dans Samuel 15:3:" Va maintenant ,frappe Amalek ,et devouez par interdit tout ce qui lui appartient,tu ne l'épargneras point ,et tu fera mourir hommes et femmes , enfants et nourissons , boeufs et brebis ,chaneaux et ânes"
Quelle belle preuve de génerosité!!!

En malgache ça parle encore mieux:

ISamoela 15:3 Koa mandehana ankehitriny, ka mameleza ny amalekita, ary aringano* izay rehetra mety ho azy, ka aza asiana miangana, fa vonoy avokoa, na lahy na vavy, na ankizy madinika, na zaza minono, na omby, na ondry aman'osy, na rameva, na boriky.

Qu'est -ce qu'Amalek et ceux de son village ont fait exactement pour mériter celà ?ne sont-ce pas des créatures de dieu ? Même si Amalek et son armée ont fait quelquechose au "peuple élu" Pourquoi les femmes et les enfants ainsi que les nourrissons ? Sinon pour les éxterminer ?

Il est même dit dans Deotoronomia 25:19 Ary rehefa omen'i Jehovah Andriamanitrao fitsaharana amin'ny fahavalonao rehetra manodidina hianao any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao ho lovanao, dia hovonoinao ny fahatsiarovana ny amalekita tsy ho eo ambanin'ny lanitra intsony: aza hadinoinao izany.

Na koa:
ISamoela 15:2 Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Hovaliako izay nataon'ny amalekita tamin'ny Isiraely, dia ny nanotrehany azy tany an-dalana, fony izy niakatra avy tany Egypta.

Mais c'est quoi ce dieu vengeur!!

Je vous invite à chercher dans le dico le signification du terme génocide et vous verrez que les descriptions faites dans la bible sont telles que cette "écriture révélée" est devenue un vrai manuel de guerres ,utilisé par tous les despotes , les dictateurs du monde entier.

Ne vous en déplaise , le nouveau testament n'est pas tendre non plus ,il érige la souffrance en "valeur sacrée"
Pierre2;20 : " En effet ,quelle gloire y a-t-il à supporter des mauvais traitements pour avoir commis des fautes ? Mais si vous supportez la souffrance lorsque vous faites ce qui est bien .C'est une grâce devant Dieu.

Allez donc raconter ça à l'Indien au fin fond de lamazonie ,au Rafotsy de la fôret des Mikéa ,ceux-là même qui vivent le plus naturellement possible dans leurs fôrets respectives , on les déplace de leur mileu naturel sous prétexte de les "civiliser".
Allez leur dire que si certaines maladies sont arrivées jusqu'à eux ,c'est grâce à ces "civilisateurs" géneralement chrétiens et conquérants ,nourris collectivement par ce "livre révelé"!!
Allez leur dire qu'il leur faudrait supporter leurs souffrances ,eux qui n'ont rien demandé , ? Allez donc leur dire que c'est une grâce de Dieu.

Misaotra
29. soanja ( 25/09/2007 00:16)
rijadolly:

Tsy azon-DRabilabila zany ny teniko.

Aleo hazavaiko. I Soanja dia tsy i Niryna aloha an. Samy te hitory teny izahay anefa. ADIDY izany amin'ny mahaKristianina. Izy manana ny azy , zah manana ny ahy. Mino aho fa Andriamanitra iray no tiavinay sy tompoanay.

Ny ahy amin'ny alalan'ny fitiavan'Andriamanitra antsika sy ny fifandraisan'ny fiainan'olombelona samy olombelona no hijerevako ny fitiavany. Amin'ny alalan'ireo no ahitako fahagagana Mahery novolavolain'Andriamanitra ho antsika tsy irairay avy. Manana ny fotoanany ny zava-drehetra. Amiko misy ny fanahy matory ary misy fanahy mifoha. Tsy mahalala aho hoe iza no mifoha sy matory amintsika eto fa faniriana ny ahy mba hifoha isika mianakavy ahatsapa fa tia sy miasa lalandava eo amintsika izy. Sarobidy ny fitiavany satria fahasoavana ho antsika izany. Afaka mino izay hino, tsy maninona izay tsy hino fa amiko MIASA Andriamanitra.

Farany , tsy mifanaraka amiko ny fitoriana an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fampitahorana. Koa anjaranao amin'izay mandinika izay nosoratako fa misaotra nanipika ny indro kely tamin'ny teniko mba ahafahako manazava bebe kokoa ny tiako ambara.

