Fahatsiarovana tany an-tsekoly
21. sonwin
(
06/09/2007 09:05)
4ème SAFF Antanimena.
Poritra te-pipi be za. Teo ampanazavana lesona ilay Prof de Maths no niera nitsangana za.Nokapohin leiry mafy be ny lohako sady hoy izy hoe "mipetraka 'ty".
Nivoaka recreá amizay aza: navoakako ny rivotry ny pneu-wam leiry. Rehefa niditra ny classe indray, nasiko siligaoma ny sezan'ny leiry. Niraikitra tsara mihitsy sady nifotetaka tamin'ny ankajony. Tezitra leiry sady nanontany tam feo mahery: iza no nanao an'io? lazao haingana raha tsy izany saziako ny iray kilasy. Izaho tompoko hoy aho nitsangana, sady nampiako hoe raha ny sitrapoko aza amboarina kely ianao rehefa mirava fa mbola marary ny lohako izao. (fihomehezana ny iray kilasy, izaho convoké tany amin Surveillant, nahazo fampiantsoana R.R).

22. mbaliana
(
06/09/2007 09:53)
tamin'zah 10ème dia tsy nahavita devoir de maison dia tsy maintsy hobedesin'ny maitresse.. dia zah ihany no nanoratra tami'ny tapaka taratasy kely zay lavalava kely zay le izy tadidiko tsara... tsy nahavita devoir tompoko i ... fa voky izy dia natory..:-D:-D:-D nanpiantsoina RAR .. hatramin'izao mbola hananihanian'ny ao antranonay ahy
25. fahamarinana
(
06/09/2007 10:35)
mbaliana:

:arrow:=D Iny ndray no tsy hitako!!!:-D:-D
26. tywa68
(
06/09/2007 11:08)
mbaliana : :-D:-D:-D
SFX Antanimena : mividy goûter eo @ vavahady goaka, dia rehefa tsy ampy ny vola dia tsy asiana korne ny glasy, fa tonga d fela-tanana ! :-P

28. fasaly
(
06/09/2007 11:25)
tywa68:
mbaliana : :-D:-D:-D
SFX Antanimena : mividy goûter eo @ vavahady goaka, dia rehefa tsy ampy ny vola dia tsy asiana korne ny glasy, fa tonga d fela-tanana ! :-P
:-D:-D:-Dtsy mbola naheno anzay dnray aho marina....toundé de felatanana zany no haroso de tsetsafina malaky fa mitsonika:-D:-D:-D looz kou zany
29. mamzelkely
(
06/09/2007 12:38)
nenay ny gouter talou pate de banane de hanina ambakany fsachet :-D:-D le polipolesina tsara erny de aveo hanina miaraka am sachet :-D:-D
30. fahamarinana
(
06/09/2007 12:40)
mamzelkely:
nenay ny gouter talou pate de banane de hanina ambakany fsachet :-D:-D le polipolesina tsara erny de aveo hanina miaraka am sachet :-D:-D
:arrow::=))=))
31. sakaizakely
(
06/09/2007 13:54)
mbaliana:
... tsy nahavita devoir tompoko i ... fa voky izy dia natory..:-D:-D:-D nanpiantsoina RAR .. hatramin'izao mbola hananihanian'ny ao antranonay ahy
mbaliana> aza mampivanitika ranga a ! tsy mbola zao za no tokony ho teraka fa mbola @ herinandro =))=))=))=))=))=))=))
32. sakaizakely
(
06/09/2007 13:55)
tywa:
dia rehefa tsy ampy ny vola dia tsy asiana korne ny glasy, fa tonga d fela-tanana !
:-D:-D:-D:-D:-D
33. Samoana
(
06/09/2007 14:09)
Latsa-drano...maso mihintsy mamaky ity kahie de sôvenira ity:-D
Paul Minault, 5ème:
Mihazakazaka mihintsy zahay mpinamana mividy makasôka rehefa pause. Hifandrombahana le izy fa sady tsara no ngôza no vao mafana koa. Indray andro, sady milahatra zà no mandindihy sur plasy mihintsy : " Komany ô ! Komany ô ! Komany sady milay eeeeee !" Nitodika tampoka dia sendra bavin'ny prof de math-nay kilasy terminale......komanibe :-D!!!! Paf ! Tsisy resaka fa tonga dia tehamaina no azo !! Sady nitomany aho no tsy nahatana fiomehezana : " Tsy ianao marina no antsoiko hoe komany fa...." Prrrriiiiaaaahh ! Tsy vita akory ny fanazavana de niala any ny felaka n°2 nandrivorivo ! hihihihi ( Eritreretinareo fa t@ izany fotoana izany iny sandriny iny mitovy habe @ kiboko )

