Ka de........
41. pissoa
(
06/09/2007 16:08)
ikaretsaka:
io tokoa tsy nofaritan'i jesoa hoe ny mpitovo ve sa ny manambady no mahazo na tsy mahazo manao an'io
inoako anefa fa ny efa manambady satria toa efa manambady aby ireo niresaka taminy momba an'io t@ izany
Ao amin'ny Matio 5 kay no misy an'io ... dia izao no voalohan'ilay izy :
1 Ary nony nahita ny vahoaka Jeso, dia niakatra teo an-tendrombohitra, ary rahefa tafapetraka izy, dia nanatona azy ny mpianany, 2 ka niloa-bava izy nampianatra azy, nanao hoe:
saingy tsy haiko raha efa manambady daholo ny mpianatra sy ny vahoaka nanaraka an'i Jesoa :oops::oops::oops:
42. Rasiligaoma
(
06/09/2007 16:11)
Raha ny fahalalako dia nisy tokoa ny efa nanambady fa "nilaozan'ny mpianatra izao rehtra izao ka lasa izy nanaraka ny Tompo e e"
43. patrick2002
(
06/09/2007 16:23)
papoose: tsy mitovy intsony ny anjara toerany fiangonana taloha sy ny ankehitriny eo @ fitondram-panjakana ,taloha ny fiangonana tena mitondra fanjakana mihintsy ,fa amin'izao efa ao ambadika fotsiny.izay no heveriko fa mahatonga an'io firaisana ara-nofo mialoha ny fanambadiana io.
Ny fiangonana tsy manana fahefana hanery ny mpino ao aminy tsy hanao firaisana mialoha ny fanambadiana ,mampita hanao ny hafatra izy dia izay ,fa tsy afaka hanaraka hoe nataonao sa tsia .
Ny fiangonana tsy manana fahefana hanery ny mpino ao aminy tsy hanao firaisana mialoha ny fanambadiana ,mampita hanao ny hafatra izy dia izay ,fa tsy afaka hanaraka hoe nataonao sa tsia .
44. Papoose
(
06/09/2007 20:03)
patrick, tsy azoko tsara hoe inona no idiran'ny fitondram-panjakana @ le izy azafady satria eo anivon'ny mpino sy ny fiangonana ihany!
Raha mba afaka hazavainao misimisy azafady!
Raha mba afaka hazavainao misimisy azafady!
45. piste
(
06/09/2007 20:45)
Ilay izy anie tsy @ firaisana ara-nofo azy no maha-fahotana fa izy diso toerana. Ny Firaisana ara-nofo aloha dia Communion fa tsy plaisir fotsiny. Nefa ianareo roa kely, au point de vue social et religieux mbola tsy reconnu fa efa mifanambady. Donc misy zavatra tsy mitohaka ao.
Faharoa, @ izao fotoana izao dia reduit @ izay fahafinaretana ara-nofo izay ilay fiarahana. Ary heverina fa io no fanehoam-pitiavan be indrindra. Kanefa raha tsy mitandrina isika dia lasa exploitation de l`un pour l`autre fotsinyny. Chosifier-nao ilay partenaire-nao( objet de plaisir). Ka mampihena ny maha-olona azy no sady mampihena ny tena fitiavana izay.
Ilay tontolo @ izao fotoana koa aloha tsy manampy antsika satria io foana no voizin`ny Media sy ny film isan-karazany. Ny fanafodiny dia hamafiso sy halalino ny finoana efa anananao.

46. fijo
(
06/09/2007 21:00)
hatramin'izao ny finoana dia tsy mbola manaiky io firaisana aloha ioka isika rehetra eto anie izany efa tsy misy mino daholo e.sa ny fingonana no tokony hiova????
ny papa aza dia manohitra ny fampiasana kapoty?????maika fa ny firaisana mialoha.
ary raha natao hiterahan aio,loza be fa raha roa hanaka izany dia indroa midakl mandra maty?????
ny papa aza dia manohitra ny fampiasana kapoty?????maika fa ny firaisana mialoha.
ary raha natao hiterahan aio,loza be fa raha roa hanaka izany dia indroa midakl mandra maty?????
48. patrick2002
(
06/09/2007 22:41)
Papoose:
patrick, tsy azoko tsara hoe inona no idiran'ny fitondram-panjakana @ le izy azafady satria eo anivon'ny mpino sy ny fiangonana ihany!
Raha mba afaka hazavainao misimisy azafady!
voafetra ny fahefana ananany fiangonana fa tsy afa-miditra @ raharaha politika izy .Miteny ianao hoe nisy persuasion mafy be teo ,matoa tonga amin'izao ilay societé, amiko tsy nisy ilay persuasion fa naturelement efa ilainy vatana ilay izy ,dia io hazavainy nirina eo ambony io ny hevitry ny baiboly.
Ny fanjakana anefa tsy nanao politika ara-panahy sy fitiavana ,libre ny tsirairay amin'izay (afa-tsy ny republique islamique),napetrany ho an'i fiangonana ilay fanabeazana ara-panahy ,ny fiangonana anefa tsy afaka mibaiko ny fanjakana hiteny hoe tokony ho verezin-jo izay olona manao firaisana alohan'ny fanambadiana. :lol:
49. dailynews
(
07/09/2007 00:16)
Papoose:
ahoana moa zany eo anatrehan'ny fiangonana sy ny finoana ny firaisana ara-nofo alohan'ny fanambadiana?
ny firaisana ara nofo rehefa ivelan ny fanambadiana dia fijangajangana daholo.
tsy eken ny sain ny olona izany satria efa hoe niova ny fomba fijery amin izao vaninandro izao. saingy tsy ny fomba fisainan ny olona no norme arahina fa ny tenin Atra.
