Mbola ataony foana.
1. niryna
(
20/09/2007 06:04)
Tezitra ity olona iray fa isaky ny miangona hono izy dia kapohin'ilay rangahy eo akaikiny foana ny lamosiny.Tsy mba moramora hoy izy fa tena marary be.Inona no antony hoy izahay? Indraindray aho hoy izy matory.
Efa noteneniko izy hoy izy kanefa mbola manao ihany.Noresahiko ny vadiko hoy indray izy kanefa tsy mba niaro ahy akory.
Diso ve ilay rangahy raha mikapoka azy mafy mba hanaitra azy ao anaty tori-masony?
Inona izany no ataoko hoy izy (ilay matory io an)?

novalian'i ikaretsaka ny 25/09/2007 14:12
3. Rasiligaoma
(
20/09/2007 06:12)
avelao izy hatory sao ao amin'ny torimasony ao izy no mivavaka sy miresaka amin'Andriamanitra. sady tapahanareo ilay conversation tao anaty nofiny tao ka lasa tsy tadidiny akory, no mbola ataonareo marary izy
jereo aloha alohan'ny hanairana azy fotsiny! fa possible tokoa izany! Betsakany tantara ao anaty baiboly no tamin'ny alalan'ny nofy sy torimaso no nifankahitany amin'Andriamanitra, na ahitany ny hafany, raha tsy hitanisa ny nitondran'i Josefa ny Jesosy sy ny reniny tany ejipta na ny tsy niverenan''ireo Majy tany Jerosalema

4. tsaramaso
(
20/09/2007 08:12)
hahaahahaahaha!!!!!! raha misy mikapoka ny lamosinao de omeo koa ny kibo !!!!!!!
5. goms
(
20/09/2007 12:03)
aleo izy hatory fa ho azy ny fanjakan'ny lanitra.ary izay tsy nanota taminareo no aoka hikapoka azy
8. tsaramaso
(
20/09/2007 12:45)
ka inona no tsy marina @zany e ?!!!
mitsilanesa ndray !!!! hahahaahaahahaahhaa !!!!

10. ikaretsaka
(
20/09/2007 13:42)
mitsefotra eo ny fitombenany raha voky tsaramaso no kapokapohina eo fa aleo milamina:roll:
vao mainka evacuer-na ny fiangonana
vao mainka evacuer-na ny fiangonana
11. tsaramaso
(
20/09/2007 15:24)
hahahaahahaa!!! mahomby ny tetik'i tsaramaso rah zany le !!
Rehefa sady tsy mitsentsina siligaoma izy no tsy mihidy karetsaka fa mandefitra fotsiny !!!!!! hahahahaahaahahaa
i Jeankely mbola miasa saina mafy @zao lohany zao ihany !!! hahaaahaha !!!!

13. ikaretsaka
(
20/09/2007 22:47)
diso indray tsaramaso t@ iny: misokatra daholo ange ny fo, saina... sy ny sisa rehefa mivavaka
fa tsy tsetsemana siligaoma na hidina karetsaka izany e...
ny fiangonana aza mivoha tsara amin'io ko.. ny varavarana mibanabana tsara,
ny siligaoma tsy tsakoina fa sao voatelina eo

14. tsaramaso
(
20/09/2007 22:52)
mitsefotra eo ny fitombenany raha voky tsaramaso no kapokapohina eo fa aleo milamina
vao mainka evacuer-na ny fiangonana
diso indray tsaramaso t@ iny: misokatra daholo ange ny fo, saina... sy ny sisa rehefa mivavaka
1- olona matory sa olona mivavaka ilay kapohina ny lamosiny ???!!!!!!
2- inona no idiran'ny fo sy ny saina @ fitombenana mitsefotra ??!!!!!
Tena tsy diso i tsaramaso e !!!!!!!!!
15. Rasiligaoma
(
21/09/2007 05:48)
mba hidirako kely ny resakareo mirahalahy:
valin'ny fanontanian'i Tsaramaso:
1) sarotra ny maminany izany, araka io voalazako io ambony io hoe mety ao anaty torimasony ao izy no mivavaka sy mandray hevitra, tsy hay tsy hay izany!
2) miaraka misokatra daholo! fa ny fo sy ny saina mandray zavatra. fa ny fitombenana mandefa zavatra!:-D

17. niryna
(
21/09/2007 21:03)
Mandefitra:
Inona izany no ataoko hoy izy (ilay matory io an)?
Tsy matory refa ao ampiangonana :)
ka lery anie matory foana sady mirondrona mihitsy indraindray e,dia tezitra izy sady mampihomehy fa andeha hoteneniny hono ilay olona
19. niryna
(
21/09/2007 21:06)
Rasiligaoma:
avelao izy hatory sao ao amin'ny torimasony ao izy no mivavaka sy miresaka amin'Andriamanitra. sady tapahanareo ilay conversation tao anaty nofiny tao ka lasa tsy tadidiny akory, no mbola ataonareo marary izy
jereo aloha alohan'ny hanairana azy fotsiny! fa possible tokoa izany! Betsakany tantara ao anaty baiboly no tamin'ny alalan'ny nofy sy torimaso no nifankahitany amin'Andriamanitra, na ahitany ny hafany, raha tsy hitanisa ny nitondran'i Josefa ny Jesosy sy ny reniny tany ejipta na ny tsy niverenan''ireo Majy tany Jerosalema
Tsy miresaka izy ka ,tena matory.Mijery TV foana izy hono ka tsy matory raha tsy efa hadiva maraina ny andro avy eo anefa manatitra mpianatra dia tsy ampy torimaso,ka rehefa any am-piasana aza dia matory .
20. niryna
(
21/09/2007 21:09)
goms:
aleo izy hatory fa ho azy ny fanjakan'ny lanitra.ary izay tsy nanota taminareo no aoka hikapoka azy
:D hoy izy hoe raha mbola miteny azy sy mikapoka aminy hono ilay rangahy dia ataony mahita:roll:
Teo no nanomboka ny resaka hoe tsy azo atao ny mamaly ny ratsy LK 6:27,31
Jesosy tokoa mantsy nampianatra hoe aza mamaly ratsy ny ratsy.Sy ny hoe raha mamaleka ny tavanao havia izy omeo azy koa ny havanana.Raha izany no mitohy dia hiady ireo.