Fahatsiarovana tany an-tsekoly
1. Samoana
(
05/09/2007 16:57)
Tonga indray ity ny fidiran'ny mpianatra ka mba manimanina ny fahiny e !
EPP Ampasandratsarahoby ( Faravohitra )- Kilasy de 8ème:
Nazoto ery manao devoir de maison mba ho adikan'ireo namana tsy nahavita.
Nisy takalony mantsy tao ambadik'izany fazotoana izany: vômadilo na bonbô sakamalaho tao amin-dradadatoa ( mpivarotra teo ampitan'ny eglizy ! ). Betsaka mihintsy ny kil t@ izany indrindra moa fa t@ ireny zanaka ngetrongentroka kamo hanao devoara ireny:-D
Tohizo ary mba izarao tantara niseho tany an-tsekolinareo tany koa ry namana isany ô :wink:!

novalian'i mbaliana ny 11/09/2007 18:44
2. ikaretsaka
(
05/09/2007 17:48)
College Saint Jo Antsirabe (primaires)
le rehefa recre dia tsy mividy gouter eo @ cafet ny ankizy fa le any ivelany, dia hidin-dry frera ny vavahady dia eto @ tamboho 9somary ivaiva izay, no samy ankanolotra no sady mitabataba hoe pain lasary 1 sns... sady manolotra vola no apasin'ilay mpivarotra ny gouter.
ny tena moa efa hatramin'izay no lavalava ihany, dia le rehefa apasin'ilay mpivarotra avy any ny caca pigeon an'ny olona dia samborina dia alaina... ni vu ni connu!8)

3. fahamarinana
(
05/09/2007 18:02)
:arrow:Collège St-Jo (Mahamasina):
Ny ahy ndray ny tsaroako dia tratra nilalao itony karatra i am's moa? Dia nosazina teo an-tokotany nasaina nilalao teo dia tazanin'ny ankizy rehetra manao récréation,menatra be mihintsy fa adiny 2 teo foana dia sady 1er no farany no nilalaovako an'io e.(l)

4. fasaly
(
05/09/2007 18:24)
mpioanatra tao amin'ny epp behoririka ....
kilasy t2....nikarokaroka tanaty boaty fitahirizana carte tao antrano....nahita vola taratasy ngodabe mitsy:-P..... nangalariko io vola io fa hoe hamidy samboss eo ambavahady ny sekoly refa maka rivotra...:°)
kory ny fahamenarako , nariako ambakan'ilay vola raha hoy ilay mpivarotra sambos nanokatra an'ilay vola...
vola tsy mande tsony ity rotany ah!:?:( iny aho no nitsoaka:-D:-D:-D:-Dnefa nanatena samboss bobaka be mahitsiny hatao gouté!:-P

6. ikaretsaka
(
05/09/2007 19:02)
ilay hoe goma 1 no hifanapahana ary ko..
le manao dessin technique ireny dia ilay gaoma (tsy hay intsony no tena tompony) fa pasipasy be mihitsy ! mitety classe

7. booboo
(
05/09/2007 19:27)
ceg Avaradoha (5ème) :
Ny andro voalohan'ny fidirana no tonga voalohany kounkou ny red red t@ zay. Tsy nahazo aina mihitsy refa namindra fa ôtra mivongo² izany @ ilay serviettes hyg. lamba t@ zany no sady menatra beee kounkou hoe kobon'ny be sy ny bobaka @ fandeha angamba fa red red :^):^):^).
Soa fa kabary fotsiny no nataon-dradiry dia samy naka ho azy. Tsy nety tsony vao tonga tany an-trano fa hoe ividiano pelia zà mamaaaaaaaaaa :cry:. hihihihihihihihi.

