Nisy olon-kafa ankoatra Azy ve?Omeo porofo raha misy
41. niryna
(
16/09/2007 07:00)
ikaretsaka:
efa eeeeela aho no namoy ny hoe raha izay tianao momba ny finoana arahinao ihany no inoanao fa izay tsy azoazonao dia odianao fanina na avelanao any, dia tsy finoana intsony no inoanao fa ny tenanao
ka io izay fantatrao sy ao an-tsainao fa tsy misy na iray aza ao anaty baiboly kou,matoa tsy nisy nanaraka dia ao raha.oops.
Ny ondry mahalala ny mpiandry azy.Ary ny mpiandry ondry koa mahalala ny ondry izay ao anaty valany.Misy ny any ivelan'ny vala saingy tonga ilay ambodia mitafy zanak'ondry mandrapaka sy manao telomoka azy dia tsy afaka mikofoka izy ireo satria mbola misotro ronono.:D:D
42. niryna
(
16/09/2007 07:01)
ikaretsaka:
mitovy fijery @ mbaliana sy i gasynamana
ianao koa anie mpanarakefa hatrizay koa inona moa no olana amin'izany? Tsy mafana tsy mangatsiaka hoy ny tenin'Atra .
43. niryna
(
16/09/2007 07:18)
xxx:
Matoa isika izany mitory ny teniny dia misy FM avy aminy ao ahafahantsika mitantara sy midera sy mamporisika ny tsy mahalala Azy.
FM firy io ry nirina????
Na isika miaraka aminy na isika tsy miaraka aminy.Tsy misy ny matimaty.Na velona (fanahintsika dia ho velona mandrakizay rehefa mino an'i Kristy isika)na maty(maty noho ny ota ka rehefa tonga ny fitsarana dia ho faty mandrakizay raha tsy mino Azy) fa tsy hoe matimaty.
Atra Ray,Atra Zanaka ary ny Fanahy Masina ireo izay Telo Izay Iray(trinity)
Fanahy masina no miaraka amintsika,Fanahy Masina mampianatra antsika ny tenin'Atra,FM no mitomany rehefa tsy manaraka ny sitrapon'Atra isika,FM no mitari-dalana antsika,FM no manoro antsika mba andeha amin'ny fahamarinana sy hanao ny marina mandrakariva,FM no miady ny devoly izay mitondra antsika amin'ny fakam-panahy maro samy hafa.
(Io Fanahy Masina io izay manana asa marobe,raha milaza isika fa tsy manana azy dia mila mandinintena.
FM izay niaraka ny olona tao aorian'i nahafatesan'i Kristy )
Moa ve isika tena mivavaka amin'i Kristy tokoa?
Moa ve isika manao azy ho Tompontsika?
Moa ve Kristy no Mpanavotra antsika?
Moa ve isika efa nibebaka sy nangataka famelan-keloka taminy?
Raha mandeha miangona isika androany ka miverina any an-trano tsy nahazo hery dia mandiniha-tena fa tena mivavaka aminy tokoa ve aho?Maninona Izy no tsy mamaly ny vavako?Maninona aho no mitovy ny fiainako taloha ihany ,toa tsy mba faly,tsy manana fanantenana,tsy misy fiovana ny fiainako fa ny omaly tsy miova.
Ho an'Atra irery anie ny voninahitra,mivavaha ary mangataha aminy mba omeny ny Fanahy Masina hiaraka aminao.
44. niryna
(
16/09/2007 07:24)
piste:
Hoy niryna :
ireo milaza azy ho kristiana ihany no manohitra ny kristiana namany kristy ve dia ho faly amin'izany? Aiza ilay fampianarana teo aloha hoe Iray ao amin'ny Tompo,iray ao amin'ny Fanahy ,iray ao amin'ATra,ary iray ao amin'ny Batemy ?
Asa iza tokoa re no mpanao an'io fomba tsy dia katolika loatra io.
Gasynamana sy Mbaliana : ara-dalàna ilay fanehoan-kevitra. Mety hibebaka ihany aho raha izao no mitohy kle !
Fa ahoana ny finoana katolika?
Fa angaha moa ny anarana katolika no hinoana fa tsy kristy,sa tsy manaraka ny teniny ny katolika?
1 Jehovah ô, aza izahay, aza izahay no omena voninahitra, Fa ny anaranao ihany, Noho ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao.
