FIHAONANA TSY NAMPOIZINA

41. tywa68 ( 22/09/2007 08:55)
tsinjo : ny tsy afa-mandeh no eto e ! :cry: tsy manana numéro rahateo.
42. kelly13 ( 22/09/2007 10:59)
mba miantso any za rey vahoka fa odivandry zalahy fann a, hahahahaha
43. mbaliana ( 22/09/2007 20:48)
tsino> manorata hafatra manokana ho an'ny olona any dago any eka hainao fa mande ...
44. Veloo ( 23/09/2007 02:52)
iza doly ireo?8O
bebe # 1 sali njy hihihih
:-* doly nareo oooooooo
45. Fiffi ( 23/09/2007 17:53)
Veloo: tongasoa njay akia ndry an ! :):-*:-*:-*:-*

naritsimba: de efa lasa zay ny sabotsy an ! :)
46. watafon ( 23/09/2007 20:06)
veloo : ooohh ! tonga soa e ! fa taiza foana hono ? :-*:-*:-*
naritsimba : humm misy tsy fantatro kle ! hihi! d aza adino ny mitantara refa vita le fihaonana e !
47. sasa ( 24/09/2007 04:33)
kelly13 iza akia no nody fanina anjy izany? mety tena sahirana angamba akia satria betsaka ny fikarakarana natao an!
48. texe ( 24/09/2007 06:39)
tena milay be le fiaonana ta@ samedy e! sa aona ranary? Ny fitohizany koa taty @ sisiny zavatsa oka fotsiny e ihihiiii.De tongava indray ny sasany @ manaraka e!.
Naritsimba> avohay daholo le sary e!
49. ravatorano ( 24/09/2007 09:23)
miala tsiny fa tena tsy tafa ihany koa na dia niezaka ny ho tonga ihany aza tamin io
mafinaritra e
mlay b fa ny manetsa b mbola ho avy oooooo
50. texe ( 24/09/2007 09:51)
razoky e! aza manao fialan'ny liola ela fa koboko ange ela e? nilay koa ny tany na de tsy tonga aza ela e!.
51. yonikafopl ( 24/09/2007 14:45)
Nahafinaritra ny nihaona tamin'ireo namana, ary azoko lazaina eto fa namana tena namana , tsy hadino koa ny fihaonana tamireo namana tany Sab-Nam, nahafinaritra daholo, mirary soa anareo rehetra;
52. sasa ( 25/09/2007 04:23)
Yonikafopl otranreny izany isika refa mihaona realy mahafinaritra be an!
53. fijo ( 25/09/2007 20:17)
hoatr'ireny isika rehefa mihaona ka,izany mo ary yonika ô
54. sasa ( 26/09/2007 04:14)
fijo hi hi hi hi hi otranreny marina
55. mamzelkely ( 26/09/2007 15:08)
kelly13:

mba miantso any za rey vahoka fa odivandry zalahy fann a, hahahahaha


kelly aa ts nody fann fa tena ts henoko ny appel anao :oops::oops: sady en plus taty atrano vô fatatko hoe enao le niantso :°):-D:-D
56. fijo ( 26/09/2007 19:08)
ahhhh ny tena marina ry kelly de henony fa tsy nampoiziny hoe ndry de tsy noraisiny an.bedy io
57. sasa ( 01/10/2007 04:09)
fijo :-D:-D:-D fa iza le mibedy aloha :-D:-D
58. xxx ( 01/10/2007 09:45)
mlay tokoa angamba ny fihaonana e, fa enga anie tsy hisy zavatra ambadimbadika fa tena hotsorina imaso dooly ny alahelo isankarazany. mba tsy hisy hiafahafa eeee.
bizzzz
59. sasa ( 01/10/2007 10:25)
fa iza no misy alahelo :-w:-w:-w
60. tywa68 ( 01/10/2007 10:30)
sasa : i xxx malahelo ary efa niteny an'izany atsy ambadika atsy.:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4548