Nisy olon-kafa ankoatra Azy ve?Omeo porofo raha misy
61. rabilabila
(
20/09/2007 05:34)
:):lol::-P 1,2,3, Tandremo ary misy mamàlana.....Tsy matahotra ka!! Efa nianatra "kinga fo":lol:
63. mbaliana
(
20/09/2007 09:37)
rasiligaoma> omeo ary ny ton fa iny aloha no azoko nomena e...sao mba misy tsaratsara any aminao...:wink:
fijo> iza ndray ity rabibilahy noforoninao ity?:^):^)
fijo> iza ndray ity rabibilahy noforoninao ity?:^):^)
64. niryna
(
21/09/2007 04:48)
mbaliana:
Niryna> olombelona ianao ary tsy tonga lafatra ... ianao zay manao ny tenanao ho Atra kely mihitsy le olona tsy misy tsiny fa ny anao irery no marina...afaka manompa ianao fa ianao ihany no iasan'ny devoly araka ny teninao... tsy hanompa anao akory aho fa hivavaka kosa ho anao mba tsy ataon'ny devoly fitaovana ianao...rehefa tsy azonao ny zavatra lazaiko dia aza mamorona...
Ny fiainako (experience personnelle)dia tsy asarako amin'i Kristy na inn na inn ny zavatra ataoko.. ka raha ho tantaraiko anao eto ny fiainako hatrizay ka hatramin'izao nahatsapako ny Tanan' ATra mintantana ahy isanandro tsy ho vitanao ny hamaky azy...tsy ataoko lasako vavany mipetsopetsona hitantara zay tany anaty baiboly ny no ataoko fa fampiharana izany ao anaty ny fiainako...
Marimaritra iraisana amin'ny Finoana hafa? no tsy azonao... tadidio ny didy lehibe indrindra manaraka ny didy voalohany: mifankatiava ianareo toy ny nitiavako anareo... tsy ny fanenjehana ny hafa finoana no ahafahana manantanteraka zany fa fampiharina an'izany eo amin'ny fiainana...
Tsy ianao niryna no nanome lesona ahy teto azafady ary tsy mbola nikritik fomba fivavahan'olon-kafa mihitsy aho teto.. fa ianao irery no nanao izany hatramin'izay nahitako ny dinika napetrakao teto...satria ianao manao ny tenanao ho Atra kely tompon'ny fahamarinana amin'izay hevitra rehetra mande eto...
Izay fiteninao tsy maninona ka,tsy tia mihaino ny ao anaty baiboly hianao,satria aho tsy manome ny fomba na izay fantatry ny saiko.Ny baiboly izay voasoratra no omeko.
65. niryna
(
21/09/2007 04:56)
rabilabila:
Niryna>>>>
Raha tianao ny hilalao amiko dia vonona aho ,fa izaho koa mahay baiboly (farafaha-ratsiny aho niezaka nahafantatra aloha vao nitsipaka ).
Tsy azoko ny tianao ho tenenina?
=))=)) 8 Aoka tsy hiala amin'ny vavanao ity bokin'ny lalàna ity, fa saintsaino andro aman-alina, hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo; ary amin'izany dia hahalavorary ny làlanao hianao sady hambinina.
9 Tsy efa nandidy anao va Aho? Koa mahereza sy mahatanjaha; aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao Jehovah Andriamanitrao amin'izay rehetra alehanao. Josoa 1:8-9
66. mbaliana
(
21/09/2007 10:22)
niryna>
ny famakiana fotsiny ny voasoratra dia tsy hahazoana vokany mihitsy fa raha arahin'asa dia ahazoana vokan-tsoa...
fampiharana ny voasoratra amin'ny fiainana no tena inoana fa ahazonao ary tena iainanao ny teny izay voasoratra ao anaty baiboly
Izay fiteninao tsy maninona ka,tsy tia mihaino ny ao anaty baiboly hianao,satria aho tsy manome ny fomba na izay fantatry ny saiko.Ny baiboly izay voasoratra no omeko.
ny famakiana fotsiny ny voasoratra dia tsy hahazoana vokany mihitsy fa raha arahin'asa dia ahazoana vokan-tsoa...
