tsy ny mofo hoa fa za tsy niteny hoe: nofo kosa e
ny tohin'io anie de hoe: fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan Atra . izay hoe tsy resaka kaly ihany izany no tokony atao tsara sy ampy fa mila mamaky baiboly ianao ao antrano ,mivelona @ izay teny voavaky @izay rehetra aleha io @ko no fikarakarana ny vatana @maha tempolin' Atra azy
ny mpitondra fivavahana anie rehefa mitory teny dia manao fanoarana e!manova ny dikanny ko izany izy ireny satria tô miankina @ zava-misy eo no anaovany ilay fanoarana
tsy haiko na mazava @ao @izay ny tiako tenenina
raha @izao vanimpotoana izao hoa dia tsy solution ny mankany ampiangonana fa ny tempolin'Atra no karakarao
DE IZAY^:^^:^^:^^:^^:^