Mbola ataony foana.
21. niryna
(
21/09/2007 21:12)
tsaramaso:
hahaahahaahaha!!!!!! raha misy mikapoka ny lamosinao de omeo koa ny kibo !!!!!!!
mampihome tokoa fa saingy kristy koa no niteny an'io hoe raha misy mamelaka tehamaina ny takolakao havia dia omeo azy koa ny havanana
22. ikaretsaka
(
22/09/2007 14:53)
dia raha ny ambanimbanin'ny lamosina izany ohatra no misy mikapoka
dia omena azy hokapohiny koa ny eo aloha?
oooooooo:-D:^)

23. tsaramaso
(
22/09/2007 15:46)
niryna:
mampihome tokoa fa saingy kristy koa no niteny an'io hoe raha misy mamelaka tehamaina ny takolakao havia dia omeo azy koa ny havanana
Mampihomehy koa i Kristy ???!!!!!!
24. niryna
(
24/09/2007 03:58)
tsaramaso:
niryna:
mampihome tokoa fa saingy kristy koa no niteny an'io hoe raha misy mamelaka tehamaina ny takolakao havia dia omeo azy koa ny havanana
Mampihomehy koa i Kristy ???!!!!!!
tsaramaso a, ny tiany ho tenenina dia tsy tokony hamaly ratsy ny ratsy isika.Nahita olona aho a,ny didy folo no arahiny (aza mitsiriritra ny zavatry ny namanao,raha misy zavatra eny aminy ka misy milaza iny hoe mahafinaritra ahy ity na tiako ity,dia heveriny fa mitsiriritra izany ary dia omeny anao tokoa ilay izy.Jiosy io vehivavy io an.)
25. bozyboleta
(
24/09/2007 05:58)
Fitiavana no antony nikapohana ilay olona matory mba hampifoha azy handrenesany ny tenin'Andriamanitra.
Mety hoe mafy be ngamba le kapoka de mety mahatezitra; fa tsy le kapoka no jerena fa ilay fifohazana @ torimaso.

26. ikaretsaka
(
24/09/2007 11:55)
ary raha tao anaty dodo-ny tao Andriamanitra no nifampiresaka taminy ho'a ry boziboleta?
Ohatran'ny nataony t@ Josefa nahatonga an'izy 3 mianaka lasa tanyEjipta ohatra?

27. bozyboleta
(
24/09/2007 12:16)
Ka ity ange any ampiangonana e! Ny antony aleha any de hihaino toriteny mba hampitombo finoana.Ary malahelo le mahita azy matory hoe tsy maheno toriteny lery.
De atrehana aloha le toriteny, avy eo any antrano mi-dodo. Raha miresaka aminy indray moa Atra ao anaty dodo-ny ao vao mainka izy izany sambatra fa sady naheno toriteny tany ampiangonana no mbola niresahan'Atra.

29. niryna
(
25/09/2007 03:29)
bozyboleta:
Fitiavana no antony nikapohana ilay olona matory mba hampifoha azy handrenesany ny tenin'Andriamanitra.
Mety hoe mafy be ngamba le kapoka de mety mahatezitra; fa tsy le kapoka no jerena fa ilay fifohazana @ torimaso.
Izay mihitsy ilay izy,saingy tsy tiany ilay izy.Eritrereto hoe misy olona mirondrona eo akaikinao ary dia mihataka hianao kanefa mbola mirondrona foana ilay izy.Mpinama koa izy roa lahy saingy lasa lavitra ilay izy.Tsy te-hiteny intsony izy hoe aza kapohina aho fa tsy tiako izany.Tsy afaka amin'ny torimaso koa anefa izy(io dia filan'ny nofy no manjaka)Raha hijery TV izy dia hatory raha tiany?Mila miady amin'ny filan'ny nofy isika indraindray.:D
30. niryna
(
25/09/2007 03:32)
bozyboleta:
Ka ity ange any ampiangonana e! Ny antony aleha any de hihaino toriteny mba hampitombo finoana.Ary malahelo le mahita azy matory hoe tsy maheno toriteny lery.
De atrehana aloha le toriteny, avy eo any antrano mi-dodo. Raha miresaka aminy indray moa Atra ao anaty dodo-ny ao vao mainka izy izany sambatra fa sady naheno toriteny tany ampiangonana no mbola niresahan'Atra.
sady satana koa anie hoy ny pasitera izay hoe tsotsofiny ny devoly ny olona dia matory ho azy.:D
31. niryna
(
25/09/2007 03:35)
ikaretsaka:
nga hihaino toriteny irery kosa no atao any am-piangonana?:roll:
Ny torimaso indraindray dia tena mamitaka na tsy any am-piangonana aza.Reraka niasa alina ity olona ka noana dia nahandro saosisy.Aleo aloha aho hidaboka kely hoy izy.May kila firehitra teo ny saosisy ary niantso mpamonjy tramo may ilay olona tao amboniny.
Hidera an'Atra aloha no tena votoantin'ny andehanana any am-piangonana e.Saingy raha mahafantatra fa matory foana inona tokoa re no atao e? Akipoko kely ny masoko fa ny saiko mety maheno an
32. ikaretsaka
(
25/09/2007 14:12)
ka asiana timer anie ry niryna e.
Izay ilay hoe mba mila precautions
ny ahy @ alina dia efa voa time daholo dia hoe @ 5 sasany mandeha ho azy ny fanaovana kafe, @ zao mirehitra ny afo
dia mba jerena kao hoe hidaboka kely, fa alohan'ny hidabohana efa mba reglerna ny famataran'andro sy ny afon-tsaosisy.
ny any ambanivohitra lavitra be aza mahay manao izany @ kitay, hoe rehefa lany ny kitay dia masaka io