fampiharana ny voasoratra amin'ny fiainana no tena inoana fa ahazonao ary tena iainanao ny teny izay voasoratra ao anaty baiboly
67. tywa68
(
21/09/2007 10:49)
niryna : na heverinao fa ilay anaty baiboly aza no omenao, dia samy manana ny fandraisany azy ny olona, satria mila porofo hafa mampiseho fa tena ampiharinao ireo tanterinao ireo.:lol: tsy mora fa tsy atao hahakivy akory.:lol:
68. rabilabila
(
21/09/2007 18:42)
Hoy niryna
9 Tsy efa nandidy anao va Aho? Koa mahereza sy mahatanjaha; aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao Jehovah Andriamanitrao amin'izay rehetra alehanao. Josoa 1:8-9
Chronologiquement parlant io notsongainao io dia ity no vokany:
Josoa 11:12 Ary ny tanàna rehetra izay an'ireny mpanjaka ireny sy ny mpanjakany rehetra dia azon'i Josoa ary nasiany tamin'ny lelan-tsabatra ka naringany, araka izay efa nandidian'i Mosesy, mpanompon'i Jehovah.
Izany hoe tena nahazo aàlana izany i Josoa hanao ny exterminations systématiques tamin'izay nalehany satria efa nahazo baiko hoe :"pas de quartiers".
Asakasakao aloha !!!!:?:
69. rabilabila
(
21/09/2007 20:07)
Mbaliana>>>
izany no nitenanako ho experience personnelle foana no ilazako fa VELONA ATO AMIKO I JESOA.. za mitantara ny iainako azy, za valianao amin\'ny experience vita ny hafa....
Tsy efa \"clos \" ve ilay resaka momba ilay expérience perso e!!! Efa tsy nasiako resaka intsony iny fa ny fanontanianao sisa no valiako .
aiza ho aiza ny fiainanao sy ny maha ianao ANAO amin\'izany zava-miseho...dia entin\'ny secretion na substance foana ve ny emotion ny olona sa MBA AFAKA MISAFIDY (mi-dominer ihany ny tsirairay) manaraka ny lalana hafa malgré les autres secretions ou circostances...
tsy ny hafa no miaina amin\'ny fiainako fa izaho ihany..mino aho fa ny anao koa toraky zany.
Ny zavatra nolazaiko Mbaliana , dia ny vokatry ny fandinihina sy ny fikarohana ara-tsiansa a!! Ny secretions rehetra dia misy fiantraikany amin\'ny humeur-nao daholo (montée d\'adrenaline , dopamine ,montée d\'acide dans l\'estomac..............) Mazàva ho azy fa azonao toherina ny fiantraikany ,ary avy any amin\'ny atidohanao ihany no manao ny équilibre ( raha tsy mahavita manohitra sur-sécretion téstosterone ohatra ny olona iray dia mety mamoa-doza ,izay no mety hanaovana ilay hoe castration chimique )sns...
ohatra iray omeko:
Nifanena tamin\'i Zakélina na i Zandedié i Mbaliana dia nidobodoboka ilay fo kely , connexions re izao tao anaty atidoha izao e!!Fa naninona kay i Mbaliana no nitodika dia nanaraka hikôtikôty azy ? Satria niakatra ny substance nahatonga ho sahisahy .Dia rehefa zakan\'i Mbaliana izy dia hoy ianao isaky ny mahita na mieritreritra azy :\" tena lafatra ny fiainako hatr\'izay nahalalàko azy \" ;Toa mora daholo izay zavatra atao ,toa mandeha ho azy ny rehetra .Inona no antony ? satria rehefa mieritreritra ilay olon-tiana dia miala any i ra-dopamine.
Marina fa manàla ilay \"romantisme\" ny fahalalàna ny zavatra mitranga physiologiquement ;fa ny tiako nolazaina hatrany am-boalohany dia amiko sy ho an\'ireo athée matérialiste dia misy antony sy dikany ny zava-drehetra ary izay mbola tsy fantatra dia satria mbola tsy nahitam-baliny fotsiny .
Izay no nahatonga ahy niteny tary ambony tary hoe ny finoana=foi koa manome ireo reactions physiologiques ireo .
ohatra izao i tsaramaso na i niryna rehefa mamaky ny zavatra soratako dia miakatra ny adrénaline fa ny reaction-jareo no tsy mitovy ;ny an\'i tsaramaso mety misy hompa variraraka any ambadiky ny écran ,ny an\'i niryna mety hoe :\"mivoaha ry satana \" na ny hoe \" mamelà azy fa tsy fantany izay ataony \" fa tsy hifanakalo hevitra amiko toa anao izy ( ny anao izao mety miala any i ra-....ine hanosika anao tsy hionona fa hametra-panontaniana amiko indray ).
