Ny fiangonana sy ny Famonjena,tsy mitovy ireo!!

61. piste ( 08/09/2007 03:52)
Hoy i piste:


[quote=niryna]Maninona no manontany ny fiangonana foana ny olona rehefa misy zavatra tsy hitovizana?

Ny fiangonana na Religion : dia namboarin'ny olona hanatonana an'Atra ( Religion: what man made to reach out God)

Ny famonjena indray na salvation: dia nataon'Atra mba hanatonan'ny olona an'Atra dia avy amin'ny Zanany Lahitokana Kristy Jesosy na Jesoa izany.



Voalohany tsy izaho no niteny an`io fa ianao. Ary mbola averiko fa DISO BE izany hoe : ny olombelona no namorona ny Fiangonana.
Faharoa : iza moa ireo olona lazainao manindrahindra ny Fiangonany ireo. Ary afaka manaporofo izany ve ianao.
Farany : Ny olona dia tsy maintsy maka ny identite-any @ Fiangonana niteraka azy. Ary avy ao matetika no hakany reference raha resaka finoana no jerena. Ka tsy misy azo anomezan-tsiny azy izany. Fa kosa tsy manakana azy hihaino ny hafa koa izany.
Ny identite chretienne misy anao tsy maintsy tazonina fa tsy manakana anao hivelatra @ hafa.

Ny tena hitako eto dia misy Finoana iray izay no lasibatry ny tsikera sy fanaratsiana isan-karazany. Ka raha te hibebaka ihany dia izay no tokony ezahina ialana fa ataoko tsy izay no nampianaran`i Kristy antsika.
62. niryna ( 08/09/2007 04:04)
Tsy afaka mamaly ny hafatra ao amin'ny Marie therese intsony aho fa nisy nanakana indray.
Too bad,ny tenin'Atra dia tsy maitsy voafafy foana na tsy eto aza no hamafy azy.
63. ikaretsaka ( 08/09/2007 04:07)
Ary hatahorana mafy dia mafy mihitsy io finoana iray io... (na ireo tao no niala na ireo tsy tao mihitsy nefa matahotra ny herin'io) dia hitadiavana izao fika rehetra izao.

"Ao raha" hoy i Rasiligaoma izay

"He zany rivo mahery mitsoka
Ny rano manonja tsy hay toniana (..._
kanefa...
"matoa anie toy izao, eny e..matoa mbola mijoro..."

de....
"ao raha"
AMDG
64. lapino ( 08/09/2007 17:33)
hery > ny famaritana an'ilay teny hoe "katolika" mihitsy izany no mila hazavaina ngamba.
65. niryna ( 09/09/2007 05:26)
ikaretsaka:

tsy io salamo 115 io ve ry niryna no nataon'i Mere theresa fony fahavelony

..Oay.. adinoko, nankalaza ny faha 10 taona nahatatesany tokoa kay afakomaly



:D
66. ikaretsaka ( 09/09/2007 11:48)
lapino:

hery > ny famaritana an'ilay teny hoe "katolika" mihitsy izany no mila hazavaina ngamba.


pas tres "catholique" hono hoy ny vazaha:-D


67. niryna ( 16/09/2007 07:28)
lapino:

hery > ny famaritana an'ilay teny hoe "katolika" mihitsy izany no mila hazavaina ngamba.




:roll:
68. tywa68 ( 16/09/2007 19:38)
lapino : feno momban'ny katolika ny internet fa mazotoa mitady e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074