Ka de........

21. LazaDaddy ( 06/09/2007 00:25)
tandremo aza sao atao tsianjery ka izay vao tena "fanenenana" mandrakizay
22. cutie ( 06/09/2007 00:25)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 06-09-2007 02:25:16
Lohateny : Re : Ka de........
tandremo aza sao atao tsianjery ka izay vao tena "fanenenana" mandrakizay

:-D:-D:-D:-D:-D
23. cutie ( 06/09/2007 00:26)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 06-09-2007 02:24:47
Lohateny : Re : Ka de........
fa entre pa... ireny le pasitera mikoty an'i ramatoa vadin'i pasitera ireny izany t@ izany andro nikotiany izany =nijangajanga?

EFa we zay rehetra hono :-D:-D:-D
24. ikaretsaka ( 06/09/2007 00:41)
ooooo tena vooooo pasitera izany
laza: tsy atao tsianjery 'araka ny iheveranao' azy ka
25. cutie ( 06/09/2007 01:22)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 06-09-2007 02:41:45
Lohateny : Re : Ka de........
ooooo tena vooooo pasitera izany

samia mandray @ zay fiheverany azy sisa :lol:
26. piste ( 06/09/2007 03:29)
Miombon-kvt satria amiko tena samihafa tokoa ny niveau ny filana ara-nofo t@ taloha sy ankehitriny...ny influence rahateo teo koa @ zao fotoana zao matanjaka be ( tsy voatery @ zvt ratsy fa na ny tsara koa aza)


Voalohany ny Tenin`Andriamanitra tsy manaraka tsy azo ovaina hanaraka ny sitrapontsika. Tokony hifamadika @ izay no izy. Raha tsy izany dia tsy Izy intsony no tompointsika fa Izao tontolo izao.
Faharoa : zava-misy marina io lazainao io. Kanefa tsy midika fa izay no marina.
Bon point de vue kristianina no entiko eto fa ny tsirairay samy manana ny fahafahany.
27. LazaDaddy ( 06/09/2007 03:37)
piste> marina ny voalazanao ary mankahery ny namana Kristianina tsy ho voarebirebin'ny fiarahamonina @ "ratsy"
28. ikaretsaka ( 06/09/2007 03:42)
fa betsaka ny manao an'io hoe izay tiatiany @ io tenin'andriamanitra ihany no alainy sy tsimpotsimponiny , fa izay tsy tiatiany na mamely akaiky ny fiainany dia any izay...
Nefa izay tsy mety fa lasa tsy Andriamanitra intsony ny inoana fa ny Tenany
29. Papoose ( 06/09/2007 03:58)
LazaDaddy:

Meloka eo anatrehan'Andriamanitra izay mijangajanga rehetra na iza na iza. Na inona antony foronina sy hanamarinan-tena dia heloka ny fijangajangana.


Mijangajanga zany aminao le firaisana alohan'ny fanambadiana:?:

30. LazaDaddy ( 06/09/2007 04:02)
Papoose> mijangajanga io amin'Andriamanitra
31. Papoose ( 06/09/2007 05:11)
Fa mba aiza tokoa no tena ahitana ny tena fanazavana an'izany e?
32. niryna ( 06/09/2007 07:41)
Papoose:

Fa mba aiza tokoa no tena ahitana ny tena fanazavana an'izany e?

[B]Fa hoy Izaho:mandehana araka ny Fanahy,dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo hianareo.Fa ny nofo manohitra ny Fanahy,ary ny Fanahy manohitra ny nofo,ary mifanohitra iry roroa,mba tsy hahazoanareo manao izay zavatra tianareo.Fa raha tarihan'ny Fanahy hianareo ,dia tsy mba ambanin'ny lalana.[/b] Gal 5:16-18

Fa miharihary ny asan'ny nofo ,dia izao fijanganjangana,fahamamoana,fijejojejoana,fanompon-
tsampy,fanaovana ody ratsy,fandrafiana, fifaindirana,adi-lahy ,fiafonafonana ,fisarahana, fitokoana,fialonana,fahamamoana, filalaovan-dratsy,ary ny toy izany,izay lazaiko aminareo rahateo,tahaka ny voalazako fahiny koa ,fa izay manao izany dia tsy handova ny fankajakan'Atra
Galatiana 5:16-21

33. niryna ( 06/09/2007 07:43)
ikaretsaka:

Arakarak'ilay finoana sy fiangonana io ry zanako! rara tsy mandimandry ny conscience anao dia
mikonfeseva.. dia ataovy am-po tokoa ny farany @ fanenenana! hoe "manampo tsy hanao ratsy aminao intsony aho"
Efa mahafantatra izany ianao kanefa mbola manao ihany ?