Averiko indray fa ,effectivement ,tsy romantique ilay izy fa fanazavàna fotsiny iny ;izany hoe:rehefa hikôtikôty ianao dia aza eritreretina fa alaivo mora fotsiny:lol::D:oops:
70. niryna
(
22/09/2007 02:18)
tywa68:
niryna : na heverinao fa ilay anaty baiboly aza no omenao, dia samy manana ny fandraisany azy ny olona, satria mila porofo hafa mampiseho fa tena ampiharinao ireo tanterinao ireo.:lol: tsy mora fa tsy atao hahakivy akory.:lol:
misaotra anao.
71. niryna
(
22/09/2007 02:47)
mbaliana:
niryna>
Izay fiteninao tsy maninona ka,tsy tia mihaino ny ao anaty baiboly hianao,satria aho tsy manome ny fomba na izay fantatry ny saiko.Ny baiboly izay voasoratra no omeko.
ny famakiana fotsiny ny voasoratra dia tsy hahazoana vokany mihitsy fa raha arahin'asa dia ahazoana vokan-tsoa...
fampiharana ny voasoratra amin'ny fiainana no tena inoana fa ahazonao ary tena iainanao ny teny izay voasoratra ao anaty baiboly
Marina izany sady anjaran-tsika fotsiny no manely ny soratra masina.Tsy isika no afaka hanery azy na hino na tsy hino.Efa fantatr'Atra ny hino sy tsy hino azy.Omeny chance fotsiny isika sao mba maheno ny tenin'Atra ka hiova.
Nisy rangahy mpanan-karena be izay ,tsy mba manana fifaliana izy ary dia tampa-kevitra izy fa andeha hamonontena eny ambonin'ny tetezana satria tsy mahay milomano izy ka mora ho azy ny ho faty hono.Nony tonga teny ambony tetezana anefa izy dia nisy ankizy lahy kely nitazona ny morotongotry ny pantalohany ary dia niangavy azy mba hanome vola azy hividianany sakafo fa tsy nihinan-kanina nandritra ny telo andro izy mianakavy kely.Andao aho hoy ity mpanankarena ho ento any an-tranonareo.Navoakany daholo ny vola tany am-paosiny ary dia faly,nibitaka ny hafaliana izy mianakavy kely nihosahona nihinana sakafo.Izay zavatra izay no nasehon'Atra an'ity rangahy ary dia adinony teo ny famonoana tena fa lasa nanampy ny mahantra izy mandra-pahafatiny.:D
72. niryna
(
24/09/2007 04:20)
tywa68:
niryna : na heverinao fa ilay anaty baiboly aza no omenao, dia samy manana ny fandraisany azy ny olona, satria mila porofo hafa mampiseho fa tena ampiharinao ireo tanterinao ireo.:lol: tsy mora fa tsy atao hahakivy akory.:lol:
Ity misy teny kely
Nandritra ny fotoana izay nihainako hoy izy dia niaraka tamiko Hianao,nitantana ny tanako Hianao.
Tao anaty ala-mangitrokitroka,tao anaty onjan-dranomasina,teo amorom-pasika ,tsy nisaraka amiko Hianao fa nitantana ny tanako hatrany.
Rehefa tonga ny fotoana hialako ety an-tany ,any an-danitra ihany koa,io Hianao fa mbola mitantana ny tanako ihany.
:D Manana fanantenana isika fa hiaraka amintsika hatrany ny Tompo"Tsy andaho anao aho ,na hisaraka anao"
73. mbaliana
(
24/09/2007 19:42)
rabilabila>> dia tsy misy azoko intsony ny zavatra lazainao... ny hany azoko avaly anao dia izao :
tsy mandà ny réactions physiologiques aho na amin'ny situations inona na amin'ny situations inona... ny haiko fotsiny dia hoe ireo réactions ireo dia azo controller-na foana arakaraky ny safidin'ny tsirairay... ma miakatra ny dopamine na ny adrenaline... azo contrarier-na foana ny réactions ndry zareo arakaraky ny tian'le olona ihany io.. na hitako fa mahafatifaty aza i Zakélina na i Zandedié dia nidobodoboka ilay fo kely, na tao aza ny envie te hanaraka sy hikotikoty, rehefa ataoko ao an-tsaina fa tsy azoko atao ny manao an'izany noho ny antony za irery no mahalala azy... dia tsy ataoko...
