Fahatsiarovana tany an-tsekoly

41. kalina80 ( 06/09/2007 15:40)
Solitikabe:

Ny anay indray dia mivarotra kahie efa lany eo amin'ny mpivarotra akondro. Dia avelatra eo amin'ny latabatr'ilay mpivarotra akondro ny kahie dia sady miteny hoe " Kahie mora eh, kahie mora... Tsy mila manoratra intsony ianao ary tsy mila mandany stilo fa efa feno io... Tonga dia mamaky fotsiny" Teo Analakely izany an


manambaka annnnnnn:-D:-D:-D:-D:-D

42. pissoa ( 06/09/2007 16:29)
pitoussy :-D:-D:-D:-D:-D
43. pitoussy ( 06/09/2007 18:35)
pissoa , njy an :-D:-D

:-*njy
44. mbaliana ( 06/09/2007 19:45)
sakaizakely> aza mihomehy be loatra njy fa sao hoe za no nahatonga an'izany...
45. Rasiligaoma ( 06/09/2007 21:44)
ravakamalala:

tam lé mpampianatra francais anay izay koa, tsisy nanao devoir zahay na ny 1 aza, nefa efa kilasy de 2nde, fa nasainy nanao tour de piste 2,nefa ny sipa sasany amin io miaraka amin ny talon sy jupe!!

za koa tratran'io fa maths ilay prof
dia ny namalianay anazy hoe prof de maths ianao ramose fa tsy prof de gym ka tsy hanao izahay!
tezitra be ingahirainy dia izay argument izay ihany no nolazainay tany @ directeur...
nihomehy ilay directeur sady niteny t@ ilay prof hoe hitadiavo sazy hafa ireo .. raha mbola tianao hosaziana


46. Kwasi ( 07/09/2007 01:14)
Termilan tao @ julf, cours de physique; ka mpiondana SAS be mihitsy t@ izany, dia le izy tsy maintsy averina @ tompony @ io maraina io, tsy vita t@ alina. Dia nilaozana namaky ilay boky fotsiny no natao tao ampianarana (any @ banc fond koa moa ka somary takona). Dia asa izay nahazo ahy tampoka teo fa isaky ny nanao phrase iray ilay ramose dia novaliako hoe "eny ramose". Teo @ "eny ramose" faha 5 dia ozy lery hoe ndana ise mivoaka dia nasain'i lery mijoro eo ambaravarana, nefa eo tena silaka be mihitsy fa tazan'ny oul rehetra avy @ salle hafa. Tsy mijanona teo 1 minitra aho fa lasa, iza koa no howain eo.
47. simplex ( 07/09/2007 09:20)
Kwasi,
Zay ndray TC4, tao @ le salle ampitan'ny labo physiq io no mianatra. D zay zany manao beloty, matetika refa le hiditra @ 2 iny, d mody somokotra be otran'ny hoe miresaka ra vao misy mandalo. Tazana be avy eo @ totohatra ze ataon'ny ankizy ao anaty salle, sady mahazo point ra vao tratra mi-gretra :)
In-1 mande tratran'i Pascal, tsy avy eny @ tohatra nedala fa avy any @ le lalana avy any @ buvette iny, tsisy nakobo mintsy. Efa koditra be hoe voagidra ndray any ambovo le. Kay mba nampitandrina fotsiny lery fa tsy naka carnet :D lery alou coool, misaotra an'Atra lehibe :°):-D:-D^:^^:^

mimich,
iray kilasy t@nay ny zanaki'i Boubl, t@ seconde ;-):)
48. kelly13 ( 07/09/2007 16:46)
tara train comme d'hab

KMM, 4è, feno hiran'i madonna ny cahier rehetra, nivoaka ny bulletin de notes 6/20 :oops: farany nidofotra mihintsiny :-D:-D:-D

st michel, classe de 2nde, nandra velona d nanontany namana oe inn no film ao ambadik'io k-7 io :oops::oops:
49. mamzelkely ( 08/09/2007 06:49)
kelly nenao alou no tena palmarès n fiantsoana RAR ee :lol::lol: efa notatarain rabofyanay dôly :lol::lol::-D:-D
50. tywa68 ( 08/09/2007 09:24)
ahoana zany ry kelly ? :-D:-D

