Ny fiangonana sy ny Famonjena,tsy mitovy ireo!!
42. niryna
(
07/09/2007 23:38)
Hery >Dia mbola mety hanontany ihany koa izy hoe moa ve nijoro nilaza ny marina.Sa fampianaran'ny fariseo.Nitori-teny sa izay olona milaza ny marina dia manjavona tsy hita ny valin-teny? Manana ordinateur ngodabe angamba izy hanoratany ny zavatra nataon-tsika rehetra e, sa ny anjely no lasa mpanoratra sy manisa ny zavatra natao? :roll:
Ny fahalalako ny atao hoe kristiana mantsy dia manara-dia an'i kristy,miezaka manao izay hitorina ny teniny,mijoro manambara ny fahasoavana noraisina taminy.Lasa olombaovao,fisainana vaovao,lalam-baovao,fiteny sy fihetsika lasa vaovao ary manary ny toetra izay tsy mendrika,fiteny izay mety mandratra olona,sns.
Atra te-hiantso sy hihaona antsika tsirairay avy(just you personally-each and every day).Toy ny mihinankanina izany,mitady antsika isan'andro Izy.Izy no nifidy antsika hanatona Azy fa raha ny fitiavan-tsika dia tsy te ahita na hanatrika Azy akory isika.[b]
Koa raha manaiky isika fa kristy no Mpanjaka sy Mpanavotra antsika :arrow: tonga fianakaviana ao amin'ATra isika,lasa zanak'Atra koa,ary afaka miantso an'Atra ho Ray. Toy ny rar rehetra dia tiany ny mandany sy miaraka ny zanany,ary mila miaraka ny ray na ny reny irery koa ny zanaka.Toa izany koa isika,manatona sy miresaka amin'Atra irery.Ahoana izany? Amin'ny alalan'ny vavaka direct tsy misy mpanelanelana afa-tsy kristy irery.Te ahalala Azy be be kokoa,izany no antony iray ilaina ny famakiana ny baiboly isan'andro ,toy ny misotro rano sy misakafo,vokisana sakafo ny vatana mba hatanjaka hiatrika ny asa aman-draharaha,vokisana ny tenin'Atra ny fanahy mba hanana hery ara-batana sy aran-tsaina hiatrika ny fiainana maro sy ny etraketrak'ity tany ity. Aiza no anaovana izany? Amin'ny alalan'ny famakiana ny teniny,amin'ny fanatonana ny zanany malalany izay tia antsika.
Tokony ahafantatra koa isika fa tsy ny fiangonana rehetra dia fiangonana kristiana:arrow: misy Fanahy Masina ao aminy :roll:Raha miangona ianao ka tsy mba nahazo hery fa vao maika mikomy ny fanahinao,tsy nisy teny na hafatra namelombelona ny fanahinao,nampahery anao,nanome anao teny hisaintsainana.Raha routine fotsiny ka tsy mahita fifaliana avy nivavaka dia tsy izy izay ilay fiangonana lasa ny anarany no deraina fa tsy Atra na Kristy.Raha fiangonana tsy manambara an'i Kristy fa lava ny fandaharana kanefa dia iray mn fotsiny no mampianatra na miresaka an'i Kristy dia tsy izy izay.Atra no mahafantatra fa isika ihany koa no nomena safidy.

ianao no niteny an'io an fa tsy mba izaho.
Ny mahadiso anareo angamba raha vao resaka hoe fiangonana dia tonga dia hoe Protesta na Katolika :-)
Dia averiko indray ilay nolazaiko tetsy ambony. Ilaina ny Fiangonana, raha tsy izany tsy nanorina izany i Jesoa.
Tokony ahafantatra koa isika fa tsy ny fiangonana rehetra dia fiangonana kristiana:arrow: misy Fanahy Masina ao aminy :roll:Raha miangona ianao ka tsy mba nahazo hery fa vao maika mikomy ny fanahinao,tsy nisy teny na hafatra namelombelona ny fanahinao,nampahery anao,nanome anao teny hisaintsainana.Raha routine fotsiny ka tsy mahita fifaliana avy nivavaka dia tsy izy izay ilay fiangonana lasa ny anarany no deraina fa tsy Atra na Kristy.Raha fiangonana tsy manambara an'i Kristy fa lava ny fandaharana kanefa dia iray mn fotsiny no mampianatra na miresaka an'i Kristy dia tsy izy izay.Atra no mahafantatra fa isika ihany koa no nomena safidy.