Marina fa manàla ilay "romantisme" ny fahalalàna ny zavatra mitranga physiologiquement ;fa ny tiako nolazaina hatrany am-boalohany dia amiko sy ho an'ireo athée matérialiste dia misy antony sy dikany ny zava-drehetra ary izay mbola tsy fantatra dia satria mbola tsy nahitam-baliny fotsiny .
tsy mandà ny réactions physiologiques aho na amin'ny situations inona na amin'ny situations inona... ny haiko fotsiny dia hoe ireo réactions ireo dia azo controller-na foana arakaraky ny safidin'ny tsirairay... ma miakatra ny dopamine na ny adrenaline... azo contrarier-na foana ny réactions ndry zareo arakaraky ny tian'le olona ihany io.. na hitako fa mahafatifaty aza i Zakélina na i Zandedié dia nidobodoboka ilay fo kely, na tao aza ny envie te hanaraka sy hikotikoty, rehefa ataoko ao an-tsaina fa tsy azoko atao ny manao an'izany noho ny antony za irery no mahalala azy... dia tsy ataoko...
74. mbaliana
(
24/09/2007 20:19)
niryna>> za aloha mba gaga hoe inn no mahatonga anao mieritreritra hoe izaho tsy tia mihaino ny ao anaty baiboly???... tsy fantatrao akory aho...
Za tsy mitanisa ny ao anaty baiboly fa miezaka fotsiny ny itarika kosa ny olona hanao ny marina sy ny tokony hatao... araka fomba fisainako nahazoako ny tenin\'Atra mifanandrify amin\'izany.
Za tsy mitanisa ny ao anaty baiboly fa miezaka fotsiny ny itarika kosa ny olona hanao ny marina sy ny tokony hatao... araka fomba fisainako nahazoako ny tenin\'Atra mifanandrify amin\'izany.
75. rabilabila
(
24/09/2007 21:24)
mbaliana>>>
Azonao tsara ny tiako nolazaina ,ary io famelabelaranao io dia efa nolazaiko testsy ambony:
Hoy aho:
Misaotra.
Azonao tsara ny tiako nolazaina ,ary io famelabelaranao io dia efa nolazaiko testsy ambony:
Hoy aho:
Mazàva ho azy fa azonao toherina ny fiantraikany ,ary avy any amin'ny atidohanao ihany no manao ny équilibre ( raha tsy mahavita manohitra sur-sécretion téstosterone ohatra ny olona iray dia mety mamoa-doza ,izay no mety hanaovana ilay hoe castration chimique )sns...
Misaotra.
76. niryna
(
25/09/2007 03:40)
mbaliana:
niryna>> za aloha mba gaga hoe inn no mahatonga anao mieritreritra hoe izaho tsy tia mihaino ny ao anaty baiboly???... tsy fantatrao akory aho...
Za tsy mitanisa ny ao anaty baiboly fa miezaka fotsiny ny itarika kosa ny olona hanao ny marina sy ny tokony hatao... araka fomba fisainako nahazoako ny tenin\'Atra mifanandrify amin\'izany.
Izaho angaha niteny anao hoe tsy tia mamaky baiboly hianao.Manazava aho hoe anjarantsika fotsiny no manome ny olona ka.Miala tsiny raha izay no fandraisanao azy.:cry: Marina izany ka,izay mifanandrify ny tenin'Atra no hiezahana ho fantatra ary raha tsy mahazo isika dia mivavaka mangataka an'Atra ny omeny ny FM hanazava izany teny izany amintsika.
77. mbaliana
(
25/09/2007 10:32)
niryna>>
jereo ao amin'ny hevitra 63 amin'ity takelaka ity dia ho hitanao ao ny zavara nosoratanao ho ahy.. io navahako eo ambony io... 8O
Izay fiteninao tsy maninona ka,tsy tia mihaino ny ao anaty baiboly hianao,satria aho tsy manome ny fomba na izay fantatry ny saiko.Ny baiboly izay voasoratra no omeko.
jereo ao amin'ny hevitra 63 amin'ity takelaka ity dia ho hitanao ao ny zavara nosoratanao ho ahy.. io navahako eo ambony io... 8O
80. mbaliana
(
25/09/2007 18:38)
tywa68> hihihi ze rehetra azo ampiakarina akia... asa na misy karazany firy izy ao na firy...:-D:-D:-D
