Tsy ho an'ny kristianina irery ny Serasera.org

41. niryna ( 14/09/2007 05:59)
ikaretsaka:

mety Andriamanitra no namono ny hevitra ry niryna a:wink:
io mitsaratsara olona io foana anie ka tsy mety e
Anontanio ny tompon'andraikitra fa tsy izaho irery no tsy afaka mamaly na tsy tonga any amin'izay tokony alefa ny hafatra na lasa manjavona.Atra tsy hanao zavatra ratsy fa izay ao ambadikin'ny hafa no aoka hitsara azy.

kivy tanteraka aho aminao.Finaritra ny mamaly foana kanefa matetika tsy mandeha amin'izay tena izy:cry:
Ny ahy Atra velona ary iray ihany fa tsy mba andriamanitry ny maty na andriamanitra tsy mamaly.
Nefa any an-danitra Andriamanitsika; Efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.

4 Volafotsy sy volamena ny sampin'ireny, Asan'ny tanan'olona:

5 Manam-bava izy. fa tsy miteny; Mana-maso izy, fa tsy mahita;

6 Manan-tsofina izy, fa tsy mandre; Manana orona izy, fa tsy manimbolo:
Sal 3-6


Tsy natao ho an'ny kristiana irery tokoa izy ity fa ilay hafatra tsy tonga lava no tena mahatsikaiky sy mahalasa saina. Tsy mba izaho irery fa rehefa tsy azokazon'izay tompon'andraikitra dia lasa sambo miletika tonga hatrany Ikalariana ka hatrany Benafoy ary dia lasan'ny
Tsiafajavona. Saingy mbola maro no hitoriana ka tsy mahakivy io fa lasa foana ny message e.
42. salmo1 ( 14/09/2007 09:20)
niryna:
Ny ahy Atra velona ary iray ihany fa tsy mba andriamanitry ny maty na andriamanitra tsy mamaly.

Marina, sady mazava be.
43. Kwasi ( 14/09/2007 11:10)
Marina ny an'i hery.

Fa dia miandry ny rastafari koa mba handray anjara e.
Dia miarahaba ny rehetra tratry ny taona vaovao 2000 daholo, izay no hafatra avy any Ethiopie:D
Rastaman
44. Fiffi ( 14/09/2007 12:19)
Kwasi:

Dia miarahaba ny rehetra tratry ny taona vaovao 2000 daholo, izay no hafatra avy any Ethiopie:D
:roll:


45. ikaretsaka ( 14/09/2007 16:05)
fiffi> fivavahana koa ny Rastafarian ka
http://fr.wikipedia.org/wiki/Mouvement_rastafari
46. ikaretsaka ( 14/09/2007 16:16)
Hafa mihitsy koa io lazain'i Kwasi io:

Gi an'i fiffiL
ny Kristianina any Etiopia (karazana orthodoksa= Ethopian Orthodox) dia ity taona ity koa no taona 2000 any @ ndry zareo

Izy ireo dia mampiasa ny Kalendrier Julian (narindran'i Jules Cesar t@ andron'ny Romanina ) fa tsy ny kalendrier Gregorian (noforonin'i masindahy Gregoire sy Md Justin ) araka izao ampiasaintsika izao.

Ny azy misy 13 eme mois (izay dimy andro io volana faha 13 io) fa tsy misy ilay 30 sy 31 miverimberina be iny. lasa i andro io rehefa anee bissextile
dia misy fahatarany kely 7 taona vokatr'izay!

fa kristianina ireo satria mino an'i Kristy!

Izy aby izany!:wink:
47. Fiffi ( 14/09/2007 16:18)
Ika: misaotra akia tam fanazavana fa de ahitako zavatra mintss eto an !
48. rabilabila ( 14/09/2007 19:57)
Salmo1,Nyrina,Kiranil>>>>>

Ny fivavahana monothéistes telo dia ny judaisme,kristianisme,ary ny islam.
Ny kristianisma sy ny islam dia vokatry ny fisarahana (schisme) tamin\'ny judaisme.
Efa voalazako tany ambadika tany fa ny fototra iombonan\'ireo fivavahana 3 ireo dia ny testamenta taloha ary avy any amin\'ny judaisma no nahaterahany( izany hoe Yaveh na Jehova na Dieu na Andriamanitra ho an\'ny Jiosy sy ny Kristianina ,ary Allah ho an\'ny Silamo).Fivavahana abrahamiques matetika no hilazana azy ireo satria zanak\'i Abrahama aby .