kelly kosa mbô nahazo 6 fa tsy 0 e :-D:-D
51. ikaretsaka ( 08/09/2007 16:20)
ary i kelly sy mamz mety mpianatro an
52. mbaliana ( 10/09/2007 09:19)
tokony tenenin'Ika kosa hoe ahona no tokony haha-mpianatrao azy...:^):^):^):^)
53. lanto ( 10/09/2007 17:38)
Sao d mpianatra am fanaovana betizy :-p
54. xxx ( 10/09/2007 19:48)
Ny ahy indray fahatsiarovana mampalahelo . Classe de 4éme zah tam zany tao am masera manao tablier manga sy lobaka fotsy dia ilay hantsoin'ny olona ety ivelany hoe lalimanga fotsy elatra reny eh! d tezitra mafy ery .
Nanao récré tsara tam zay d nanao jeu d'elastique ,nisy ankizy nandalo tampoka nefa zah eo amin'ilay nisoty tsara iny , nianjera zah ary ny ny sokako no nitontona tam ciment fa ny tokotany vita ciment , vohakaikitra ny molotro ambany ary dia nandeha rà b mintsy, nentina tany am dokotera , vohatery nalana doly ny nifiko ambony satria tapitra tapaka, ary am zao mbola hita eo ilay molotra vohakaikitra.:?
55. mbaliana ( 10/09/2007 19:58)
lanto> mpanao betizy be anga hono izy io?
56. sakaizakely ( 10/09/2007 21:01)
nenà ndray tsy tany ampenarana fa teo ampisakafoanana. Mbola T1 garabola tam zany 5 eo raha be indrindra, tao sekoly protestanta Benjamin Escande tao Ambositra. Avy nirava nianatra hariva iny de feno sorabaventy ny arabe mitaky ny fanafahana an'ingahy Manandafy fa voagadra politika lery tam zay. Izy moa hono toa zanak'olona avy tao Ambositra tao.

De lasa saina be namakivaky le sorabaventy bedabe eraky ny lalana, tena vita tsianjery mitsy le slogan. Nony hisakafo alina de anjarako no nivavaka : Andriamanitra o ! Tahio ny sakafonay hahasoa anay. De tsy haiko hoe naninn fa au lieu de dire Amen de notohizako hoe "avoahay i Manandafy hitolona ho anay madinika" Amen !!!
57. sakaizakely ( 10/09/2007 21:11)
fanitsiana kely
5 = 5 taona

tadidiko koa le fizarana nivakina tany ampianarana, zavatra tena halako mits. ndray andro zay silaka mofo dipaina fotsiny no nomen'i neny hitelemana an' le izy any ampianarana nefa za efa zatra bonbon gasy mamibe iny. De nidégôba teo @ estrade ndRamatoa Rasoa. T3 tam zay. Samy tao @ Benjamin Escande daholo moa izahay mpiray tampo no nianatra, de nampanantsoind-Ramatoa ny zokiko lahy iray handraoka tany any antokotany hanotofana ny lasopy raraka:-o Nampalelo be ana le zokiko tam zay:-o:-o:-o

De notereko neninay hanao taratasy hoe tsy mila mihinana nivakina any ampianarana intsonyyyyyyyyyyyyyyy
58. ikaretsaka ( 10/09/2007 21:31)
mbaliana:

tokony tenenin'Ika kosa hoe ahona no tokony haha-mpianatrao azy...:^):^):^):^)



mpianatro tao @ kolejy masina misely...
59. lanto ( 11/09/2007 15:37)
NY ahy indray koa tam T2, nilalao an'ireny vakana vakana ireny (le voan-javatra ireny e), tao am-pianarana io an. Efa ela be no nilalaovako azy teo de ataoko eo am orona hoe ody sery ody ery, atoroko ny namako rehetra, fa madama tsy nahita mitsy. Nony farany tafiditra lalina be le izy, zay vao hitan'ny mpampianatra. Aisina kou éhé! Nihanivoraka angamba fa vao maika tery tao. Nantsoina ny mpampianatra sasany, nantsoina koa zokinay vavy T5 tao, asa mba hahavita inona. Dia saika hoentina any am dokotera taiza angaha. Dia nandramana naisina faramparany kay nivoaka tao ihany. Fa ny tahotro tamin'izany hoizy nareo an, nahiako ho loahaka ny oroko :-p
60. mbaliana ( 11/09/2007 18:44)
Ika> aza mamaky antendrony wa.... efa haiko fa tao amin'ny masina misely fa ny nolazaiko dia hoe [quote]ahona no tokony haha-mpianatrao azy?...[/quote]

tsy hoe taiza akory... valio haingana fa tsssss :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1193