Tsy ho an'ny kristianina irery ny Serasera.org

61. rabilabila ( 14/09/2007 23:14)
resaka observation sy bon sens fotsiny cutie a !!

Tsy eken'ny saiko ny zavatra absolu ,ny olombelona tsy intégriste par nature fa miankina foana amin'ny fomba firesaka io ,raha misy mépris ao anatin'ilay vazivazy ,evidemment raikitra ny gidraka ;raha resaka dérision indray tsy blasphématoire mihitsy izany ho an'ny olona malala-tsaina.Ary betsaka kokoa ny malala-tsaina noho ny intégriste ,betsaka kokoa ny chrétien sy Musulman laika noho ny intégristes.
Izaho izao mino mihitsy fa misy lohahevitra tsy tian'i fijo hanaovako humour aminy rehefa misotro dité izahay ,ka raha fantatro ilay izy dia tsy ho-aborder-ko akory raha mbola te-hihavana aminy aho !!!!:P
62. cutie ( 14/09/2007 23:22)
Mpandefa : rabilabila [ Valio ] 15-09-2007 01:14:40
Lohateny : Re : Tsy ho an'ny kristianina irery ny Serasera.org
resaka observation sy bon sens fotsiny cutie a !!

tsy msiy resaka idiran'ny finoana zany ?
63. rabilabila ( 14/09/2007 23:25)
n'inn no tsy misy idiran'ny finoana?
64. cutie ( 14/09/2007 23:26)
le we degree de tolerance ka
65. ikaretsaka ( 14/09/2007 23:29)
Raha ohatra tsipahanareo ny fomba fiantsona hafa ankoatran'ny anareo dia vokatry ny tsy fandalinana ,na fankahalàna tsotra izao ilay izy ( racisme primaire hoy aho)

miombon-kevitra

66. rabilabila ( 14/09/2007 23:44)
Io ilay efa noresahiko tery ambony tery cutie e!!:
Asa ianareo raha efa naheno "humour juif" na "arabe",na efa namaky "poèmes afghans" fa tout y passe yaveh, allah ,mahomet ,ange gabriel fa raha intégristes (de tout bord) = non-tolérants no maheno na mamaky an'izany dia angamba raikitra ny ankidaroka .Io ilay hoe :on peut rire de tout mais pas avec n'importe qui (integro-fondamentalisto-psychorigido-con ilay qui)
67. cutie ( 14/09/2007 23:47)
azoko ka
fa i fijo no mampiditra resaka finoana @ le izy :lol:
68. ikaretsaka ( 15/09/2007 00:40)
freako inona moa ilay fiantsoan'i cutie azy?:wink:
69. cutie ( 15/09/2007 03:12)
right wing freako kristian:-D:-D:-D:-D
70. mbaliana ( 15/09/2007 09:35)
o ry fijo> mba eritrereto hoe manao resaka malalaka miaraka amin'ny namanao ianao dia ompain'i namamanao OHATRA WA ny reninao na ny vadinao na n zanakao fa hitany nanao an'izao sy zao.. tsy hiainga ve ny totohondry sa tsia...
araka ny tenin'i rabilabila
71. ikaretsaka ( 16/09/2007 00:35)
arakarak'ilay circumstances io raha tsy le "right wing be" ireny
betsaka ny manao hoe mba ...... za raha nanao izany! mba... e!

(resaka sendra mandalo iny an)
72. fijo ( 19/09/2007 21:14)
mbaliana an,za tsy manompa anie fa manao blag e,za kosa tsy manaiky raha misy manompa finoana.io tsy mety naolona na finoana no ompaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2729