2 Nahoana ny jentilisa no manao hoe: Aiza izay Andriamaniny?
3 Nefa any an-danitra Andriamanitsika; Efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.
4 Volafotsy sy volamena ny sampin'ireny, Asan'ny tanan'olona:
5 Manam-bava izy. fa tsy miteny; Mana-maso izy, fa tsy mahita;
6 Manan-tsofina izy, fa tsy mandre; Manana orona izy, fa tsy manimbolo:
7 Manan-tanana izy, fa tsy mandray; Manan-tongotra izy, fa tsy mandeha; Ary tsy mahaloa-peo ny tendany.
8 Ho tahaka azy izay manao azy Sy izay rehetra matoky azy. Sal 115:1-8
Dia io farany io no hafatry ny Tompo ho tahaka azy izay manao azy sy izay rehetra matoky azy.
Hafany io an.
45. gasynamana
(
16/09/2007 12:51)
Ho an'i nyrina:
Fanamarihana kely: fomba fiteny ny hoe: "tsy dia katolika loatra", noho izany tsy misy idiran'ny Fiangonana katolika na finoana Katolika, ka aza afangaro. Izay no lazaiko àry amin'ny soso-kevitra hoe: mila mamatatra ny tontolo misy azy ny mpitory teny, mba tsy hiteniteny foana...
Raha dikan-teny indray no jerena dia izao: ny dikan'ny hoe: Katolika dia universel. Noho izany dia mitombina soa aman-tsara ny fanontanian'i piste. Satria ianao nilaza hoe:

ireo milaza azy ho kristiana ihany no manohitra ny kristiana namany kristy ve dia ho faly amin'izany? Aiza ilay fampianarana teo aloha hoe Iray ao amin'ny Tompo,iray ao amin'ny Fanahy ,iray ao amin'ATra,ary iray ao amin'ny Batemy ?dia novaliany hoe
Asa iza tokoa re no mpanao an'io fomba tsy dia katolika loatra io.Tsy nilaza sy tsy nanondro olona izy hoe i anona na i anona, fa aoka hahatsiaro tena izay manao izany.
46. ikaretsaka
(
16/09/2007 13:09)
hi hi hi
tsy dia manara dalana loatra ny dikan'ny hoe "tsy dia katolika loatra" ka:

47. mbaliana
(
16/09/2007 21:19)
Niryna> olombelona ianao ary tsy tonga lafatra ... ianao zay manao ny tenanao ho Atra kely mihitsy le olona tsy misy tsiny fa ny anao irery no marina...afaka manompa ianao fa ianao ihany no iasan'ny devoly araka ny teninao... tsy hanompa anao akory aho fa hivavaka kosa ho anao mba tsy ataon'ny devoly fitaovana ianao...rehefa tsy azonao ny zavatra lazaiko dia aza mamorona...
Ny fiainako (experience personnelle)dia tsy asarako amin'i Kristy na inn na inn ny zavatra ataoko.. ka raha ho tantaraiko anao eto ny fiainako hatrizay ka hatramin'izao nahatsapako ny Tanan' ATra mintantana ahy isanandro tsy ho vitanao ny hamaky azy...tsy ataoko lasako vavany mipetsopetsona hitantara zay tany anaty baiboly ny no ataoko fa fampiharana izany ao anaty ny fiainako...
Marimaritra iraisana amin'ny Finoana hafa? no tsy azonao... tadidio ny didy lehibe indrindra manaraka ny didy voalohany: mifankatiava ianareo toy ny nitiavako anareo... tsy ny fanenjehana ny hafa finoana no ahafahana manantanteraka zany fa fampiharina an'izany eo amin'ny fiainana...
Tsy ianao niryna no nanome lesona ahy teto azafady ary tsy mbola nikritik fomba fivavahan'olon-kafa mihitsy aho teto.. fa ianao irery no nanao izany hatramin'izay nahitako ny dinika napetrakao teto...satria ianao manao ny tenanao ho Atra kely tompon'ny fahamarinana amin'izay hevitra rehetra mande eto...

