Ny fiangonana sy ny Famonjena,tsy mitovy ireo!!

21. Veloo ( 07/09/2007 19:53)
cutie hihihih
bisou be njy retsy a...:-*:-*:-*:-*
22. ikaretsaka ( 07/09/2007 20:19)
cutie:

hay moa zay le teny filamatra :)
de refa nandinin-tena i Ika de kristiana sa tsia :D


ie.. za efa mba anndini-tena momba ny hoe fa maninona aho no kristianina dia ahoana ny maha voavonjy dia fa naninona no naorin'i Jesoa izany hoe fiangoanna? aloha e, dia raha anontanianao aho dia mba mahavaly ihany (rehefa tsy personnel)

fa tsy le hoe
- "mino aho eeeee! kristianina aho eeeeeee"
de rehefa mba anontaniana hoe
- "fa maninona ianao no mino sy kristianina"
de le manao hoe
"..euh tsy haiko fa mino aho eeeeee" de eo foana!
na ilay manao boraingina hoe "ko mino aho koa"
23. cutie ( 07/09/2007 20:24)
fa tsy le hoe
- "mino aho eeeee! kristianina aho eeeeeee"
de rehefa mba anontaniana hoe
- "fa maninona ianao no mino sy kristianina"
de le manao hoe
"..euh tsy haiko fa mino aho eeeeee" de eo foana!
na ilay manao boraingina hoe "ko mino aho koa"

:-D:-D:-D:-D
24. cutie ( 07/09/2007 20:24)
ie.. za efa mba anndini-tena momba ny hoe fa maninona aho no kristianina dia ahoana ny maha voavonjy dia fa naninona no naorin'i Jesoa izany hoe fiangoanna? aloha e, dia raha anontanianao aho dia mba mahavaly ihany (rehefa tsy personnel

lalina be le fandinihan-tena zany :)
25. ikaretsaka ( 07/09/2007 20:56)
ka Je aloha vao Tu ko..
de ny tenako aloha no nanao ny fanontaniana ny tenako dia avy eo Tu satria nanontanianao aho...

lalina be? "midira @ lalindalina" ary fa aza "marivo" salosana intsony:-D
26. cutie ( 07/09/2007 20:59)
lalina be? "midira @ lalindalina" ary fa aza "marivo" salosana intsony

tsy aleo ve miditra @marivo alou sao de mora milentika any :-D
27. ikaretsaka ( 07/09/2007 21:11)
nga tsy nahazo bouee? ilay atao hoe Jesoa?
28. cutie ( 07/09/2007 21:12)
ahy samirery ny fandinihan-tena fa nga mila idiran'i jesoa zany :roll:
29. ikaretsaka ( 07/09/2007 21:18)
woooooo! kay viiiiliaka!
30. cutie ( 07/09/2007 21:19)
:roll::roll::roll:
31. ikaretsaka ( 07/09/2007 21:20)
letieee.. nga tsy mahazo gaga zahay le:?:
32. cutie ( 07/09/2007 21:22)
in no mahagaga koa:roll:
33. niryna ( 07/09/2007 21:38)
hery:

Ho an'ny tsy kristianina angamba io filazan'i niryna io :-)
ho antsika rehetra ka.

Io ilay lazaiko foana hoe farito aloha ny domaine vao miteny.

Ka ny borne kilometrique efa voafaritra ka inona indray no andehanana any amin'ny domaine eo :lol:

Ho an'ny Kristianina (ou plutot ho an'ny Katolika) dia i Kristy no nanorina ny Fiangonana

Dia misaotra anao fa io voalazanao io no tiako ho tenenina.Tsy mety ve raha tsy atao hoe ho anay kato na hoe kato izahay mandra-pahafatinay na hoe ho anareo tsy kato:idea:

Tsy niasa irery i Kristy fa nifidy Apostoly (indrisy ve? :-) )

indrisy ahoana fa tsy azoko?

Tsy novitainy daholo koa ny asa (azony natao ny nanao mazi mazi dia vita batisa daholo ny olona rehetra)... fa hoy izy hoe Mandehana... ataovy mpianatro ny olona rehetra.
Izay indrindra mantsy,tsy misy ny mazi,mazi fa mino ny miracle aho,ary izao no nasehon'Atra an'izany fitiavany sy miracle izany,maro ihany koa fa tsy izaho ihany ary mbola mitohy izy hatramin'izao.:arrow: samy mijoro ho vavolombelona ny soa nataony sy notantanany antsika avy isika.