Miombin-kevitra @ ilay fitorianao ny Fitiavana aho tsara ary tena mah be fanantenana indrindra ho an'ny tsy mpino.Nefa misy fahamarinany ihany ny an'i Nyrina satria :iza ny tena tia ny zanany ilay miteny hoe may ianao raha milalao io afo ioan! sa ilay ray amandreny miteny heo tandremo fa afo io an! azonareo ny tiako ambaraô

Mazava ka. Tsy mandiso velively ny an'i Niryna aho fa miteny fotsiny hoe ny fampitahorana dia tsy manampy izay tsy mbola mifoha. Vao maika mampandositra azy.

Ny zaza dia hobeazina tsy ampitahorina fa ampalalaina ny zavamisy rehetra. Anjarany ny mandanjalanja. Toriana aminy ny atao hoe FITIAVANA . Rehefa mandeha ireo dia mizotra na hiala ho azy ny eritreretina hanao Ratsy na ota sns mifangaro eo. Satria ny fitiavana an'Atra dia hitarika lalandava amin'ny fahamarinana sy fiheverana izay mahasoa ny hafa sy anao indrindra indrindra.

30. rijadolly ( 25/09/2007 03:22)
Eto izao dia Niryna mitory izay ahazo ny olona manohitra an\'Andriamanitra http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JOBA&toko=15&andininy=20-25&dika= marina ny lazaina an!avy eo
izay manohitra izany ,fa tsy izay tsy mino azy
hoy fijo.Ary avy eo dia
mivarahontsana angaha fijo ?
voamarika fa nisy fahatahorana mihitsy tao anatin\'fijo tao nahatsapa izany izy fa misy loza hanjo azy raha mbola manao izao dia hoy soanja \"Ho tsilovin\'Andriamanitra anie ny fanahin\'ireo izay tsy mino azy ary enga anie ka ireo no hanantanteraka ny tena faniriany Mahery!\" Soanja!
\"Ny Ratsy fanahy kosa aoka mba ho fakana leson\'ireo manam-panahy tsy mbola mifoha!\" Soanja.
Ny fitiavan\'Izy Tompo amintsika rehetra tsy misy fetra na izao na ho mandrakizay!
Mahereza hatrany mitory ny fitiavan\'Andriamanitra fa izy ihany no hamoha ny fon\'izay tsy mahalala fa tsy amin\'ny alalan\'ny fampitahorana akory no hitrangan\'izany.
ary dia azo ny fon\'fijo
ny tiako lazaina dia izao.Ampifatarina azy aloha ny marina araka ny fitorian\'niryna izay ao anaty Baiboly(raha ilay ohatro:may ianao)Tsy fampitahorana izany an!fa fampifantarana.Jesoa anie raha nitory dia niteny hoe lozanareo...,lozanareo...é.Izay vao toriana azy ny FAMONJENA azy avy @ alalan\'FITIAVANA ary ilay fahatahorany tany am-boalohany dia mivadika TOKY.
Fa raha Fitiavana no toriana voalohany dia mbola manandrana milalao afo aloha izy ka raha hitany fa mahafinaritra azy ny any dia tsy hiverina izy raha tsy azony ilay tokony toriana mihaloha dia ny fahavoazanan\' mpanohitra araka ny tenin\'Andriamanitra.Arak\'io izany dia mbola fitiava ny filazana ny marina hanjo azy raha manao izao izy.MAY IANAO RA MILALAO IO AFO IO mampatahotra ny may an! nefa kosa mitory fitiavana lalina izany.
(l)(l)(l):-*
31. niryna ( 25/09/2007 03:50)