48. rabilabila
(
16/09/2007 21:29)
Fa i niryna ve dia tsy manana ny heviny manokana fa dia mitanisa verbe foana e!!Niryna a!! ajanony ilay \"jugements de valeur \" fa tsy dia mendrika loatra ho an\'ny olona manana \"raison\"
Tsy misy mamaly ilay fanontaniako hoe :\"inona no atao hoe porofo?\"
Nisy namaly tany ambony tany hoe \"expérience personnelle-ny ny porofo.
Hatramin\'ny hoviana teto an-tany no nisy expérience personnelle lasa porofo universelle?
Tant mieux ho anareo raha eritreretinareo fa ny faha sitrana na tsy ny naha-voasava taratasy dia vokatry ny valim-bavakareo .Ny toa adinonareo dia vokatry ny fitsboana sy ny fandrosoana amin\'ny fikarohana izay nateraky ny siansa dia nanampy ilay fahasitrànana sa ny tanan\'andriamanitra koa no nanampy ilay mpikaroka nahita fanàfana ,sy ilay mpitsabo nandidy na nanome fanafody ?
Efa fantatro fa raha sanatria ,sanatria hoy aho ,miverina ilay homa-miadana dia ny havalinareo dia hoe fitsapàna !!!!
Hoy aho koa hoe :\"ne prenez pas comme vérité absolue ce que vous croyez \"
Namaly moa i Gasynamana ary rehefa zohiana ny resany dia \"vérité\" ho azy ihany ilay izy fa tsy absolue akory.
hpy i Gasynamana:
Siora ve ianareo fa hahatanty izay lazain\'ilay mpanohitra ?siora ve ianareo fa tsy hilaza ahy ho amboadia mitafy hodi-janak\'ondry,na koa hoe voabaikon\'i satana?
I Gasynamana ihany dia namaly azy tao amin\'ny famelabelarany:
Inona no dikan\'io fehezan-teny io ? Tsy vonona ny hiady hevitra .
Izao ary e!! Ndeha hiditra amin\'ny fitànisàna verben\'i niryna aho ary manàsa azy hamaky ireto toko sy andininy vitsivitsy ireto:
genesisy19,1-14;19,26
genesisy19,30-38 tantaran\'i Lota
SamoelaII 13,1-34
isaia 65,11-14;66,24
korintianina I 16,22
hebreo 10,26-31
ary hamaranako azy:
matio10,34-36
Ny tiako lazaina fotsiny dia aza tsongoina fotsiny izay mi-arranger anareo ,fa sahia mamaky ny boky \"revelé\" hatramin\'ny voalohany ka hatramin\'ny farany dia ho hitànareo fa ni-s\'inspirer tao daholo ireo olona niantsy ary nanangana ady teo amin\'ny tantaran\'izao tontolo izao :nanomboka tamin\'ny famonoana ireo \"hérétiques\" ka hatramin\'ny fanafihana an\'i Irak ,ary nandalo tamin\'ny extérminations teto Eoropa sy tany Rwanda.

Raisina izay hita fa marina, toherina amin\'ny fomba mazava kosa izay hita fa diso, ary angatahana fanazavana izay tsy mazava.
Siora ve ianareo fa hahatanty izay lazain\'ilay mpanohitra ?siora ve ianareo fa tsy hilaza ahy ho amboadia mitafy hodi-janak\'ondry,na koa hoe voabaikon\'i satana?
I Gasynamana ihany dia namaly azy tao amin\'ny famelabelarany:
Na iza hilaza fa diso izany sy hanaporofo amiko fa tsy nisy an\'izany dia inoako fa marina izany satria tena marina
Inona no dikan\'io fehezan-teny io ? Tsy vonona ny hiady hevitra .
Izao ary e!! Ndeha hiditra amin\'ny fitànisàna verben\'i niryna aho ary manàsa azy hamaky ireto toko sy andininy vitsivitsy ireto:
genesisy19,1-14;19,26
genesisy19,30-38 tantaran\'i Lota
SamoelaII 13,1-34
isaia 65,11-14;66,24
korintianina I 16,22
hebreo 10,26-31
ary hamaranako azy:
matio10,34-36
Ny tiako lazaina fotsiny dia aza tsongoina fotsiny izay mi-arranger anareo ,fa sahia mamaky ny boky \"revelé\" hatramin\'ny voalohany ka hatramin\'ny farany dia ho hitànareo fa ni-s\'inspirer tao daholo ireo olona niantsy ary nanangana ady teo amin\'ny tantaran\'izao tontolo izao :nanomboka tamin\'ny famonoana ireo \"hérétiques\" ka hatramin\'ny fanafihana an\'i Irak ,ary nandalo tamin\'ny extérminations teto Eoropa sy tany Rwanda.