Eo anatrehan'ny finoana no resahina fa tsy araka ny nofo maha nofo antsika.Tsy tokony hiaraka alohan'ny fanambadiana fa raha ohatra ka tsy maharitra dia atao ny raharaha. Misy an'izany ao amin'ny baiboly fa aleo aloha aho hitsipona indray.
34. niryna ( 06/09/2007 07:44)
ikaretsaka:

Arakarak'ilay finoana sy fiangonana io ry zanako! rara tsy mandimandry ny conscience anao dia
mikonfeseva.. dia ataovy am-po tokoa ny farany @ fanenenana! hoe "manampo tsy hanao ratsy aminao intsony aho"
Efa mahafantatra izany ianao kanefa mbola manao ihany ?

Eo anatrehan'ny finoana no resahina fa tsy araka ny nofo maha nofo antsika.Tsy tokony hiaraka alohan'ny fanambadiana fa raha ohatra ka tsy maharitra dia atao ny raharaha. Misy an'izany ao amin'ny baiboly fa aleo aloha aho hitsimpona indray.
35. vahiny2004 ( 06/09/2007 08:32)
LazaDaddy:

Meloka eo anatrehan'Andriamanitra izay mijangajanga rehetra na iza na iza. Na inona antony foronina sy hanamarinan-tena dia heloka ny fijangajangana.

Izao ny torohevitro: aza miala sirika mitady fanamarinan-tena sao hanenina mandrakizay fa mibebaha. "Mandehana ka aza manota intsony" hoy i Jesoa. Tsy tenitenenina foana toy ny tsianjery ny fibebahana fa iainana sy arahina asa, vokatry ny fianteherana amin'ny Fanahy Masina.

"Aoka ianareo ho masina satria masina ny Rainareo izay any an-danitra"



Miombo-kevitra tanteraka aminao

Be dia be ny hitako , eto na tsy eto, manamari-tena : natao ho an'ny manambady ny ny resaka fijangajangana fa tsy ho an'ny célibataire , tsy izany intsony izao ny fiainana ...

Amiko tsy ny didin'Aa no adapter-na amin'nizay tian-tsika atao fa isika no mila manaraka izay lazain'ny tenin'Aa , raha mihevitra fa tena kristiana . Lazaina fa hoe efa miova ny tany e, efa tsy izany intsony izao : fa ny tenin'Aa dia tsy miova ary à jour foana

Misy miteny ao aloha hoe raha tsy vadin'olona ilay izy dia tsy mijangajanga (entre célibataires izany), ny fahazoako ny tenin'Aa dia mijangajanga ihany koa izany
36. vahiny2004 ( 06/09/2007 08:59)
ikaretsaka:

fa entre pa... ireny le pasitera mikoty an'i ramatoa vadin'i pasitera ireny izany t@ izany andro nikotiany izany =nijangajanga?



rehefa mikaoty angaha avy dia miara-matory ?
Ohatran'ny maka fanahy an'Aa ny fanontanianao , diniho tsara anie
37. bimanoa ( 06/09/2007 09:28)
miombon-kevitra @ i piste :
Voalohany ny Tenin`Andriamanitra tsy manaraka tsy azo ovaina hanaraka ny sitrapontsika. Tokony hifamadika @ izay no izy. Raha tsy izany dia tsy Izy intsony no tompointsika fa Izao tontolo izao.

" izay tsy nanota ( nijangajanga ) taminareo no aoka hitora-bato ", :wink:
38. kalina80 ( 06/09/2007 11:52)
LazaDaddy:

Meloka eo anatrehan'Andriamanitra izay mijangajanga rehetra na iza na iza. Na inona antony foronina sy hanamarinan-tena dia heloka ny fijangajangana.

Izao ny torohevitro: aza miala sirika mitady fanamarinan-tena sao hanenina mandrakizay fa mibebaha. "Mandehana ka aza manota intsony" hoy i Jesoa. Tsy tenitenenina foana toy ny tsianjery ny fibebahana fa iainana sy arahina asa, vokatry ny fianteherana amin'ny Fanahy Masina.

"Aoka ianareo ho masina satria masina ny Rainareo izay any an-danitra"


miombon-kevitra aminao tanteraka lazaDaddy.Matetika mantsy marina isika tanora dia mitady fanamarinan-tena hatrany na dia efa fantatra aza ny tena marina hoe: fahotana ny manao firaisana ara-nofo alohan'ny fanambadiana.

Ahoana marina ny atao fa misy ny fiangonana manome rariny ny firaisana alohan'ny fanambadiana? Dia mahazo vahana tokoa anie ireo tanora @izany e!!!


39. Papoose ( 06/09/2007 15:24)
Nyrina, misaotra!

Kalina80, ary mino aho fa nisy persuasion natanjaka tao matoa miroborobo sy mitombo hatrany ny fanekena io resaka io!zay koa anisany manitikitika ahy!
40. Papoose ( 06/09/2007 15:24)
Nyrina, misaotra!

Kalina80, ary mino aho fa nisy persuasion natanjaka tao matoa miroborobo sy mitombo hatrany ny fanekena io resaka io!zay koa anisany manitikitika ahy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3117