Raha ohatra tsipahanareo ny fomba fiantsona hafa ankoatran\'ny anareo dia vokatry ny tsy fandalinana ,na fankahalàna tsotra izao ilay izy ( racisme primaire hoy aho)

kiranil>> Jesosy dia tsy andriamanitra akory (na ho an\'ny kristianina aza),fa:
-Zanak\'andriamanitra manana caractère divin fotsiny izy ho an\'ny kristianina
-Proféta izy ho an\'ny silamo ( i Mahometa dia manaiky ny fisian\'i Mosesy , Maria , Jesosy izay proféta tany alohany)
49. pissoa ( 14/09/2007 20:20)
:-D:-D:-D

antanio hoe ry zareo Kristianina :-D
50. cutie ( 14/09/2007 20:27)
kiranil>> Jesosy dia tsy andriamanitra akory (na ho an'ny kristianina aza),fa:
-Zanak'andriamanitra manana caractère divin fotsiny izy ho an'ny kristianina


Efa resaka efa nandeha efa lava be teto io fa za koa mitovy hevitra @ rabilabila:lol:
51. fijo ( 14/09/2007 20:56)
izao zavatra izao dia vokatry ny fitaizaa kristianina nisy tao mada ary mbola misy ao.

jereo fa misy milaza eo ambony hoe "mivavaha hoazy fa tsy fantany izay ataony"midika sahady io da diso izy??????

ary ambadika ary koa misy milaza hoe"eto isika hanoro azy an'i jesoa"

ka ity finoana ity wa gidragidra foana no vokany fa aleo hialana de samy faly sy milamina
52. cutie ( 14/09/2007 21:18)
ka ity finoana ity wa gidragidra foana no vokany fa aleo hialana de samy faly sy milamina

efa hatrizay mitsy
where is the peace:roll:
53. fijo ( 14/09/2007 21:45)
KA IAY NO HIALANA AMINY FA MAHAKAMO,aleo milamina sy mikorana miaraka.
54. cutie ( 14/09/2007 21:59)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 14-09-2007 23:45:59
Lohateny : Re : Tsy ho an'ny kristianina irery ny Serasera.org
KA IAY NO HIALANA AMINY FA MAHAKAMO,aleo milamina sy mikorana miaraka

reveo milay :)
55. fijo ( 14/09/2007 22:11)
omeko ohatra ianareo.
raha miaraka izao ankizy kristianina syjiosy ary silamo.de ndao hirevy e.ok
eo dia timaintsy tsinjovina aloha hoe ,ilay revy tsimaintsy atao revy tsy misy kisoa,sao mahasorena ny sasany.de ny resaka koa tsy dia manao resaka jesoa ,na resaka coran loatra ,ary tsy mivazivazy finoana mihintsy sao misafoka i anona na i zaroa.
nefa raha ,biaraka izao ankizy tsy mpino maromaro,tsy mila revy voafetra hoe tsy mihinana kisoa na bengy na inona va revy eeee,de vita.izay resaka eo koa,lasa foana,na jesoa na ben laden da allah na mahomet,ary hafaka manao hatsikana tsara hoe "rajesosy letia sao nirafy tamina mpanety ,na hoe i mahomet letia toa manao turban baomba sns.tsy misy bedy e.milamina tsara tsy misy korontana
56. rabilabila ( 14/09/2007 22:26)
Raha teo aloha, tsy nisy olana mihitsy ny fiarahan'ireo olona telo samihafa fivavahana ireo ;Tsy misy masiaka (resaka humour) amin'ny jiosy ohatran'ny jiosy ohatra .
Fa taty aoriana ,ary eran-tàny mihitsy , dia no -formater-na ny atidohan'ny olona ,ny endrika entin'io formatage io dia ny consommation .Misy fehezan-teny malaza be hoe : "ce que nous vendons à coca-cola ,c'est du temps decerveau humain disponible" Inona no dikan'izany ? Tsy omena zvatra hampieritreretana intsony ny olona satria tsy ny kolotsina na ny fisokafan'ny saina no tanjona fa ny hivarotra.
Inona ny vokany ?
Ny humour à la Desproges (chronique da la haine ordinaire) dia tsy ho takatry ny olona intsony satria raisina au premier degré daholo ny zavatra rehetra .
Raha ny hoe resaka kisoa ,hallal , kacher tokony tsy atao olana fa resaka fifanajàna amin'ny fiaraha-monina fotsiny no tokony handraisana azy.
57. fijo ( 14/09/2007 22:33)
ka izay.aminay tsy mpino anefa avy dia malalaka tsara ny resaka
58. rabilabila ( 14/09/2007 22:46)
Tsy marina izany fijo a!! Izaho ange tsy mpino e!!Resaka degré de tolérance io ,ka inona na inona ny sujet rehefa tsy ampy ilay tolérance dia misy foana ny gidraka .Izay ilay atao hoe "incompatibilité d'humeur ":lol:
59. fijo ( 14/09/2007 22:53)
ka isiak roalahy izao rah amiarak misotro dite hafaka manao kaly kisoa,afaka manao resaka vazivay jesoa na mahome na jiosy.fa ireo ve hafaka hanao izany
60. cutie ( 14/09/2007 22:57)
ny fijeren'i rabilabila azy efa lasa resaka psycholojika koa :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2484