49. mbaliana
(
16/09/2007 21:41)
rabilabila> za kosa tsy niteny hoe experience-ko personnelle no verité universelle... manamafy ny finoako an'Atra ny zavatra niseho ary miseho eo amin'ny fiainako...tsy manery ny olona hafa hino zay hinoako aho... milaza fotsiny ny zavatra miseho amiko ka mahatonga ahy hino....misy ny mitovy hevitro amiko arahaba soa arahaba tsara... rehefa tsy misy mitovy, ny ahy tohiziko foana...
Ny finoana anie tsy formule e... ka porofoina amin'ny zavatra anankiray tsy miova mihitsy.. ohatry ny 1/2o miaraka H2 dia ahazoana H20
Ny finoana dia ianao irery ihany no mi-gérer azy...ny fomba isehoan'izany aminao mety tsy hitovy amin'ny fisehony amiko...

50. mbaliana
(
16/09/2007 21:59)
rabilabila> efa lasalavitra marina ny technologie saingy mbola tsy hitan'ny mpanao fikarohana wa dia mamorona olombelona iray tsy mitovy amin'iza na iza fa unique ohatra ahy sy ianao ...
io koa moa tonga amin'le fitenenana hoe ny fihevitrao tsy mitovy amin'ny fhevitr'Atra...fa za aloha mino fa: vokatry ny fitsaboana sy ny fandrosoana amin'ny fikarohana izay nateraky ny siansa dia nanampy ilay fahasitrànana ARY(nosoloiko ny sa nosoratanao) ny tanan'andriamanitra koa no nanampy ilay mpikaroka nahita fanàfana ,sy ilay mpitsabo nandidy na nanome fanafody,, izaho no mino fa tsy haiko ny hafa tsy mbola universelle io finoako io nefa mino aho fa hisy hanaraka ny hevitro!

raha sendra miverina ny homa-miadana ecc...fisedrana no valinyANGAMBANY no mety ho valiny fa tsy manana valinteny hentitra omena anao...
51. rabilabila
(
16/09/2007 22:29)
Ka ilay izy ange lazainareo hoe "porofo" e!! izay no nahatonga ahy mbola nametraka ilay fanontaniana indray.
Ny SIANSA sy ny Teknolojia dia lasa lavitra tokoa ,efa mahavita manao cellules souches ahafahana mitsabo ireo "tratran'ny fitsapàna" ka nahazo aretina manaranaka .
Lasa lavitra tokoa fa efa nahavita namorona zava-manan'aina (clône) miala amin'ny sela tokana tsy mila fecondation.
Lasa lavitra tokoa noho iza ? Democrite(père du matérialisme) , Epicure ,Lucrèce izay filozofy 4 siècles avant JC izay nahita ny atome .
Te-hanao olombelona unique.......koa ve ireo mpikaroka ? Aza adino fa misy ny atao hoe :ethique izay mametra ara-pahendrena ny zavatra tokony atao sy tsy atao!!!
Misaotra

52. mbaliana
(
17/09/2007 07:58)
rabilabila> raha afaka mamorona olona ohatra ahy sy ianao izy (ara-pahendrena foana) manana caracteristique commun en tant que olona miaina (respirer, ecc..) fa samy hafa eo amin'ny personalité (samy manana ny maha izy azy eo amin'ny lafiny eritreritra ecc..)dia ho foana angamba ny eritreritra hoe nisy créateur qui ne fait pas partie de ce monde...
hono wa e... ahona no anaporofoana objectivement(porofo universelle) ny FITIAVANA henonao ao anatinao ao izay ampitovizako lanja amin'ny FINOANA iainain'ny olona iray ao anatiny?

53. rabilabila
(
17/09/2007 22:58)
raha afaka mamorona olona ohatra ahy sy ianao izy (ara-pahendrena foana) manana caracteristique commun en tant que olona miaina (respirer, ecc..) fa samy hafa eo amin\'ny personalité (samy manana ny maha izy azy eo amin\'ny lafiny eritreritra ecc..)dia ho foana angamba ny eritreritra hoe nisy créateur qui ne fait pas partie de ce monde...