Natsangany ho mpitory ny famonjena ny Fiangonana... koa tombony ho an'ny mpitady famonjena ny manatona ny Fiangonana.
Tsy vitan'izay ihany koa fa ao anatin'ny fiangonana no misy ny mpino rehetra mba hidera ny Tompo.Toy ny hopitaly ihany koa ny fiangonana ary dia tonga ao daholo ny olona rehetra,indrisy anefa fa misy fiangonana raha tsy mahavita adidy ireny mahantra ireny dia eny an-tokony ihany no atao ny fanaovam-beloma farany.Mahafantatra izany ianao? Ary mbola misy io any dago.:cry::cry:

Ho anay Kristianina aloha izay... fa asa ny anareo.


Iza ianareo teneninao io aloha e,izaho mantsy no nametraka ilay sujet,kristiana (pure pork:roll::D)

Mpanara-dia an'i Kristy,miantso sy miresaka amin'ny an-tarobia direct ,miantso ny rainy ho raiko ihany koa ary dia miresaka amin'ny mivantana tsy misy mpanelanelana ka mino aho sy fantany fa mpanara-dia azy:arrow: Kristiana aho.


34. ikaretsaka ( 07/09/2007 21:45)
Niryna :
matoa i Jesoa nandany fotoana sy nandany andalana maromari ihany ao @ baiboly nanangana an'io sy nanakina azy t@ ingahy Piera dia "ao raha"!

ny hoe mitovy sy tsy mitovy , afaka samy manao ny arguments @ maha samihafa sy ny maha complementaires anazy aby ..

fa ny mamaritra hoe mitovy na tsy mitovy.. bring out the pop corns satria dia ho tantara lava be ity
35. piste ( 07/09/2007 22:26)
Hoy Niryna :
Maninona no manontany ny fiangonana foana ny olona rehefa misy zavatra tsy hitovizana?

Ny fiangonana na Religion : dia namboarin'ny olona hanatonana an'Atra ( Religion: what man made to reach out God)

Ny famonjena indray na salvation: dia nataon'Atra mba hanatonan'ny olona an'Atra dia avy amin'ny Zanany Lahitokana Kristy Jesosy na Jesoa izany.


Tsy ny fiangonana izany no tokony ho hindraindraina, rehefa misy hevitra tsy mitovy dia tonga dia fantatra foana hoe ireo ilay kato na ireo ilay protes na ireo ilay mpanohitra ny tenin'Atra sns dia mifanjohy eny hatrany eny fa na diso aza ny lazain'ilay iray na tsy manonona anarana aza ilay olona dia fantatra foana.
Toa lasa tsy mandalina ny fivavahana dia ny finoana an'i Kristy izany ilay izy,lasa misy manao valy boraingina dia hovaina ny sujet dia lasa mivily any an-kafa ilay izy.
Tsy io ve ry ireto no tokony ho tanjona atao dia ny ahazoan'ny tsirairay famonjena?

Hianareo ve tsy mahatsampa izany?

Amiko fanomezana maimaipoana ho an'izay mandray an'i Kristy ho Mpamonjy azy tsy ny fiangonana izany no tokony asiana resaka raha izany.Asa aloha e

Inona ary izany no tokony ataontsika raha izany?
Averiko indray fa tsy ny fiangonana mihitsy no hanavotra antsika fa ny finoana an'i Kristy .

Misaotra antsika rehetra amin'ny fiarahana mikaroka ny marina hatrany.Ny tenin'Atra no ahitana ny marina ka izay voasoratra ao dia voasoratra fa tsy hoe arakaraky ny toetr'andro.
niryna


Hamafisiko fa tokony mbola handalina bebe kokoa ny Tenin`Andriamanitra ianao raha ny Fiangonana no hamaivaninao tahak`io.

Voalohany : dia tsy noforonin`olombelona izany ny Fiangonana fa Andriamanitra no niaviany. Ary I Kristy no nannkina azy t@ Apostoly : `Ianao no Piera, Vatolampy hanorenako ny Fiangonako`.
Faharoa, ny Fiangonana Reniko no nahazoako ny Finoana sy nitaiza ahy t@ izany. Tsy nahalala an`i Kristy aho raha tsy teo ny fiangonana. Ary mbola izy ihany no nahazoako fahasoavan isan-karazany t@ alalan`ireo Sakramenta ao aminy.
Noho izany : ny Fiangonana dia Sakramenta na Taratry ny Famonjena najoron`i Kristy teto an-tany. Azo oharina @ izaly sambo be ny Noe : namakivaky onjan-drano.
Marina fa personnel ny famonjena nefa tsy mitombo ny Finoanao ary tsy voazara raha tsy ao anatin`i Firaisan`ny mpino( Communaute des Croyants) na ny Fiangonana.