43. niryna
(
07/09/2007 23:39)
Moa ve noho ny maha fianakaviana rehetra no ao amin'ny A ka dia ao tokoa aho na fantatro izao aza fa toa tsy mba mianatra soratra masina na tsy nampianariny ny soratra masina izahay?Na tsy misy teny ao anaty baiboly handresena lahatra ny olona fa ny saiko fotsiny no ampiasaiko.
Efa tonga izao ny mpaminany sandoka ary izay rehetra voasoratra ao anaty baiboly dia efa saika tonga daholo.ka izany no mahatonga antsika mila ho mailo sy mitandrina. Ny voankanzo dia fantatra avy amin'ny hazo.Anjaran'ny tsirairay no mailo ary izay no antony hamakiana ny baiboly,izay voarara tsy atao,izay resahiny ho tsy izy dia tsy izy izay fa tsy sarotsaromana.
Misavoritaka ny sain'ny ankizy izay tsy mba nianatra na namaky baiboly ,izay voalazan'ny mpitondra ihany ka rehefa hoe havia dia izay no fantany,satria tsy mba nampianarina azy na natoro azy ny fahamarinana dia ny famakiana ny baiboly izany.
Tsy hain'izy ireo akory na dia ny miresaka mivantana amin'Atra aza fa toa tsianjery miverimberina fotsiny no atao.
Ao anatiny ao daholo mantsy no ahitana ny marina kanefa dia atao hoe tsy ilaina ny famakiana baiboly,tsy ilaina ny fijoroana vavolombelona, tsy ilaina ny manao tsianjery ny tenin'Atra dia mbola misy milaza sy manizingizina indray hoe tsy ilaina ny mitsimpona ny teny. no maha lasa saina ahy satria mifanohitra ny hoe tsy ilaina no [b]tena ilaina amin'ny fiainana ny famakiana ny baiboly
.
Fivavahana hiainana isan'andro fa tsy resaka eny amin'ny habakabaka fotsiny akory,ampiarina ka izany no tsy maitsy hamakiana ny tenin'Atra.

44. niryna
(
07/09/2007 23:47)
hery:
Tsy base indray angaha ny Tenin'Andriamanitra?
Marina mihitsy izany:
Ny tenin'Atra dia mandresy lahatra antsika.
II Tantara 34:18-21
18 Ary Safana mpanoratra nilaza koa tamin'ny mpanjaka hoe: Misy boky nomen'i Hilkia mpisorona ahy. Dia novakin'i Safana teo anatrehan'ny mpanjaka ny boky.
19 Ary rehefa ren'ny mpanjaka ny tenin'ny lalàna, dia nandriatra ny fitafiany izy
20 sady nandidy an'i Hilkia sy Ahikama, zanak'i Safana, sy Abdona, zanak'i Mika, sy Safana mpanoratra ary Asaia, mpanompon'andriana, ka nanao hoe:
21 Andeha manontany amin'i Jehovah ho ahy sy izay sisa amin'ny Isiraely sy ny Joda ny amin'ny tenin'io boky vao hita; fa mafy ny fahatezeran'i Jehovah naidiny amintsika noho ny tsy nitandreman'ny razantsika ny tenin'i Jehovah hanao araka izay rehetra voasoratra amin'io boky io.
46. niryna
(
08/09/2007 00:19)
Ny tenin'Atra dia manitsy antsika :[b] corrects us [b/] Sal 119:9
Inona no hiarovan'ny zatovo ny lalan-kalehany tsy ho voaloto? Ny fitandremana araka ny teninao.
Manadio antsika (cleanses us)
Satria efa nodiovinareo ny fanahinareo tamin'ny fanarahana ny fahamarinana ho amin'ny fitiavan-drahalahy tsy miangatra, dia mifankatiava fatratra amin'ny fo [amin'ny fo madio] 1 Pet 1:22
Mampahafatatra ny fahamarinana sy ny fisiany( confirm the truth or the fact )
Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay ka tsy hohelohina; fa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy.