Ny fanontaniana mipetraka voalohany aloha dia ny hoe:Quelle est l\'interêt de faire ça pour l\'humanité?
Manarakarak\'izany dia hoe :Est-ce bien raisonnable?
Ny mahatonga ahy mametraka an\'io dia efa navaliko aminao ary @ \"ny athée \" ary hoe ny tian\'ny siantifika (AT)ahatongavana akory dia tsy ny hoe hi-démontrer ny tsy fisian\'ny atra fa kosa ny ahalalàna ny anton\'itsy sy iry mba hanatsaràna ny fiainana ,na koa ahafahana manao prévention ............
Raha ilay resaka fitiavana indray dia na mbola tsy hita tanteraka aza ny zava-miafina ao anatin\'ny atidoha ,dia efa afaka milaza fa :ny effets-ny fanamboaran\'ny atidoha ireo substances toa ny \"dopamine\" izay mahatonga ny olona ho henika hafaliana ,na koa ny endorphines izay manala ny fanaintainana ,ny vasopressine,ny serotonine,ny ocytocine sns.....
Marina mihitsy ny lazainao hoe ny finoana ho an\'ny mpino mety misy effets amin\'ny cerveau hanao ireo fabrication ireo ( valim-pikarohana vao haingana ),fa tsy izay ihany fa ny fandinihana ny natiora ,ny fahafaham-po azo avy amin\'ny asa isan-karazany.... ,ny fahitàna sipa na bandy (coup de foudre hoy ry zalahy )dia ahafàhana manana ireo réactions ireo aby.
Ny tandremana anefa dia ny sur-secretion dia mety mahatonga obsession , sy pulsion tsy voatery ho tsara .
Asa na mazàva na tsia . Raha tsia dia jereo ny valim-pikarohana momba ny \"chimie du cerveau \" na ny articles nosoratan\'ireo neurobiologistes fa ahitàna zavatra maro izay tsy ampoizina.
Misaotra
54. niryna
(
18/09/2007 11:12)
ity no valin'ilay miteny hoe andrinan'izao tontolo izao;
1 Ary Mosesy niantso ny Isiraely rehetra ka nanao taminy hoe: Ry Isiraely ô, mihainoa ny didy sy ny fitsipika izay lazaiko eto anatrehanareo anio, ka ianareo ireo, sy mitandrema mba hankatò azy.
2 Jehovah Andriamanitsika nanao fanekena tamintsika tany Horeba;
3 tsy tamin'ny razantsika no nanaovan'i Jehovah izany fanekena izany, fa tamintsika, dia isika rehetra izay samy mbola velona eto anio.
4 Niteny nifanatrika taminareo Jehovah tao an-tendrombohitra, tao amin'ny afo.
5 Izaho nitsangana teo anelanelan'i Jehovah sy hianareo tamin'izany andro izany, hanambara aminareo ny tenin'i Jehovah, fa natahotra noho ny fahitana ny afo hianareo ka tsy niakatra tao amin'ny tendrombohitra -- ka hoy Izy:
6 Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.
7 Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
8 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra any amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.
9 Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy,
10 nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby, izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko.
11 Aza manonona foana ny anaran'i Jehovah Andriamanitrao;[Na: Aza manonona ny anaran'i Jehovah Andriamanitrao ho enti-mandainga.] fa tsy hataon'i Jehovah ho tsy manan-tsiny izay manonona foana ny anarany. Deot 5:2-11

56. rabilabila
(
18/09/2007 13:56)
Niryna>>>>
Izao no didy nomen'i Mosesy (ilay notinendrin'andriamanitra hanasehoany ny didy folo tany Sinai )an'i Josoa:
Josoa 11:12 Ary ny tanàna rehetra izay an'ireny mpanjaka ireny sy ny mpanjakany rehetra dia azon'i Josoa ary nasiany tamin'ny lelan-tsabatra ka naringany, araka izay efa nandidian'i Mosesy, mpanompon'i Jehovah.
Selon Matio , dia hoy i Jesosy:
Matio 34 Ary aza ataonareo fa tonga hitondra fiadanana ambonin'ny tany Aho; tsy tonga hitondra fiadanana Aho, fa sabatra.