Misaotra betsaka anao fa azonao ny tiako ho lazaina.Kristy tokoa rehefa nampianatra dia nilaza ny zava-misy rehetra.Jereo anie ilay vehivavy janga e.Hoy izy hoe izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy(niala tsirairay ny olona).Nanontaniany hoe aiza ireo olona ireo?Nisy nanameloka anao ve? Izaho koa hoy Izy tsy manameloka anao.Mandehana ary aza manota intsony.
Toy izany koa ny hafatry ny rar,ny zaza -tiana ihany no hanarina.Indraindray misy teny mandratra ary mety ho manao izany isika ohatra dia tsy tiantsika ho henoina ilay izy.Kanefa Kristy mbola nanome fampanantenana antsika tsirairay ihany hoe:Na mena toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny oram-panala:arrow:Mahafantatra fa ratsy,mibebaka,mifona,tsy anao an'iny intsony.
Tsy misy na iray aza marina eto an-tany ary raha mbola nomena andro ihany isika hibebahana dia tsy misy tsara sy miadan-tsaina noho ny manao izany fifonana izany.Famonjena,famonjena.Io no tadiavin'ny Tompo ho azontsika tsirairay avy.Io no hiriany ataontsika avy.Ny ho voavonjy ny fanahy.
32. niryna ( 25/09/2007 04:02)
Jereo anie izany fitiavan'i Kristy antsika e:
3 Antsoy Aho, dia hovaliako hianao Ka hampisehoako zavatra lehibe sy saro-pantarina izay tsy fantatrao. Jeremia 33:3
Ity ilay tantaran'ilay vehivavy janga
7 Ary raha naharitra nanontany Azy ireo, dia nitraka Izy ka nanao taminy hoe: Izay tsy nanota aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany.
8 Dia niondrika indray Izy ka nanoratra teo amin'ny tany tamin'ny ratsan-tanany.
9 Ary raha nandre izany izy, dia nivoaka tsirairay hatramin'ny zokinjokiny ka hatramin'ny zandrinjandriny; ary Jesosy irery ihany no sisa teo sy ilay vehivavy teo.
10 Ary rehefa nitraka Jesosy, dia hoy Izy taminy; Ravehivavy, aiza ireny? Tsy nisy nanameloka anao va?
11 Ary hoy izy: Tsy misy, Tompoko. Dia hoy Jesosy: Izaho koa dia tsy manameloka anao; mandehana, ary amin'izao sisa izao dia aza manota intsony.

12 Ary Jesosy niteny tamin'ny olona indray ka nanao hoe: Izaho no fahazavan'izao tontolo izao; izay manaraka Ahy tsy mba handeha amin'ny maizina, fa hanana ny fahazavan'aina.
Jaona 8: -12

33. niryna ( 25/09/2007 04:07)
Fitiavan'Atra antsika no antony hilazany ny tokony atao sy ny tsy tokony.Marary ilay teny rehefa manao izany zavatra tsy mendrika izany isika saingy aleo dieny mbola velona no mibebaka sy miaiky ny fahotana ary mangataka famelana azy.Tsy fantatsika izay andro hialantsika ety.
Izay rehetra fananana, fahaizana,fahalalana ,fianakaviana sns dia avy taminy avokoa.Tiany isika ny hiadana,tiany isika ny hanankina ny fiaiantsika aminy ary tena tiany tokoa isika rehefa mahafantatra fa diso ka mifona aminy.

36 Fa inona no soa azon'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao aza, kanefa very ny ainy?
37 Fa inona no homen'ny olona ho takalon'ny ainy?

38 Fa na iza na iza no ho menatra Ahy sy ny teniko amin'ity taranaka sady mijangajanga no manota ity, dia ho menatra azy kosa ny Zanak'olona, raha avy amin'ny voninahitry ny Rainy mbamin'ny anjely masina.
Marka 8:36-38
34. rabilabila ( 25/09/2007 13:10)

Soanja>>>

Ny zaza dia hobeazina tsy ampitahorina fa ampalalaina ny zavamisy rehetra. Anjarany ny mandanjalanja. Toriana aminy ny atao hoe FITIAVANA . Rehefa mandeha ireo dia mizotra na hiala ho azy ny eritreretina hanao Ratsy

Tsy hitako izay tsipahina amin\'io fehezan-teninao io satria marina dia marina tokoa.

Ilay andininy faharoa no tsy dia hifanarahako aminao loatra .Ianao ary ary ambadika ary nametraka lohateny \"finoana vs moraly \" izay tsy dia nahazo succès loatra nefa tena fanontaniana tokony hapetraky ny mpino rehetra izay namaky ny baiboly .
Na izaho koa aza efa nametraka tany ambadika tàny hoe : misy zavatra hafa ao anatin\'ny baiboly toa ny psaumes ,proverbes,sy ny cantiques ;fa tsy niandry ireo akory ny olombelona vao nanana moraly .
Mbola tsy tonga tany Madagasikara akory ny mpitory teny kristianina dia efa nanana fahendrena ny Malagasy !!!
Efa nifanakalo hevitra isika (efa elaela ihany izay) momba ny réligion vs Darwin) sy ireo filozofy grika maro ( talohan\'ny JC ,izany hoe elabe talohan\'ny nanoratana ny baiboly ).Raha tsy diso aho dia efa nilaza fa hatramin\'izay nisian\'ny hominidés dia efa nisy ny lalàn\'ny fiaraha-monina raha tsy izany tsy tonga teto akory isika hiresaka , io lalàna io dia niova ,nihatsara miandàlana nohon\'ny fandinihina ny natiora ,ny zavatra tsy nety efa natao sns...
Hoy aho anefa hoe :
Io bokky atao réference lava io ( ny fahamarinany na tsia dia mbola takelaka hafa ),dia feno épisodes feno rà mandriaka ,fanolànana isan-karazany (ny zanaka sy ny ray ==> Zanak\'i Lota taminy ,ny mpianadahy , ny ray sy ny zanaka...),ireo fanafihana ara-tafika isan-karàzany izay feno fatin\'olona aman\'etsiny ,ny famitàhana isan-karazany na eo amin\'ny fiaralahiana ,na ny finamànana ,ireo famonoana isan-karazany izay tsy misy alaharo alaharo ,ireo fandringanana antokon\'olona ,fandringanana tanàna sns.....Tsy mi-chôme mihitsy ny sabatra fa mena lava .