Jaona 5:24
Manolotra antsika izay ilaina ary manoratra ny marina mba hinoantsika fa olomeloka isika ( the world of God equips us and was written to convict sinners of sin to know the truth.)
Ary raiso ny famonjena ho fiarovan-doha sy ny tenin'Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy Efe 6:17

47. niryna
(
08/09/2007 00:34)
ikaretsaka:
kalina80:
Mitovy hevitra tanteraka @ niryna aho.Tsy ny anaram-piangonana mihitsy no jeren'ny Tompo na ny fomba2 ao @ le fiangonana.Ny fo manaiky sy mandray ani Jesosy kristy ho Tompon'ny fiainana no zava-dehibe.
Tsy hanadina antsika velively ny Tompo rehefa any andanitra hoe ianao v kato sa protestan sa inona?
tokony atao an-tsaina mandrakariva fa ny salut dia personnel.Tsy miankina @n'olona fa miankina aminao sy ny Tompo ihany.Ary amiko dia ny FAMONJENA na SALUT ihany no basen'ny finoana.
Aza manankim-po @ fiangonana fa ho very eo.
misy antony kosa ny fiangonana matoa naoriny sy nolazainy ho "rantsam-batany" sy "Andefimandriny" e
Ao raha
Mahalala daholo isika fa matoa miditra am-piangonana dia hidera sy hankalaza an'Atra.Izay no tena zava-dehibe.Mahita ireo kristiana namana ihany koa dia mampahery ny tenantsika fa tsy isika irery ihany no midodododo mitady azy.Toy ny hopitaly hoy aho ny fiangonana ary ao daholo ny karazana aretina.Ao am-piangonana izany dia samy manana ny olana fa ilay izy no tsy mitovy.Ilaina izany ny fiangonana fa ilay fanindrahindrana azy no tsy tokony ho hisy.
Ahoana tokoa re raha hoe andao isika rehetra na inona ny fiangonana misy anareo,na finoana inona izany.Andao tonga dia hianatra hiantso an'i Tompo direct fa mivoha ny tarobia 24/24 sa ve ianao?
Tsy miantso na mampiasa na inona na inona fa tonga dia izy" direct international phone call :roll:"
Hello Jesus ,here I am.
Here I am to worship !
Here I am to bowdown!
Here I am to say that your are my God!
I'll never know,how much it costs!
To pay my sin upon the cross.!
Dia hiaraka hiantso an'i Kristy daholo isika ary Izy irery.
Ity aho Tompo o ,midera Anao !
Ity aho Tompo o ,mandohalika eo anatrehanao!
Ity aho Tompo milaza fa hianao irery no Atro!
Tsy fantatro mihitsy ny hasarobidin'ny
nandoavanao ny fahotako teo amin'ny hazofijaliana
Angaha vaky ny tafo-trano ary iny isika rehetra zzzzzzzzzzzzoooom tonga eny an-danitra daholo :D
48. niryna
(
08/09/2007 00:49)
ikaretsaka:
well mbola mila jerena ny maha kristianina na kristianintianim-poana ko..
misy fiteny izay manao hoe tsy izay miantso hoe Tompoko tompoko,no.... fa izay...
Ka tsy anjarantsika no mitsara fa kristy irery no mahalala ny ondriny ary mbola misy ondry ary eny ivelan'ny vala kou.Mbola ho zahaviny tsirairay ireny fa tsy misy ataony na iray aza hiraraka an-tany an.:D
50. niryna
(
08/09/2007 00:51)
ikaretsaka:
ny"fandinihin-tenany" sy ny conscience-ny ka
Ka ilay fandinihan-tena tsy nazava tsara dia ahoana izany?
51. niryna
(
08/09/2007 00:51)
cutie:
hay moa zay le teny filamatra :)
de refa nandinin-tena i Ika de kristiana sa tsia :D
=))=)) manao ny ahy io
52. niryna
(
08/09/2007 00:53)
ikaretsaka:
fa zao fotsiny no ataovy ao an-doha..
raha tsy nilaina ny fiangonana, tsy nivaky la tete sy nandany fotoana nanorina an'izany i kristy fa niteny fotsiny hoe inoy aho de eoa basy!
fa matoa izy nisahirana sy nanao izany... ao raha!