8. pissoa
(
05/09/2007 19:55)
:-D:-D:-D
T@ 90, hifindra tao "Antananarivo" amizay fa tany ambanivohitra za talohan'io. Nanao test de niveau tamin'ny sekoly katolika iray za sy zandrinay. vao manomboka aloha ok tsara, fa tena antenantenany amizay ... nitodika tany antokontany za dia tsy hitako teo amin'ilay nitoerany i neninay. dia tsy nahavita fanadinana tsony fa laozana niondrika nitomany teo ambony latabatra sady mieritreritra hoe aiza moa ilay lalana mody ! rehefa nirava dia hay kay neninay nandeha nipipi fotsiny tamin'ilay tsy hitako iny ... zandrinay voaray fa za tsy voaray tao amin'ilay sekoly :cry::cry::cry:

9. hery
(
05/09/2007 20:07)
1983 Classe de 5e tao amin'ny Collège St. Jean Bosco Mangasohavina. Niady tamin'izay Sabine izay. Dia nalefa tany amin'ny biraon'ny Prefet.
Tonga tao dia nasaina niady... dia mba namaly hoe "Koa raha tsy alika izahay koa rehefa asaina miady dia miady" :-)

10. ikaretsaka
(
05/09/2007 20:19)
le tezitra be t@ prefet koa tao @ semigany dia le alarobia hariva iny nosoratana teny ratsy be teo @ varavaran'i prefet..
tratra ihany nony nandeha ny ankety .. tonga de lelafo io ho'zy lery... fa oainina le.
Taty aoriana iray fikambanana izahay 2 lahy mianaka.. fa hehy be sisa

11. pissoa
(
05/09/2007 20:30)
Tamy 3eme zahay tao amin'ny St Pierre dia Mr Etienne no prof francais ... refa mivavaka alohan'ny francais matetika dia "Md Etienne, Mivavaha ho anay !" fotsiny foana.
12. simplex
(
05/09/2007 21:31)
za ndray tsy tadidiko tsony hoe 5eme sa 4eme, t@ zany le mbola mpankafy BD be ireny mintsiny. D ny mpianatra any @ sekoly katolika moa le mivavaka alohany hanombohan'ny lakilasy. Za nefa efa maika mintsy hanohy hamaky an'le boky (avy any @ biblio t@ recre @ io). Tonga d nosokafako le boky d sady nanao @ anaran'ny Ray, tsy mijery n'aiza mintsy fa tonga d ao @ le boky ny maso. Ny kil @ io mbola tsisy manao in in, tonga d traingo be. Tany amiko doly ny mason'ny kil. Efa elaela vao tsikaritro hoe hay mijery ahy doly ny pokona :roll: fihomehezana eran'ny lakilasy, wain kely mintsy kle :( Le prof kou aza mba nihomehy fotsiny nefa za efa natahotra be hoe bedy ndray le :P:)
13. pitoussy
(
05/09/2007 21:34)
T@ 10 eme, sendra nangetotra tao ampenarana zah:oops::oops:, ary le izy tsy mbo le nitsifotra kely ireny fa tonga d le nipoka b mitsy :-D:-D:-D , henon'ilay mpampiantra oa fa tonga dia vosazy nasaina nitety classe nanomboka tany @ maternelle ka h@ 7 eme , dia nasaina niteny oe " zah no mpangetotra ao @ 10emeA " :twisted: , sady mitomany @ io no menatra en plus vo recre tonga d nakorain'ny ankizy retra
nisy suite-ny b mou le izy avy teo satria zah tsy nety nande nianatra , d notenenina t@ maman ny antony sady mbola mitomany ihany kou @ io fa matahotra oe so d bedy fanindroany kou , d nande tany ampianarana mou ry maman niresaka t@ le mpampianatra fa niafara t@ fialana tao @ le sekoly mitsy fa zah tene b dohika tsy nety nande nianatra tsony ( mbola le mafy loha kely reny t@ zany , to h@ izao koa ary :roll: )
h@ zao mbola tadidiko izay prof izay ary tena mbola halako maizina mitsy ...

14. ikaretsaka
(
05/09/2007 23:26)
vehivavy marina
ny anay indray izany mangetotra izany tena andrandraina mihitsy..indrindra fa ilay maimbo iny!
role ery t@ izany rehefa mahavita ilay hoe "evacuez la salle"
fa mahazo pause kely indray aloha 5minitra!