Indro misy citation nataon\'i Abbé Jean Meslier (1664 - 1729)

Dans son testament, ce prêtre s\'est excusé d\'avoir enseigné la religion catholique. Les préjugés religieux empêchent l\'homme d\'être humain et vertueux en l\'aveuglant et en l\'empêchant de connaître sa vraie nature. La morale et la vertu ne sont pas compatibles avec un Dieu décrit par ses prophètes et ministres comme cruel et tyrannique. Pour bâtir les principes de la morale, les hommes n\'ont pas besoin de Dieu, ni de religion, mais seulement de bon sens et de réflexion sur leur nature ainsi que les objectifs de la société et de ses membres. Il faut expliquer aux hommes que le bien doit être fait pour eux-mêmes et non parce que Dieu l\'exige, que l\'on doit s\'abstenir du mal parce que la punition est dans ce monde et non dans l\'au-delà.

Io angamba no mibango ny tiako ambara momba ilay atao hoe :moraly .

35. soanja ( 25/09/2007 13:48)

Izay indrindra mantsy ry Rabila a. Raha mamaky ny hevitro hatramin'izay ianao dia ahita fa tsy references amin'io baiboly io ihany no ifaharako raha hiantso an'Andriamanitra aho.
Asa-tanan-dRaolombelona io na olombelona no nanoratra azy na nisy aza ny tsindrimandry, noho izany dia voatery ho tenin'Andriamanitra 100%. Hilaza aminao aho ry Rabila fa mamaky an'io aho rehefa misy zavatra tiako tadiavina sns dinganiko izay hitako fa resaka mazava fa fahaleman-dRaolombelona sy ny tombontsoany no manjaka fa tsy an'ilay Nahary azy.

Mivavaka aho satria mitaky izany ny fanahiko. Io fanahy io dia ilay mahaolombelona ahy, nomen'Andriamanitra ahy tamin'ny fotoana nanamboaran'i Ray amnadreniko ahy.

Mino aho fa io fanahy mitaky fivavahana io no koa tsapanao mampiaina ny atao hoe "Ethics" izay voizinao, saingy ny ahy ampifandraisiko amin'ny fisian'ilay Fanahy Mahery na Andriamanitra na higher power, matoa mantsy io misy ao aminao dia mahatsapa ianao ny FITIAVANA eo amin'ny samy mpiarabelona sy ny fahasoavana tokoa tandrovana amin'ny mahaolombeolona sy ny fiarahamonina. Io amiko ilay "Andriamanitra tsapa ao anaty amintsika mbola velona izao."

Io no filamatra PEACE/ fitoniana/serenity.

Misy Rabilabila ny olona afaka mahazo io fomba fijery io tsy ilaina eritreritra hamakiana boky sns fa misy olona kosa mila torolalana. Ao amin'ny baiboly dia misy torolalana be dia be azo ivoizana an'io. Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.

