surpise parti Nice

81. dadie ( 04/09/2007 18:02)
za ko anapy sy anamafy ko mahay mandy d tsiky fona kosany i mmzk e ihihih ,na d marary aza ny tongony am vato ery am sary rehetra:lol:
82. fasaly ( 04/09/2007 18:37)
dadie : ary mbo omeo sopapa wa ahtako anzany akamo mandihy izany:?
83. dadie ( 04/09/2007 19:41)
sachet mavomavo lol!!!!

ihiçhih misy soratra oe madagascar?
84. dadie ( 04/09/2007 19:42)
fasaly> any am ftma aki a,omeko sopapa dry d zao am fiaonana d asio musika d toga d ita eo lé ol miaraka am tsiky2 ny:lol:
85. fijo ( 04/09/2007 20:52)
izay vao niditra fa efa nijery sary ihany aninkeo.
saly daholo aloha nareo izay nihaona e,
dadie an,ampidiro amin'izay racalme io fa aza avela hiainohaino eo fotsiny.
rapa an,amin'ny manaraka letsy avelako le glita de alefaso paostra an.hi hihi,milay elahy amin'ilay revy ka.
fasaly,tonton zavatra manenjika fihaona a"hisy" ny zanany fa ny zanany tsa hita ko.
samoana sy tywa an,nareo moa aza mamely akaiky fa tsssss,sarin'iza indray no tratra tao????nilaozako nareo teny andalana,fa tena somary mijaly aho amin'ny maso ka tsy te hitarazoka.tonga taty aho 23h15
misaotra ftma an,na dia tara aza ralay.
86. fijo ( 04/09/2007 20:55)
lanto an ary tsy haiko hoe ndry kay manao karaoke de tsara feo be toa ireny.

mamza sy sasa anza tsy tao fa le kambana maiko io.

mandrindra an,novana kely fotsiny letsy ny ° fa somary nisy rivotra be an.

efa azoko indray ny phone ranix fa hantsoiko ialahy an

de teritereo ao racalme dadie an,aleo hoantsika ato io,fa tsy hivadika site any

ary aza mampijaly zaza wa nareo ry sasa sy mimich fa bedy ny lalana anie e
87. sasa ( 05/09/2007 04:10)
fijo hi hi hi hi enao io kan! le kambana aminao mantsy niaraka taminay tany majunga :-D:-D:-D:-D mba impiry hanongo an'iny nefa e! maka avocat refa bedin'ny lalana koa :-D:-D:-D:-D:-D
88. mimich ( 05/09/2007 06:23)
tywa>tsara le sary ka; ary nifanaraka ny hanao "kilaoty lava" mainty anie ny sasany zany ee!!!
ilay manao kilaoty mainty lava mitari-dalana io sy ny gitarany zany efa mila hitovy habe.
ireto 2 mikilaoty mainty lava aty aoriana indrindra indray oh we euhhhhhhhh "titi sy gros minet":roll::roll:

fijo>ka ny lalàna anie natao ho dikaina ee. miankina am zava-misy io koo.
zao zao raha ny ara-dalana de dité no fisotron'ny mpisolo vava nefa noho ny zava-misy dia ny "dité" nivadika "zi" , de ny "zi" nivadika "gilasy".:-D
89. ftma ( 05/09/2007 06:55)
fijo: efa nifampanontany zahay hoe tafody ihany ve fijo fa tsy nipoitra :)
dadie: inona no aty amiko ?
tanan'iza aza io raha misy mahalala o :-D

90. mamzelkely ( 05/09/2007 07:46)
io le tsobato :lol::lol: za mahay an'io ko kay hihihihi

nareo zay nilaza fa za mahay mandihy teo (tsis tadidiko tsony) :oops::oops: za ts mahay mandihy fa tia mandihy ftsn :°):-D:-D fa le tsikitsiky no tena haiko io njay itovizako hevitra aminareo ka :°):-D:-D
91. dadie ( 05/09/2007 08:07)
za bola tsy tao taminio fa tsy tanako alo io e
ftma > lé cd ny fiaonana tany dago niaraka tam se
92. mimich ( 05/09/2007 08:09)

ftma> tanan'ny mpanao tsobato io
raha tsobato ndray!!!!, za tsy mitsoaka zany fa mbola mahay tsara
ela be vô môro.
fa ny vatonareo wa tsy oh le vato fanaovana azy fa efa moderne be eee,
za pré , tsisy zero tsis n'inn , manadinodino kely de m^ro, 5 be vô mitoko am ara-9
mihetsibato de môro, tsy ankitsoka vato mitambatra, tsy ankanova toerana , de inn koo mo eee!!!
tsy ankanao ara-5 ndelah sy ara-5 gaboné
93. dadie ( 05/09/2007 08:10)
mimich>ary oatran'ny fanaraka marina aki ry zareo oe manao kilaoty lava an :lol:
94. lanto ( 05/09/2007 08:17)
mimich>> izay misy le izy ! Zah memezan-dry zareo am le mihetsi-bato de môro, tanisa môro, sns.... :-D Fa misy gravy be raha hanao dimy be an ! soa fa mitoko ny 3 raha tsy izany zero teo zah hihii... Fa le ara-fito ara-8 ho'a samy nana ny azy fa tsy nitovy mitsy e!
fijo> mba manalanala azy mihira fa ovina ho pro ? :-p



95. ftma ( 05/09/2007 08:36)
mimich: vato eny @ plage ireny, ndraso fa hitondra za rehefa tonga any dia anao tso-bato isika :)
mamz: ilay fety tany antrano akia no hitan'i rapah sy dadie dia hoe mahay mandihy be njy an :) hita fa mahay ko
misy manga feo koa avy any Marseille an, tena saika vaky ny tokotany nanaovan'izy dahy dio :-D
lanto: nareo mamorona ara-8 fontsiny fa tsy mahay ko, misy tsy maharesy dia mamorona :wink:
96. lanto ( 05/09/2007 09:50)
dadie> zah tsy naheno le fifanarahana tam le klôty
Mbola mieritreritra aho io hoe alefako eto ve ilay sarin'ny mpihinana gilasy ? :roll:
97. fasaly ( 05/09/2007 10:06)
dadie: raha lay sopapa tany am ftma izaho no nandefa iny sopapa ho an'i ftma;-):-D:-D:-D neveriko fa tam fioanana daddie nge izany e! :-P
98. mamzelkely ( 05/09/2007 11:04)
ftma efa ela aki azany fihaonana izany ry ftma aa ko efa ts ôtran reny tsony zao za ko efa matax beuu :-P:-D:-D:-D ts mitsiparaparaka ôtran reny trouny :-D:-D
99. ari.malala ( 05/09/2007 13:15)
hifankaita ane tsika atsy hoatsy ry mamz e! ary halaiko gros plan mints njy ahita'nny oul anzany:-D:-D:-D:-D:-D
100. fasaly ( 05/09/2007 15:20)
mamzelkely:

ftma efa ela aki azany fihaonana izany ry ftma aa ko efa ts ôtran reny tsony zao za ko efa matax beuu :-P:-D:-D:-D ts mitsiparaparaka ôtran reny trouny :-D:-D

:?
:?
:-D aza miteniteny foana ry mamz a! hitako tsara tokoa iny film iny fa hummmm de i sasa kou hitako tsara lmiady varotra be tsy ho azon'ny kam nefa azo ihany ôôô!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0597