:roll: angaha nisy nilaza eo hoe tsy ilaina ny fiangonana H.S :D
53. niryna
(
08/09/2007 00:54)
cutie:
tsy mamaly ny fanontaniako zany :D
sa nyrina no valian'i Ika @ io:roll:
none :P sady tsy ny andry no tsy ny ahy fa lasa HS
54. niryna
(
08/09/2007 01:00)
ikaretsaka:mbola tsy novalianao ny fanontaniako hoe efa nandray an'i Kristy tao am-ponao ve ianao? Ahoana hoy ianao fa tena sure ve fa voavonjy ilay olona? Azy sy Atra irery iny,mijoro vavolombelona fotsiny aho ary ny masoko no nahita azy. Fa ny hoe ho voavonjy dia anjaran'ny Ray sy ny Zanaka io
cutie:
hay moa zay le teny filamatra :)
de refa nandinin-tena i Ika de kristiana sa tsia :D
ie.. za efa mba anndini-tena momba ny hoe fa maninona aho no kristianina dia ahoana ny maha voavonjy dia fa naninona no naorin'i Jesoa izany hoe fiangoanna? aloha e, dia raha anontanianao aho dia mba mahavaly ihany (rehefa tsy personnel)
fa tsy le hoe
- "mino aho eeeee! kristianina aho eeeeeee"
de rehefa mba anontaniana hoe
- "fa maninona ianao no mino sy kristianina"
de le manao hoe
"..euh tsy haiko fa mino aho eeeeee" de eo foana!
na ilay manao boraingina hoe "ko mino aho koa"
ka raha ohatra ka resaka ao am-po sy fitenenana ny olona (tsy kristiana e,kristiatisms e) ie,ei ,tena tsy ho tonga ny tanjona hamonjena ny very .Tsy hita izay azo ho raisina aloha hatramin'izao dia tsy misy tenin'Atra hi back-up ilay fianarana soratra masina e.Dia very eto daholo izahay.
55. niryna
(
08/09/2007 01:02)
cutie:
ie.. za efa mba anndini-tena momba ny hoe fa maninona aho no kristianina dia ahoana ny maha voavonjy dia fa naninona no naorin'i Jesoa izany hoe fiangoanna? aloha e, dia raha anontanianao aho dia mba mahavaly ihany (rehefa tsy personnel
lalina be le fandinihan-tena zany :)
=))=)) tena lalina tanteraka,mila pompier isika hamonjy antsika ao anaty rano dia i Kristy irery izany;-)
56. ikaretsaka
(
08/09/2007 01:14)
nyrina:
Mahalala daholo isika fa matoa miditra am-piangonana dia hidera sy hankalaza an'Atra.Izay no tena zava-dehibe
marina tokoa izany:-*
nefa tsarovy Mbola misy lehibe lavitra noho izay, izay tena NGEZA TOKOA.. hanolotra sorona (ny sorona mofo sy divay, lasa vatana sy ran'i kristy iray, arahina ny "ahiahin-tsaina sy ny tebitebim-po, ny hafaliana, ny asa, ny fivavahana , ny fijaliana miara atolotra amin'io sorona io ny faharoa, dia ny fandraisana ny tompo ara-panahy am-po amin'ny alalan'ny fihinanana ilay teny tonga nofo, nofo tonga mofo, miara monina amintsika ny fahatelo!
Dia atao ako koa ny mitsaoka ny "Sakramenta Masina" (io Kristy)
Ny ankoatran'izay ,amiko dia "vita amin'ny alalan'ireny cellule de prieres ireny", io no maha samihafa ny mankany am-piangonana
Ny endrikao ry Jesoa o
no takona aminay izao
fa ny finoanay mahita anao, anati'ny Eokaristia
Ny foko manome hasina anao ry jesoa Tompoko
Fa ny Vatanao sy ny Ranao no mitoetra ato amiko
Endrey izany zava tsoa nanambinanao ahy
Endrey fa ianao Jesoa
Mpanjakan'ny mpanjaka no monina ato amiko
Izaho te hanao hira fankasitrahana
Nohon'ny hamamian'ny hasambarako
57. niryna
(
08/09/2007 02:28)
niryna:
Amiko fanomezana maimaipoana ho an'izay mandray an'i Kristy ho Mpamonjy azy tsy ny fiangonana izany no tokony asiana resaka raha izany.Asa aloha e
Inona ary izany no tokony ataontsika raha izany?