Raha any anaty Indian Reservations (Navajo, Cheyennes sns) aho no miresaka momba ny Fitoniana sy ny soa azo avy aminy dia tsy ny baiboly no entiko any fa boky hafa mifandraika amin'ny zavatra eken'ny sainy nefa hilaza ny hafatra tiako apetraka. Raha ho any Mada aho ka ho any Ambilomagodra dia ilay Razana nampifandray antsika mianakavy hatramin'zay fahagola sy ny Zanahary atam-pondoha sns no ampiasaiko. Iray ihany anefa ny rafitra Fitiavana hatrany.
" Ao anatinao matory i Kristy, io ilay Afo, Io ilay Andriamanitra mitaky anao hifandray amim-pitoniana amin'ny hafa, hanasoavanao ny hafa sy ny manodidina anao, dia tsy inona fa ny tontolo iaianana izay mitazona anao hijoro eo aminy. Tia anao io matoa mampijoro anao. Hajao io! Ny firoboroboan'ilay fanahy matory na mitoetra ao no hanome anao FIADANANA. Avy any anaty ny fiadanana fa tsy avy ety ivelany. Tsy ny volonao voloko blondy no hanome fiadanana anao fa ny fonao mandray Fitiavana sy manome Fitiavana ny hafa. "

Io ny ahy no religion-ko. Krsitianina io , bodista ary mety tsy hanana anarana. Ny hany fantatro dia MAHERY ANDRIAMANITRA SATRIA MIASA AO ANATIKO ISANANDRO ISANANDRO ARY TSY HITSAHATRA AHO HAMPIELY AZY AMIN'NY MANODIDINA AHY RAHA MBOLA VELON'AINA AHO.

Misaotra anao namaky hatramin'ny farany.:-*:-*:-*:-*

36. rrgmt ( 25/09/2007 19:52)
L'homme a marre de la religion. Ce qu'il veut, c'est le Salut : Jésus Christ qui renouvelle sa vie.
Jésus parmi nous, en nous, avec nous (Emmanuel), La Parole de Dieu incarnée. Donc la bible, c'est toujours Le Livre, La référence immortelle;
Tsy afaka miala amin'ny olona kristianina izany.
37. rabilabila ( 25/09/2007 21:54)
Soanja>>>

Mivavaka aho satria mitaky izany ny fanahiko. Io fanahy io dia ilay mahaolombelona ahy, nomen'Andriamanitra ahy tamin'ny fotoana nanamboaran'i Ray amnadreniko ahy.

Born to be christian ve zany io ?? Fanontaniana ny ahy fa tsy fitsaràna akory.

Mino aho fa io fanahy mitaky fivavahana io no koa tsapanao mampiaina ny atao hoe "Ethics" izay voizinao,

Fetsy aloha ianao an!!:lol::-D mitaky fivavahana hoy ianao .Mais non!!! Fa nahoana no tsy maitsy hitaky fivavahana ? Fa nahoana no tsy hisy làlana hafa hahatonga io " conscience " io ?

..matoa mantsy io misy ao aminao dia mahatsapa ianao ny FITIAVANA eo amin'ny samy mpiarabelona sy ny fahasoavana tokoa tandrovana amin'ny mahaolombeolona sy ny fiarahamonina. Io amiko ilay "Andriamanitra tsapa ao anaty amintsika mbola velona izao."

Fa nahoana no voatery tsy maitsy hisy andriamanitra ?

Raha any anaty Indian Reservations (Navajo, Cheyennes sns) aho no miresaka momba ny Fitoniana sy ny soa azo avy aminy dia tsy ny baiboly no entiko any fa boky hafa mifandraika amin'ny zavatra eken'ny sainy nefa hilaza ny hafatra tiako apetraka.

Fa nahoana moa izy ireo no iresahana momba ny fitoniana ?F'angaha moa izy ireo tsy olona tony sy tsy nahalàla izany raha tsy tolorana azy ilay izy ?Efa talohan'ny nahatongavan'ireo mpivavaka avy any Hollande , Irlande sns ...saiky protestant avokoa)dia tony dia tony tokoa ireo mponina ireo,ary en harmonie tanteraka amin'ny natiora ,nanana ny fahendreny , nanana ny maha-izy azy .Saingy indrisy !!!Raha mandinika ny kabary nataon'i Cochise ,na Sitting Bull ,na i Geronimo aho ( ireo no tanisaiko satria ireo no malaza indrindra ) ,na koa i Big Foot dia variana ihany ,ary menatra aho raha hiteny hoe izaho no hitondra resaka momba ny fitoniana aminy ,après les massacres qu'ils ont subi.Raha amin'ny saina tsy miangatra ry Soanja ,De quel droit on parlerait de Peace ou de serenity à tout un peuple qu'on parque dans des réserves ?

«Voyez Mes frères, le printemps est venu ; la terre a reçu l'étreinte du soleil, et nous verrons bientôt les fruits de cet amour!
Chaque graine s'éveille et de même chaque animal prend vie. C'est à ce mystérieux pouvoir que nous devons nous aussi notre existence ; c'est pourquoi nous concédons à nos voisins, même à nos voisins animaux, le même droit qu'à nous d'habiter cette terre.

