Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
tsa tsiou
21. kallie
( 24/09/2007 08:42)
:-D:-D:-D:-D mamz> f'anga ky ts afanaina alou ny four aloan'ny andraoana sakafo?
Répondre
22. Kwasi
( 24/09/2007 16:58)
mba ataovy hoe lafaoro zareo fa ditsoka ny sofina a:-D:-D:-D:-D:-D
Répondre
23. mandrindra
( 28/09/2007 15:20)
ditsoka sofina, ditsoka dia tsofina:lol:
Répondre
24. sarobidy
( 08/10/2007 14:57)
zavatra efa masaka zany v ki mbola afanaina atao inn ndray ee, ny fanaon'ny olona aty aminay zao an, tetehina majinika d afangaro lasopy, misao, tsock, d ao tsara:-*
Répondre
1
2
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068