Ka de........

1. Papoose ( 05/09/2007 15:06)
ahoana moa zany eo anatrehan'ny fiangonana sy ny finoana ny firaisana ara-nofo alohan'ny fanambadiana?
novalian'i Papoose ny 10/09/2007 06:49
2. xxx ( 05/09/2007 15:10)
RATSY
3. ikaretsaka ( 05/09/2007 15:10)
Arakarak'ilay finoana sy fiangonana io ry zanako! rara tsy mandimandry ny conscience anao dia
mikonfeseva.. dia ataovy am-po tokoa ny farany @ fanenenana! hoe "manampo tsy hanao ratsy aminao intsony aho"
4. ravakamalala ( 05/09/2007 15:17)
ho an ny katôlika toa tsa azo atao loatra! satria ny firaisana ara nofo dia natao iterahana, ka mety ve ny miteraka alohan ny fanambadiana?
5. cutie ( 05/09/2007 15:18)
Mpandefa : ravakamalala [ Valio ] 05-09-2007 17:17:26
Lohateny : Re : Ka de........
ho an ny katôlika toa tsa azo atao loatra! satria ny firaisana ara nofo dia natao iterahana, ka mety ve ny miteraka alohan ny fanambadiana?

ataoko fa tsy zany tsony @ zao fotoana zao
sa ahoana ry IKa:wink:
6. ravakamalala ( 05/09/2007 15:20)
cutie, ikaretsaka > fa ahoana indray ny am zao fotoana zao ary e!?!? tsy arako
7. hery ( 05/09/2007 15:41)
mitovy amin'ny hoe...

ahoana moa izany eo anatrehan'ny fiangonana sy finoana ny "mandainga"
8. booboo ( 05/09/2007 15:48)
-ouz ny fg hoe ratsy, tondé direct any @ afobe, sns.
-ouz ny finoana hoe ouz ny fg hoe ratsy

Amiko tsisy maharatsy ny mi-crac crac mihitsy alohan'ny fanambadiana. Ny hitako tokony hataon'ny fg dia ny manome fanazavana mitombona sy manaraka ny toetr'andro handresena lahatra ny "tanora" hoe raha azo atao dia miandry manambady vao mi-crac crac noho ny areti-mifindra, fahasahiranana @ vohoka tsy niriana sns, fa tsy hoe asan'ny devoly zany e, tondé any @ afobe e ...amiko manokana.


9. ikaretsaka ( 05/09/2007 15:51)
ny tena tsy mety dia raha efa nisy tao ka nesorina... na notohanana mba tsy hisy... dia izay no tena gravy kokoa
rehefa tsy mahatanty an'izay dia aza manaonao foana!

ilay "mamono aina" amiko no tena grave kokoa!
Raha toa koa hoe plaisir fotsiny koa fa tsy vokatry ny fitiavana akory le iraisana alohan'ny fanambadiana dia tsa mety!
le manao accident tsy mandray andraikitra avy eo koa tsy mety
Indrindra le olona manao de hoe Bikina le sipakely dia veloma sy ny hoe esory io esory io...ankoatran'ilay forcena be hoe tsy maintsy manambady nareo fa nibikina ny zanako. avy eo tsy miady akory ny tadin-dokanga fa noho ilay zaza dia lasa force indirectement
tsy misy fitiavana intsony izany manko amiko fa "revy" fotsiny.

Dia rehefa tsy te hanao izany sy tsy mahatanty an'izany... aza manao...

izay ilay hoe dinidiniho sy fakafakao... mandiniha tena foana isaky ny manao zavatra
10. rakaroka ( 05/09/2007 16:08)
'zaho mahatsapa ny hakanton'ny "hasin"'ny fanambadiana taloha izay. Saingy "dommage" tsy azo dirigé-na intsony moa ny tanora ankehitriny.
Nisy izany fiomanana , ny sasany nofaniny @ fiatrehana ny fitondra-tokan-trano na ny lhl any ankilany na ny vavy. Dia ilay misy sarahi-toerana rizareo tsy mahazo mifankahita alohan'ny mariazy, @ izay Soasoa tokoa ilay andro iray hoe "aboutissement de tout les voeux:"sacré tsara izy @ izay: tena hoe jour J .
Fa raha lasa aloha na routine lé fiarahana dia tsy grand "j" intsony .
11. ikaretsaka ( 05/09/2007 16:16)
izay ko 1
12. Papoose ( 05/09/2007 16:54)
booboo:

-ouz ny fg hoe ratsy, tondé direct any @ afobe, sns.
-ouz ny finoana hoe ouz ny fg hoe ratsy

Amiko tsisy maharatsy ny mi-crac crac mihitsy alohan'ny fanambadiana. Ny hitako tokony hataon'ny fg dia ny manome fanazavana mitombona sy manaraka ny toetr'andro handresena lahatra ny "tanora" hoe raha azo atao dia miandry manambady vao mi-crac crac noho ny areti-mifindra, fahasahiranana @ vohoka tsy niriana sns, fa tsy hoe asan'ny devoly zany e, tondé any @ afobe e ...amiko manokana.