Averiko indray fa tsy ny fiangonana mihitsy no hanavotra antsika fa ny finoana an'i Kristy .
dia ny finoana an'i kristy no tokony himasohana betsaa fa tsy hoe izahay A na inareo B lava.
Hamafisiko fa tokony mbola handalina bebe kokoa ny Tenin`Andriamanitra ianao raha ny Fiangonana no hamaivaninao tahak`io.
marina izany kanefa indrisy fa manao botoloha fotsiny ilay mpampianatra kou,ny ahy miankina ny ao anaty baiboly ihany no andalinako ny teniny.Raha miankina ny fahaizako sy ny fahalalako aho dia tsy ho tonga ato amiko mihitsy izany fahalalako ny tenin'Ata izany.
58. ikaretsaka
(
08/09/2007 02:42)
ka ny tenin'andriamanitra anie tsy dinihina fotsiny fa elaborer-na e..
efa nisy zavatra bedebe efa no elaborern'i Jesoa sy ireo zokintsika taloha, 2000 taonaizay ,izay vokatr'io Teny io... dia tsy tokony odiana fanina koa ireny..
amiko io an!
Raha dinidinihina eo foana manko dia tsy maintsy miditra koa ny fihevitry ny tena sy ny tsaingotsaingoka sy tsimpotsimpona isan-karazany.
nefa

Raha izay titianao @ finoana an'i JK ihany no ekenao sy inoanao, fa izay tsy azoazonao sy hatahoranao fa handratra anao ka na tsy ekenao na odianao fanina,
dia tsy i JK intsony no inoanao fa lasa ny tenanao
59. niryna
(
08/09/2007 02:47)
piste:
[quote=niryna]Maninona no manontany ny fiangonana foana ny olona rehefa misy zavatra tsy hitovizana?
Ny fiangonana na Religion : dia namboarin'ny olona hanatonana an'Atra ( Religion: what man made to reach out God)
Ny famonjena indray na salvation: dia nataon'Atra mba hanatonan'ny olona an'Atra dia avy amin'ny Zanany Lahitokana Kristy Jesosy na Jesoa izany.
ny fiangonana anie dia olona maromaro no miara midera an'Atra e,mankalaza ny anarany. Ilaina ilay izy fa ilay olona ny fiangonany foana no hindraindrainy fa tsy kristy no mampavalaketraka ahy eto.
Tena tsy misy resaka famonjena avy amin'i Kristy mihitsy ary tena tsy tafiditra ao anaty geography mihitsy izy fa atra hafa no hivavahana lasa solony.
Jereo ity.Salamo 115:1-9
Tompo o ,aza izahay ,aza izahay no omenao voninahitra ,fa ny ananaranao ihany.Noho ny famindramponao sy ny fahamarinanao.Nahoana ny jentilisa no manao hoe Aiza izay Andriamaniny?
Nefa any an-danitra Andriamanintsika.
Efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.
Volafotsy sy volamena ny sampin'ireny asan'ny tanan'olona.
Manam-bava izy fa tsy miteny;
Mana-maso izy ,fa tsy mahita,
Manan-tsofina izy ,fa tsy mandre
Manan-tongotra izy ,fa tsy mandeha
Ary tsy mahaloa-peo ny tendany.
Ho tahaka azy izay manao azy sy izay rehetra matoky azy.
Ry Israely o,matokia an'i Tompo;hery sy ampinga Izy
60. ikaretsaka
(
08/09/2007 03:33)
tsy io salamo 115 io ve ry niryna no nataon'i Mere theresa fony fahavelony
..Oay.. adinoko, nankalaza ny faha 10 taona nahatatesany tokoa kay afakomaly
..Oay.. adinoko, nankalaza ny faha 10 taona nahatatesany tokoa kay afakomaly