50. niryna
(
07/09/2007 06:44)
niryna:
Eo anatrehan'ny finoana no resahina fa tsy araka ny nofo maha nofo antsika.Tsy tokony hiaraka alohan'ny fanambadiana fa raha ohatra ka tsy maharitra dia atao ny raharaha. Misy an'izany ao amin'ny baiboly fa aleo aloha aho hitsipona indray.
1 Kor 7:8-9 Fa hoy izaho amin'ny tsy manam-bady sy ny mpitondratena kosa: Tsara aminy raha mitoetra tahaka ahy izy.
Nefa raha tsy maharitra izy, dia aoka hanam-bady ihany; fa tsara ny manam-bady noho ny ho maimay.
51. vahiny2004
(
07/09/2007 08:40)
patrick2002:
papoose: tsy mitovy intsony ny anjara toerany fiangonana taloha sy ny ankehitriny eo @ fitondram-panjakana ,taloha ny fiangonana tena mitondra fanjakana mihintsy ,fa amin'izao efa ao ambadika fotsiny.izay no heveriko fa mahatonga an'io firaisana ara-nofo mialoha ny fanambadiana io.
Ny fiangonana tsy manana fahefana hanery ny mpino ao aminy tsy hanao firaisana mialoha ny fanambadiana ,mampita hanao ny hafatra izy dia izay ,fa tsy afaka hanaraka hoe nataonao sa tsia .
Tsy misy resaka fifanerena ny finoana ka , ary tsy misy ifampidiran'ny fiangonana sy ny firenena izany fa resaka entre ny Finoana sy ny tsirairay.
Na ny fiangonana aza tsy afaka manery ny mpino hanao na tsy hanao quoi que ce soit . Manazava izay lazain'ny Baiboly ny fiangonana, ho an'izay mahatsiaro tena fa kristiana, dia anjaran'ilay kristiana ny misafidy. Na ny Tompo aza anie tsy afaka manery antsika e
52. Papoose
(
08/09/2007 02:35)
Chosifier-nao ilay partenaire-nao
Dia tena mbola nijangajanga zany izy roa na dia nifambady aza taty aoriana?
53. piste
(
08/09/2007 20:28)
Voalohany ilay izy aza raisina hoe lalana mipetraka fotsiny. Matoa i Jesoa nilaza an`io dia tsy mety @ natiora ny olombelona mihitsy ity mifangalam-pihinana alohan`ny fanambadiana ity. Satria tsy mbola voatso-drano( na ny fiaraha-monina na ny Fiangonana).
Faharoa, mety misy milaza hoe mampitombo ny fitiavana. Amin`ny voalohany mety marina izay kanefa arakaraka ny hanaovana azy dia mitarika any @ tsy fifanajana no hiafarany. Satria very ary miha-matroka tsikelikely ilay haja maha-olona( personne) ao @ partenaire-nao. Ka leo azy ianao @ farany. Dia reciproque izay zavatra izay aminareo roa. Ary isan`ny facteur mamparefo ny fanambadiana any aoriana izay.
Tsy toy izay ny cas raha mariazy vita any am-piangonana satria efa miova ho Sakramenta izy @ izay ka lasa Tso-drano fa tsy fahotana intsony.
Raha ho an`ny vehivavy dia mety hitombo ny fitiavany an-dralehilahy raha manao an`io. Ho an`ny lehilahy mety izay ihany koa kanefa miafara any @ filana fotsiny ilay izy rehefa avy eo. Ka rehefa tsy mahazo @ manaraka dia tezitra.

54. Papoose
(
09/09/2007 13:01)
Raha ho an`ny vehivavy dia mety hitombo ny fitiavany an-dralehilahy raha manao an`io. Ho an`ny lehilahy mety izay ihany koa
Ekeko!
kanefa miafara any @ filana fotsiny ilay izy rehefa avy eo. Ka rehefa tsy mahazo @ manaraka dia tezitra.
Possible io fa tsy voatery mihitsy fa manana fijery negative b enao zany @ io!
aharoa, mety misy milaza hoe mampitombo ny fitiavana. Amin`ny voalohany mety marina izay kanefa arakaraka ny hanaovana azy dia mitarika any @ tsy fifanajana no hiafarany. Satria very ary miha-matroka tsikelikely ilay haja maha-olona( personne) ao @ partenaire-nao. Ka leo azy ianao @ farany. Dia reciproque izay zavatra izay aminareo roa. Ary isan`ny facteur mamparefo ny fanambadiana any aoriana izay.
Tsy laviko fa negative be enao oo!
Fa mazava tsara amiko aloha nefa le tena filozofia an'ilay izy zany e!Misaotra betsaka.
55. piste
(
10/09/2007 03:42)
Tsy fantatro raha negative na tsia fa experience hitako ireo. Ary tsy manaratsy ny firaisan`ny lahy sy ny vavy velively aho satria voa-janahary io.
Kanefa tsy maintsy mitandrina ihany isika. Satria ny karazan`ny Fitiavana rehetra( isan`izan`ny ny amour conjugal) dia tokony ho ascendant ny direction-ny, izany hoe mankany any @ Andriamanitra. Tadidio fa ao anatin`io rapport sexuel io no hahitana don de soi reciproque ataon`ny mpivady. Izay // @ fifandraisan`i Kristy sy ny Fiangonany.
Kanefa raha tsy mizotra @ izay direction izay fa lasa fitadiavana plaisir fotsiny dia lasa egoisme ilay izy. Dia eo no maha-fahotana azy.
Azonao andramana ireo voalaza ireo.