34. kalina80
(
06/09/2007 14:32)
t@ mbola nahantra dia nianatra t@ EPP avy eo rehefa mba nisy natao nyRAR dia nafindra t@ école française aminizay.6ème t@izay efa nanao cours de francais fotsiny nandritra ny vacance dia mba afaka test ihany na dia farany aza.
début sept toy izao mitsy ,dia miteny frantsay daolo ny oul reetra ny tena mbola tsy d mahay nefa mis vazà mitsy ary ny mpiara mianatra.
ny bonjour; bonzour fona ny ahy refa manao présentation de oe ze chui kalina, z'ai 11an. Tsy nety tamana tao aho ry reto an.

35. kalina80
(
06/09/2007 14:42)
ary ilay mihinana vomadilo.Ny lela aminizany efa tataka be mbola mihinana ihany.Otrizany koa ny sakoa sy ny manga manta sns.
Ny anay ny ttasy fonosana voamadilo atao siligaoma.Marary kibo avy eo.:-D:-D:-D:-D:-D
Ary ilay hira fanao tsy misy dikany mitsy
sematin de masamreti
masamreti di lao
seveseve dimenanche
en zouon o piano :-D:-D:-D:-D
amina amina
diatole, alezimba
selààà

36. mimich
(
06/09/2007 14:45)
Anisan\'ny fanao iray tsaroako tao amin\'ny Maria Manjaka , de rehefa prof na matière tsy dia tiana no hatrehina dia atao lava be ny vavaka : vavaka toram-po + Rainay + arahaba ry Maria in-2 na in-3 na hira Ary izao tontolo izao (and 1 sy 2 +fiv) ho an\'izay mahay an\'io hira io de mahafantatra tsara hoe maharitra firy minitra vao vita izy io.
37. mimich
(
06/09/2007 14:48)
tao am julf ndray de ny manao basket tsy maraina tsy atoandro be nanahary , tsy hariva efa hody tam 1ère (andréa ohh, aiza ndry amin'io) sy ny miady am bouboulety no fatao (raha nanangatra aloha iny ramatoa iny an!!! maromaro ihany no nanangarany amin'ny fiadivana taminy)
38. ravakamalala
(
06/09/2007 15:16)
Anisan'ny fanao iray tsaroako tao amin'ny Maria Manjaka , de rehefa prof na matière tsy dia tiana no hatrehina dia atao lava be ny vavaka : vavaka toram-po + Rainay + arahaba ry Maria in-2 na in-3 na hira Ary izao tontolo izao (and 1 sy 2 +fiv) ho an'izay mahay an'io hira io de mahafantatra tsara hoe maharitra firy minitra vao vita izy io.
zahay koa mpanao an io tao am Saint Antoine 1ère tam 1996, d lé prof na malagasy nay zay (M. Robsaona) tezitra d tonga d notapahiny ily vavaka : "aoka izay, mipetraha daholo!!!!!!"
tam lé mpampianatra francais anay izay koa, tsisy nanao devoir zahay na ny 1 aza, nefa efa kilasy de 2nde, fa nasainy nanao tour de piste 2,nefa ny sipa sasany amin io miaraka amin ny talon sy jupe!!
39. Solitikabe
(
06/09/2007 15:35)
Ny anay indray dia mivarotra kahie efa lany eo amin'ny mpivarotra akondro. Dia avelatra eo amin'ny latabatr'ilay mpivarotra akondro ny kahie dia sady miteny hoe " Kahie mora eh, kahie mora... Tsy mila manoratra intsony ianao ary tsy mila mandany stilo fa efa feno io... Tonga dia mamaky fotsiny" Teo Analakely izany an
40. Rasiligaoma
(
06/09/2007 15:35)
Stella maris Tamatave classe de 6 eme
Andron'ny mondial, toa tany Mexique ilay izy no natao t@ izany dia alina be vao misy baolina, miari-tory mijery baolina dia tara!Tao amin'ny Surveillant general @ izay izaho sy i Mamanay, dia hoy ilay io, fa maninona ianao no tara?
-Nijery Baolina aho Frera, dia voamenomenona teo fa tafiditra ihany
Ny ampitso mbola tara ihany... dia hoy indray i Frera hoe fa maninona ianao no tara? Nijery baolina indray? de sady menatra be no niteny hoe .. eny Frera fa 1er mi temps ihany aho dia natory ka!