FIHAONANA TSY NAMPOIZINA

81. fijo ( 09/10/2007 20:05)
aleo hanandrana klo ka,tsy hitady mpanotra ve avy eo
82. sasa ( 10/10/2007 04:29)
fijo ka efa misy mpanotra ato koa, za kosa aloha tena tsy mahabata an'iny Stephanie iny fa d ny manongo ihany no haiko :-D:-D:-D:-D
83. arialy ( 10/10/2007 18:16)
lasa resaka akibatabata le iz zany an:lol:
84. fijo ( 10/10/2007 19:32)
arialy an,ato anie resaka batabata,tsongotsongo kalikaly,safo safy sns e.
sasa an aza ampijaliana wa le taranaka
85. mbaliana ( 10/10/2007 20:08)
zanak'iza i stephanie? haiko ka... le fotsifotsy kely zanabazaha iny ve?
bataina amin'ny grue zay tsy zaka e...:-D:-D:-D
86. fijo ( 11/10/2007 19:19)
hoadray,atao inona grue ry kala fa hozatra be ireto ve ato inona an
87. mbaliana ( 11/10/2007 19:42)
fijo> maninona no hanenjakoditra nefa ny fitaovana hanamaivana an'izany misy? :-D:-D:-D
88. fijo ( 12/10/2007 19:43)
ka zay tsy tia fitaovan afa aleo asa vatana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.806