Miombon-kvt satria amiko tena samihafa tokoa ny niveau ny filana ara-nofo t@ taloha sy ankehitriny...ny influence rahateo teo koa @ zao fotoana zao matanjaka be ( tsy voatery @ zvt ratsy fa na ny tsara koa aza)

Dia eo @ le resaka hoe mandinin-tena sy mikonfesy, reny dia hoe atao tokoa ary raha ho an'ny olona(tanora) zay miditra @ io sehatra io alohan'ny fanambadiana dia betsaka no mandry tsara @zany ny conscience-ny satria mety mahita an'ny namany izy na olona sasany hoe tsy maninona dia maninona moa izy no haninona?

Le hoe io dia hiterahana, amiko ndray angamba arakaraky ny tanjona volavolain'ny tsirairay io. Raha hiteraka no tanjony dia tena tsy mety tokoa raha mbola tsy manambady ary mety ho henatra eo anatrehan'ny fiangonana. Nefa raha manaiky azy moa ny fiangonana dia tsy ho lasa henatra akory ndrayaza. Fa raha resaka plaisir dia tsy hitako hoe henatra satria natoraly le izy @ maha-olombelona.

13. pissoa ( 05/09/2007 21:07)
Miombon-kvt satria amiko tena samihafa tokoa ny niveau ny filana ara-nofo t@ taloha sy ankehitriny...ny influence rahateo teo koa @ zao fotoana zao matanjaka be ( tsy voatery @ zvt ratsy fa na ny tsara koa aza)

:-D:-D:-D:-D:-D
14. pissoa ( 05/09/2007 21:25)
booboo:

-ouz ny fg hoe ratsy, tondé direct any @ afobe, sns.
-ouz ny finoana hoe ouz ny fg hoe ratsy

Amiko tsisy maharatsy ny mi-crac crac mihitsy alohan'ny fanambadiana. Ny hitako tokony hataon'ny fg dia ny manome fanazavana mitombona sy manaraka ny toetr'andro handresena lahatra ny "tanora" hoe raha azo atao dia miandry manambady vao mi-crac crac noho ny areti-mifindra, fahasahiranana @ vohoka tsy niriana sns, fa tsy hoe asan'ny devoly zany e, tondé any @ afobe e ...amiko manokana.

za tsy mahay toko sy andininy fa i Jesoa dia nilaza fa izay mijery vehivavy ka "maniry" azy dia efa mijangajanga ao am-pony sahady. ka rehefa tsy "maniry" intsony fotsiny fa tena manao mihitsy ... mety mijangajanga++ angamba izany ... dia izay ilay izy ! tsy haiko io na manaraka ny toetr'andro na mba mitombona ! :oops::oops::oops:
15. ikaretsaka ( 05/09/2007 23:19)
io tokoa tsy nofaritan'i jesoa hoe ny mpitovo ve sa ny manambady no mahazo na tsy mahazo manao an'io
inoako anefa fa ny efa manambady satria toa efa manambady aby ireo niresaka taminy momba an'io t@ izany
16. LazaDaddy ( 05/09/2007 23:51)
Meloka eo anatrehan'Andriamanitra izay mijangajanga rehetra na iza na iza. Na inona antony foronina sy hanamarinan-tena dia heloka ny fijangajangana.

Izao ny torohevitro: aza miala sirika mitady fanamarinan-tena sao hanenina mandrakizay fa mibebaha. "Mandehana ka aza manota intsony" hoy i Jesoa. Tsy tenitenenina foana toy ny tsianjery ny fibebahana fa iainana sy arahina asa, vokatry ny fianteherana amin'ny Fanahy Masina.

"Aoka ianareo ho masina satria masina ny Rainareo izay any an-danitra"
17. cutie ( 05/09/2007 23:56)
amen
18. ikaretsaka ( 06/09/2007 00:23)
LazaDaddy:

Meloka eo anatrehan'Andriamanitra izay mijangajanga rehetra na iza na iza. Na inona antony foronina sy hanamarinan-tena dia heloka ny fijangajangana.

Izao ny torohevitro: aza miala sirika mitady fanamarinan-tena sao hanenina mandrakizay fa mibebaha. "Mandehana ka aza manota intsony" hoy i Jesoa. Tsy tenitenenina foana toy ny tsianjery ny fibebahana fa iainana sy arahina asa, vokatry ny fianteherana amin'ny Fanahy Masina.

"Aoka ianareo ho masina satria masina ny Rainareo izay any an-danitra"

sombiny @ fanenenana
"manam-po tsy hanao ratsy aminao intsony aho, sy hanao asa fivalozana, @ fitahinao ahy"

19. ikaretsaka ( 06/09/2007 00:24)
fa entre pa... ireny le pasitera mikoty an'i ramatoa vadin'i pasitera ireny izany t@ izany andro nikotiany izany =nijangajanga?
20. cutie ( 06/09/2007 00:25)
sombiny @ fanenenana
"manam-po tsy hanao ratsy aminao intsony aho, sy hanao asa fivalozana, @ fitahinao ahy"

miverina daholo ndray ny katesizy taloha marina:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2141