FIHAONANA TSY NAMPOIZINA
62. sasa
(
02/10/2007 04:13)
:-D:-D mamzelkely sy tywa68 mety hoe alahelonkanina angamba =))=)) na hoe malahelo fa tsy mahavita fihaonana otranreny :P
63. tywa68
(
02/10/2007 05:00)
nisy nanao bemaso indray tao dia misy koa ny carapace dia zay zany e :-D:-D
64. andryrabe
(
02/10/2007 05:45)
bezoro jiaby...zaho aloha tato ho ato de faly fa nihaona matetika taminareo maromaro e. mieritreritra ny hiverina matetika mihitsy aza de amzay kou mba hijereko anizany olona misy toetra na olona marary fo izany, de ho hita eo eeeee.
sasa...aza adino le zavtra nangatahiko an.
sasa...aza adino le zavtra nangatahiko an.
65. tywa68
(
02/10/2007 09:12)
andryrabe : mba asehoy sary eto zany nahafinaritra be zany e (hay misy marary fò ??)
66. sasa
(
02/10/2007 10:39)
tywa68 ary am fihaonana tsy nampoizina njy mahita an'le mahafinaritra be(sopapa io):-$ :-D:-D
iza indray zany nanao bemaso izany:-D:-D:-D
andryrabe handefaso hafatra za d teneno izay ilainao d raha misy aty amiko d tonga d grave-ko daholo e!
iza indray zany nanao bemaso izany:-D:-D:-D
andryrabe handefaso hafatra za d teneno izay ilainao d raha misy aty amiko d tonga d grave-ko daholo e!
71. andryrabe
(
04/10/2007 13:16)
sasa.. efa nolazaiko anao ihany ilay izy e. fa zany hoe tsy maninona na elaela aza fa sao de mikoropaka an;
tywa...ny sary efa ireny alefa'nysasany ireny fa raha mbola mila hafa nao de alefako paositra e. avelao ny adiresy . sinon ampitondraiko akama hafa e.
bye
tywa...ny sary efa ireny alefa'nysasany ireny fa raha mbola mila hafa nao de alefako paositra e. avelao ny adiresy . sinon ampitondraiko akama hafa e.
bye
74. tywa68
(
05/10/2007 05:22)
andryrabe : efa hoe alefa eto d mety koa (mila manao komantera miaraka manko hilazàna hoe iza no iza ?) tsy mahandry paositra zany fa atao inon fotsiny ny sera² ? :-D:-D
mbaliana sy fijo : miady lava tsssssss ! mifanaraha nareo hoe tsy i mbaliana no mibata fa i fijo :-D:-D
sasa : tsy araka intsony ny asa :-D:-D:-*
mbaliana sy fijo : miady lava tsssssss ! mifanaraha nareo hoe tsy i mbaliana no mibata fa i fijo :-D:-D
sasa : tsy araka intsony ny asa :-D:-D:-*
75. ari.malala
(
05/10/2007 06:29)
:-D:-D:-Dhay v misy mifampibata izany koa e!:-D:-D:-D:-D:-D
andryrabe, fanga mou enao ts eto Tana no halefa paositra ny sary? serasera nge efa paositra vita e:^)
andryrabe, fanga mou enao ts eto Tana no halefa paositra ny sary? serasera nge efa paositra vita e:^)
76. mbaliana
(
05/10/2007 08:11)
fa iza no miady e...
ny virja samy virja hono no tsy hiady...> be reska fotriny ireo fa ireo no tena mpiady lava :-D:-D:-D
fijo> tsy hahazaka ahy fa kely fingotra kely :-D:-D:-D:-D... raha za ndray no hibata azy... maivana loatra lery...:-D:-D:-D=))=))=))

77. sasa
(
05/10/2007 10:04)
mbaliana tsy zakandry kosa i fijo e! :-D:-D:-D:-D
tywa68 ka hita fa tsy vita ny asa nefa tsy maintsy mody aloha za androany fa .....
tywa68 ka hita fa tsy vita ny asa nefa tsy maintsy mody aloha za androany fa .....
79. fijo
(
05/10/2007 19:44)
sasa an aleo hibata eo fa te harary lamosina ngamba,i stephanie ngamba no hobatainy eo
80. sasa
(
08/10/2007 10:47)
fijo na i stephanie aza mbola tsy zakan'i mbaliana ihany koa,mafonja kely anie izy iny