Ka miala tsiny fa tsy hitovy velively ny conception antsika momba ny Fiangonana. Ho an`ireo eglizy reformee na mitovitovy @ izany dia maivana be ny sens ny Fiangonana. Izay samy hafa tanteraka @ Katolika. Izay midika hoe: Sacrement du Salut et de l`union avec Dieu et avec tous les genres humains
36. niryna ( 07/09/2007 22:31)
lapino:

Azo raisina ve ny tenin'i Hery hoe tsy kristiana izay tsy katolika ? :roll:



:roll: ahoana tokoa ry hery?
37. niryna ( 07/09/2007 22:37)
[quote=ikaretsaka]
dia ratsambatany ny fiangonana koa, (ao anaty baiboly io)! ary koa lazaina hoe vadin'i Kristy.(ao anaty baiboly koa izay)

Raha mamonjy ny zanakao ve ny vadinao dia ianao tsy namonjy azy ramose irery?

Ho'zy ilay Frera jesuites izay (Fazzio) momba io ratsambatan'i Kristy io hoe

"rehefa mamono baolina ialahy dia ny lohan'ialahy no miteny hoe ary ty no alatsako, dia dakan'ialahy na atsipin'ialahy any ilay izy,dia maty, amin'izay dia iza no nahafaty ilay baolina.. ny loha sa ny tongotra?

dia ahoana? matetika mantsy ny anaran'ny fiangonana no hindraindraina ary rehefa tsy mitovy ilay izy dia tsy izy izay na lasa kristianitinimpoana indray no antsoinao azy(antso vaovao io :?::?:)ny antony tsy fantako fa mba azavao ahy e

Ho anay aloha izany an...

Omeo fanazavana kely hoe io hevitrao io azafady:*



38. niryna ( 07/09/2007 22:42)
kalina80:

Mitovy hevitra tanteraka @ niryna aho.Tsy ny anaram-piangonana mihitsy no jeren'ny Tompo na ny fomba2 ao @ le fiangonana.Ny fo manaiky sy mandray ani Jesosy kristy ho Tompon'ny fiainana no zava-dehibe.
Tsy hanadina antsika velively ny Tompo rehefa any andanitra hoe ianao v kato sa protestan sa inona?
Izany koa no mba eritreritro.

tokony atao an-tsaina mandrakariva fa ny salut dia personnel.Tsy miankina @n'olona fa miankina aminao sy ny Tompo ihany.Ary amiko dia ny FAMONJENA na SALUT ihany no basen'ny finoana.
Aza manankim-po @ fiangonana fa ho very eo.

Ary isika ho vonjena sy ny fomba fanazavan'ny fiangonana ny fomba tokony atao mba ahavonjy ny fanahin'ireo izay very sy mbola tsy mahalala an'i kristy no tena zava-dehibe,izay no fahalalako azy.

Sa sao dia misy reservation ho an'ny fiangonana A,B.D ary any an-danitra? Kely aky ny finoako ry kalina80 a.

39. hery ( 07/09/2007 23:10)
niryna> Tsy novakianao hatramin'ny farany ny zavatra nosoratako... sa lava loatra?

hay ve hoe fiangonana A,B,D no eritreretinao hoe Fiangonana eto e.

Noheveriko fa ilay Fiangonana naorin'i Jesoa araka ny Baiboly aza.


niryna:

Omeo fanazavana kely hoe io hevitrao io azafady


Efa io novaliako io kah. Katolika ny Fiangonana. Na ny fiangonana katolika romana io na ny fiangonana protestanta io etc. Toa misy an'io koa ao amin'ny Fanekem-pinoan'ny protestanta... hoe "Izaho mino ny Fiangonana Manerana ny tany (Katolika)"

40. niryna ( 07/09/2007 23:11)
hery:

lapino> Eny, izay Katolika (ny protestanta koa Katolika fa nojereko ny Credo-ny), no kristianina.
ka raha basen'izay nojerenao azy izay izany raha mitombona dia tokony tsy hisy hiteny intsony hoe A,na B na D izahay.

kalina80> Ka tsy kato na protestan mihitsy no atao hoe Fiangonana... karazam-piangonana ireny. Tsy hanontany anao mihitsy ny Tompo hoe Kato ve ianao sa Protestan ve ianao. Fa ny anontaniany dia hoe "Niaina tao anaty fitiavana ve ianao".


kalina80> izany koa no fahalalako azy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082