15. boubounezy
(
06/09/2007 00:47)
iraimbilanja nisy fona ny fotona ifanenantsika isanandro tao antsekooooly!.....
16. ikaretsaka
(
06/09/2007 02:01)
ikaretsaka:
College Saint Jo Antsirabe (primaires)
le rehefa recre dia tsy mividy gouter eo @ cafet ny ankizy fa le any ivelany, dia hidin-dry frera ny vavahady dia eto @ tamboho 9somary ivaiva izay, no samy ankanolotra no sady mitabataba hoe pain lasary 1 sns... sady manolotra vola no apasin'ilay mpivarotra ny gouter.
ny tena moa efa hatramin'izay no lavalava ihany, dia le rehefa apasin'ilay mpivarotra avy any ny caca pigeon an'ny olona dia samborina dia alaina... ni vu ni connu!8)
fasaly:
ika:tssssssss:-D
ka izany no varotra ao anaty akata ko
17. lanto
(
06/09/2007 07:54)
Maditra daholo nareo zany :-D Zah indray zany hendry be mitsy tany ampianarana e! Tsy mba mitabataba sady mahavita devoara foana :-D Indrindra fa ny enti-mody lollll Lainga izany zareo fa tao anaty lisitry ny mpitabataba foana ary io enti-mody io tena tsy angadiko mihitsy a! Raha misy tsianjery vaovao kosa ka adika alohan'ny hody dia haiko iny vao avelako :-p Efa lehibebe indray tao am Lycéé Taolanaro (CEG mou zany fa lycéé daholo no fiantso azy tam izany satria mikambana 6em hatram terminal), tsy nahavita devoara maths daholo ny bobaka (morse-n'i booboo) de mba nafeniko ny ahy, zokinay anefa ny prof tamin'io an, SN i kala. Dia navoaka zahay mianakavy, dia notaritiko ndeh haka goavy any am firy km, tara an'le taranja manaraka izahay (français indray), dia tazan'ny prof avy ao an-dakilasy zahay mitsintsina sy mihinana goavy, fa ny lalanay mody no notohizanay, efa ho bedy ihany tsinn. Hoy le madama avy ery am-baravarakely hoe raha zah ny RAR-nareo tsy omeko sakafo nareo! Avy eo koa ange niresaka tany ny mpampianatra d hoe tsisy dikany manasazy an'ireo fa vao maika zareo faly :-D Zokinay mou tsy nahita lazaina tam mama tsony nony nahalala hoe nahavita devoara ihany aho hihihii
18. mamzelkely
(
06/09/2007 08:39)
za njay tao am Maria Manjaka tam za classe de 4e ary tadidiko mandrakizao zay zvt zay, sady efa nahazo 0 tam science nat fa nifamadika tam feuille vierge le feuille de nahzo 0 nefa le feuille ts vierge marina dôly :( tokony 20/20 de lasa 0/20, tonga ny fizarana bulletin de izay 0 zaylme SN de aveo mbola niseho milay nisôte varavarakely sady nanapaka borussy no vôsazy no mbola tratran n nadohalika ko tany atrano no ts nomen mamanay sakafo hih de nony nande niasa mamana y de nomenjy zokinay za :( :-D:-D
19. mamzelkely
(
06/09/2007 08:41)
8è re io fa ts 4è aa efa ditra hafa njay zany 4è zany hihihihi:-D:-D
20. ftma
(
06/09/2007 09:00)
6eme tao amin'ny Ecole privé katolika tao Fenoarivo (Ampitatafika), nisy niresaka nandritra ny cours (tsy za an :wink:) dia izahay rehetra no voasary nadoalika teny antokotany, tsy vitany nadohalika fa nantaon'ilay mpampianatra mandehadeha any ka votsitra daholo ny loalikay rehetra avy eo. Efa notambatambazina za vao nety niverina nianatra tany