tsa tsiou

1. kallie ( 11/09/2007 10:57)
misy tsa tsiou ato (200g eo ho eo) d ts aiko oe atao aôna ny fahandro na fihinana az, mbô atoroy ô
novalian'i sarobidy ny 08/10/2007 14:57
2. mamzelkely ( 11/09/2007 11:30)
endasina izy de tetitetehana de atao miaraka am misao tsara be.

afaka rotisser-ny ao am four ko le izy mety dôly :wink:
3. boubounezy ( 11/09/2007 11:42)
miôtra any mamzely nanodro fanaovana azy. :miam:
4. boubounezy ( 11/09/2007 11:43)
d zay zany kellie fa mazoto oman'é! za kou ty tsa tsio na @ lasopy na @ misao:miam:
5. kallie ( 11/09/2007 12:46)
ka lé iz ane mamz efa masaka e, d efa vôtetika, fa oe amperahana amin'in? d mbôla andraona ve sa aôna ny famanàna az sa am four fotsiny ?
6. mamzelkely ( 11/09/2007 12:51)
ah ok efa masaka kay le izy de aperahana am misao zany na am riz cantonnais:wink:
7. kallie ( 11/09/2007 13:06)
ah, ok, afangaro amina zavatra hafa zany ny fihinana azy? oatra oe anaovana salade de riz sa ts maintsy mafana? d aôna ny amànàna azy?
8. sipagasy ( 11/09/2007 13:13)
mba fanina injay aho t@ iny fa inn ry reto izany?? mazava aloha fa fihinana hihihih, fa ampiarahina @ inn, ary raha atao @ mi-sao tokoa akia ry Kallie?? mety ho masaka behhh ihany annn,ndeha ho any @ sinoa aho rehefa mirava avy miasa niany hihihihh

Mazotoa homana aby e!!;-)
9. Samoana ( 11/09/2007 14:57)
kallie:

misy tsa tsiou ato (200g eo ho eo)


Karazana trondro ve izany fa tena tsy mbola reko ?
Tsara izy izany matoa ampiarahana misao. MMmmmmm !
Tsitsio tsara izao tsa tsiou izao raha 200 g monja:-D


10. kallie ( 11/09/2007 16:57)
viande de cochon caramélisé ré zany tsa tsiou e, sarcive ko ny fiteny azy, fa tsy aiko ny fikarakarana az oe tena atao aôna tsara d amperahana am in
11. mandrindra ( 11/09/2007 18:38)
mamzelkely:

endasina izy de tetitetehana de atao miaraka am misao tsara be.

afaka rotisser-ny ao am four ko le izy mety dôly :wink:

izaho ko ve afaka mitondra dia mba rotisser-ko ao amin'ny four nao:°):-D:-D:-D

azo hanaovana sandwick koa io ka. tetehana majinika ny karaoty sy ny kokombra dia ampiarhana aminy. raha mahita ireny légumes en saumur ireny moa dia vao maika matsiro beeeeee. dia tetehana ny pilo, asina trancha manifinify eny anelanelany eny fa vetivety dia lany ny mofo an

12. boubounezy ( 11/09/2007 22:53)
ay mou mandrindra kou mahay mahandro fa adinoko tao @ antsony sakafo^:^=D
13. mamzelkely ( 12/09/2007 08:48)
mandrindra tsisy olana mits afaka rôtisser-na ao am four-ko tsara tant que mbola mande n courant anay :-P:-D:-D:-D

le izy alou akia kallie de préference mafana ny sakafo atao aminy tetehanjy mandinika izy de afangaro am mi-sao na riz cantonnais, afaka ho hanina amizao ftsn ko izy atao accompagnement vary tsotra ;) fa ila manao sauce aigre dou kely njy miaraka aminy fa tena tsara aaa ;) :miam::miam:
14. mandrindra ( 12/09/2007 11:25)
mazelkely, diovy tsara ary ny four-nao fa hitondra an'ilay izy aho ary ho ataoko matsiro be:-D:-D:-D
15. kallie ( 12/09/2007 12:13)
merci dôly, nataoko niaraka tamina karôty en julienne, poivron, oignon, persil sy tongolo maitso, d pâtes, d napina sauce soja d atody nendasina notapatapaàna... fa tsara

D tandremo ar sô d may-four amzany ry mamindra a
16. mamzelkely ( 13/09/2007 11:52)
mandrindra ra vô ts matsiro de ts miditra ao am four-ko aaaa :-D:-D za zay d'efa mampitandrina :-D:-D
17. kallie ( 13/09/2007 13:31)
mamz> f'anga ts refa avy andraona vô fantatra ny tsirony? :-D:-D:-D:-D:-D
18. mandrindra ( 13/09/2007 17:59)
kallie, tsy mandoro ny four rehefa mitandrina kaa:wink:

mamzelkely, garanti fa matsiro fa dia efa sokafy amin'izay ny four-nao ampidirako azy:-D:-D:-D
19. mamzelkely ( 14/09/2007 07:41)
kallie mila fatarina ko ny masseration-ny alou ko hihih:-D:-D

mandrindra aaa ôka lou fa mila verifier-na we hafirina no nanaovanao ny masseration zay vô misokatra ny four-ko sady mila jerevana ko ny hangezan plat fa sô de ts atonona :-D:-D:-D:-D
20. mandrindra ( 18/09/2007 10:30)
eo ary hamarino klou dia amin'izay koa sady maminavina ny habeany:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5236