Pourtant, écoutez-moi, vous tous, nous avons maintenant affaire à une autre race quand nos pères l'on rencontrée pour la première fois, mais aujourd'hui grande et arrogante. Assez étrangement, ils ont dans l'idée de cultiver le sol et l'amour de posséder est chez eux une maladie. Ces gens-là ont établi beaucoup de règles que les riches peuvent briser mais non les pauvres. Ils prélèvent des taxes sur les pauvres et les faibles pour entretenir les riches qui gouvernent. Ils revendiquent notre mère à tous, la terre, pour leur propres usages et se barricadent contre leurs voisins ; ils la défigurent avec leurs constructions et leurs ordures. Cette nation est pareille à un torrent de neige fondue qui sort de son lit et détruit tout sur son passage".

Ho an-drizareo avy ao Ambilomagodra indray :Mitovy ihany ny olako ,tsy nanana fahendrena angaha moa izy ireo na tsy nanana fahatoniana no handehanana hitory izany any aminy ? F'angaha moa ny fitonianao tsaratsara kokoa noho ny fitoniany ? Ahoana moa no ahafahanao mi-quantifier an'izany? Tsy tsaratsara kokoa ve ny mandefa ingénieur agronome ,na mpitsbo , na mpampianatra any aminy mba hahatsara kokoa ny fiainany farafaharatsiny ?
Ireo mpikaroka anthropologues na ethnologues dia nahatsapa tany amin'izay tany rehetra nalehany nanaovany fikarohana fa ny hevitra mivoy ireo mponina "chasseurs-cueilleurs" izay ataontsika hoe "primitifs" dia ny fandriampahalemana , ny fitandrovana ny maha-olona sy ny tontolo iainana ary ny fizaràna amin'ny hafa .Tsy izy ireo mihitsy akory no hamorona ny inquisition ary hanjakazaka amin'ny tany satria araky ny lazain'i Sitting Bull hoe :Ny tany no manome hanina ho ahy ,izy no renintsika ary tokony hajaina izy . Ireo mpino monothéiste anefa toa nahazo halàlana tamin'i Jehova hanjakazaka aminy !!!

Farany ,matory ao amiko i Kristy hoy ianao ,miala tsiny ,miala fondro aminao tanteraka aho fa tsy mino ,ary tsy mino tanteraka .Izay mety ho fihetsem-poko (na hafaliana ,na hatezerana ,na alahelo ...) dia avy amin'ny fandinihako ny manodidina ahy ,ary ireo fihetsem-poko ireo dia vokatry ny hormones ,ny neurotransmeteuurs sns izany hoe purement et simplement matériel.Tsy mila zavatra surnaturel aho raha te-hi-dominer ireo fa ny atidohako ihany no ampiasaiko hamokatra ireo hormones hi-éliminer ny effet ,raha sanatria moa ka tsy vitako izany dia mankàny amin'ny dokotera aho maka fanafody :anti-depresseur raha toa aho depressif , viagra raha toa aho ka tsy....,morphine na opiacée raha toa ka tsy tantiko ilay marary....
38. fahamarinana ( 26/09/2007 11:06)
soanja:
Mahereza hatrany mitory ny fitiavan'Andriamanitra fa izy ihany no hamoha ny fon'izay tsy mahalala.

:arrow:D'accord amin'io koa aho,tena d'accord ..Ilay fitiavana lehibe indrindra....(l)
39. soanja ( 26/09/2007 14:36)
fahamarinana:

soanja:
Mahereza hatrany mitory ny fitiavan'Andriamanitra fa izy ihany no hamoha ny fon'izay tsy mahalala.

:arrow:D'accord amin'io koa aho,tena d'accord ..Ilay fitiavana lehibe indrindra....(l)

Fahamarinana> Hanenika ny fiainantsika anie ny Fitiavan'i JK. :-*:-*:-*:-*:-*:-*

Rabilabila> Efa in-3 aho mamaly eto de tsy mivoaka fa lava loatra angamba ka aleo aloha hanoratra any amin'ny word izay vao poster-na eto an. Mitohy ny resantsika ka!
Manaja hatrany ny safidinao anefa aho. Soanja

40. fijo ( 26/09/2007 20:46)
rijadolly an,inona moa no tokony hampivarahontsana an'i fijo??ilay andriamanitra ve,raha mampitahotra izy tokony mba hiseo kely aloha fa tsy avelany hiantso maina ny vahoaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0749