Matio 35 Fa tonga Aho hampifandrafy olona amin'ny rainy, ary ny zanakavavy amin'ny reniny, ary ny vinantovavy amin'ny rafozanivavy;
Matio 36 ary ny ankohonan'ny olona ihany no fahavalony.
Niditra tamin'ny jeu-nao aho ry niryna ,fa izay angamba no tadiavinao ,ka ny anao ihany no hanajako anao .
Izay ilay efa nolazaiko hoe :aza izay tiana sy izay mifanaraka amin'ny tianao ihany vakiana fa izy rehetra .Démarche intellectuelle raisonnable no iantsoako an'izay .
Raha tianao ny hilalao amiko dia vonona aho ,fa izaho koa mahay baiboly (farafaha-ratsiny aho niezaka nahafantatra aloha vao nitsipaka ).
Mbaliana>>> manontany ahy ianao dia novaliako , tsy dia azoko loatra ny fanontanianao hoe:efa nitia ?
Izay ilay nolazaiko hoe misy antony ny zava-drehetra fa tsy tongatonga fotsiny amin'izao ,ary izay no nentiko nanazavàna taminao ; nomeko piste ary ianao ahafahanao (izay mba liana ) hanovo bebe kokoa izay tsy voazavako fa tsy ny hevitro no tsipahinao na ekenao fa avadikao amin'ny tenako ilay izy . Izay ilay atao hoe "attaque ad hominem " hoy ny mpahay azy .
Soava tsarà

57. mbaliana
(
18/09/2007 22:05)
rabilabila> tsy hoe tsy manaiky ny fanazavanao akory resaka chimique ny fitiavana ecc... fa ny tiako hambara dia ianao ve efa niaina tamin'ne hoe nitia .. dia inn avy no zavatra vitanao tamin'ny nitia ecc...na koa zavatra noraisinao tamin'ianao notiavina...ianao ihany no mahalala an'izany, eo no ahitana (raha ny amiko manokana io) io no porofo entiko hitondrako ny fitiavana na finoako... tsy avelako amin'izao ho meccanique na chimique ny iainako azy satria za manana réaction (chimique ou pas) koa araky ny eritreritro sy ny fandanjalanjako hoe inn no important amiko...
Soavà tsarà koa ianao
Soavà tsarà koa ianao
58. mbaliana
(
19/09/2007 08:06)
rabilabila>>
araka ny maha mba liana ahy mazava ho azy fa tsy eto ihany aho no manovo ny tiako ho fantatra..rehefa manam-potoana libre iny aho...
tsy mandiso ny zavatra hitan'ny manam-pahaizana aho sanatria...fa kosa mampihatra zany mba hahatsara bebe kokoa ny fiainako ary miara-dalana amin'ny Finoako izany ampiarahako amin'ny zava-miseho... mbola tsy nisy circostance nampiozongozona an'izany...izany no nitenanako ho experience personnelle foana no ilazako fa VELONA ATO AMIKO I JESOA.. za mitantara ny iainako azy, za valianao amin'ny experience vita ny hafa...
"
tsy ny hafa no miaina amin'ny fiainako fa izaho ihany..mino aho fa ny anao koa toraky zany.
nomeko piste ary ianao ahafahanao (izay mba liana ) hanovo bebe kokoa izay tsy voazavako fa tsy ny hevitro no tsipahinao na ekenao fa avadikao amin'ny tenako ilay izy.
araka ny maha mba liana ahy mazava ho azy fa tsy eto ihany aho no manovo ny tiako ho fantatra..rehefa manam-potoana libre iny aho...
tsy mandiso ny zavatra hitan'ny manam-pahaizana aho sanatria...fa kosa mampihatra zany mba hahatsara bebe kokoa ny fiainako ary miara-dalana amin'ny Finoako izany ampiarahako amin'ny zava-miseho... mbola tsy nisy circostance nampiozongozona an'izany...izany no nitenanako ho experience personnelle foana no ilazako fa VELONA ATO AMIKO I JESOA.. za mitantara ny iainako azy, za valianao amin'ny experience vita ny hafa...
"
attaque ad hominemaiza ho aiza ny fiainanao sy ny maha ianao ANAO amin'izany zava-miseho...dia entin'ny secretion na substance foana ve ny emotion ny olona sa MBA AFAKA MISAFIDY (mi-dominer ihany ny tsirairay) manaraka ny lalana hafa malgré les autres secretions ou circostances...