surpise parti Nice
26. ftma
(
02/09/2007 19:02)
fasaly: io ilay nolazaiko anjy ka rehefa madalo njy hamoronana fihaonana e :-*
lanto: t@ io njy ilay nangalatra nanisa-bato :wink:
samoana: nga njy misy hafenina?
fasaly: nangala-pihinana tany indray i samoana io hitako tsy ampy nozaraina ilay...:-D
mandrindra: mitovy ihany ilay dite st glasy fa ny anarany fontsiny no niova :D
diamondra27: mba maka aina =))

27. dadie
(
02/09/2007 19:14)
salama e
tena faly beuuuu i rakalama alo e ,nahafantatra anareo ,d za koa moa zany tena faly koa sympa b nareo na ny avy any strasbourg na ny avy any marseille :-*:-*
tena faly beuuuu i rakalama alo e ,nahafantatra anareo ,d za koa moa zany tena faly koa sympa b nareo na ny avy any strasbourg na ny avy any marseille :-*:-*
28. dadie
(
02/09/2007 19:23)
aniza io tsobato io ry lanto ra mahadiso valiny eo d mort an :-D:-D:-D
29. Fiffi
(
02/09/2007 19:25)
lanto:humm.....tena ankelakelantrano marina zany satria tsy nolazaina teto am forum zany an ? :-D:-D:-D:-D
Nahafinaritra ny fihaoana ankelakelantrano t@ ireo namana serasera vitsivitsy teto Nice sy Marseille,
mahafinaritra kah ! de misaotra tam sary Lanto an ! :-*:-*
30. Samoana
(
02/09/2007 19:58)
ftma:
samoana: nga njy misy hafenina?
ftma/ tsy araknjy angaha moa ny tantaran'ilay namantsika nidongy tsy nety naka oul tany marseille intsony ? hihihi Aiza izy izay ary fa toa tsy redre
dadie / mbola fanina t@ le sigarety tsy maty afo za e:@
32. sasa
(
03/09/2007 05:02)
tsara kosa izany fihaonana tsy ofisialy izany an!mazotoa foana e!
hi hi hi afakafaka za mahita virja :-D:-D:-D:-D:-D d mahita an'i annn.....koa d i annn..... aleo tsy tohizana trony fa bedy eo
hi hi hi afakafaka za mahita virja :-D:-D:-D:-D:-D d mahita an'i annn.....koa d i annn..... aleo tsy tohizana trony fa bedy eo
33. Ralay
(
03/09/2007 06:36)
ftma:Zah tsy tara fa variana namono nem dia tsy azo t@ sary.
Efa nitsonika le glace vao tamy zah soa ihany fa mbola nisy ilay creme na dia nafana aza :-P
Samoana:54 @ manaraka fa tsy 56 fa matahotra miakatra ra-fijo e :-D
rapahmada:HadinonlĂ hatr@ beloty hoy ra-gerard :lol:

34. Ralay
(
03/09/2007 06:43)
Saika hadinoko fa hay zah naka sary :-P http://img181.imageshack.us/my.php?image=dsc03025fg2.jpg
35. majakely
(
03/09/2007 07:14)
bedabe ane zany kilonga zany ee,,,hihihihi,,,tsy mi- chome ny serasera hihihihihi
37. ftma
(
03/09/2007 08:05)
ralay: nem nohaninjy irery ve izany e? za aloha tsy nahita izany :)
samoana: arako iny resaka iny fa tsy nadeha lakozia fa nandeha trano fisainana :-D
cutie: namana serasera daholo ireo ka na ny ankizy aza efa nanomboka ni chat :wink:
rehefa mandalo Nice nareo ilazao ihany izahay fa anaovanay fihaonana anelakelantrano e
samoana: arako iny resaka iny fa tsy nadeha lakozia fa nandeha trano fisainana :-D
cutie: namana serasera daholo ireo ka na ny ankizy aza efa nanomboka ni chat :wink:
tena faly beuuuu i rakalama alo eataovy misoratra anarana @ izay izy dadie an efa miandry ny ekipa anome biz'oroka tonga soa :-*
rehefa mandalo Nice nareo ilazao ihany izahay fa anaovanay fihaonana anelakelantrano e
38. rapahmada
(
03/09/2007 08:40)
Ralay:
Saika hadinoko fa hay zah naka sary :-P http://img181.imageshack.us/my.php?image=dsc03025fg2.jpg
ahoana lety' sarinay mampitahotra b ty' a!:twisted:
39. rapahmada
(
03/09/2007 08:43)
tywa68:
hay ve ka nisy an'izao tao e :-D:-D
Ireto ny sary sasany ary e
Jereo eto
tsy mety mivoaka akia le sarin-jy sasany !
40. rapahmada
(
03/09/2007 08:46)
dadie:
salama e
tena faly beuuuu i rakalama alo e ,nahafantatra anareo ,d za koa moa zany tena faly koa sympa b nareo na ny avy any strasbourg na ny avy any marseille :-*:-*
Paris adinonao za!faly nahita an-drakalma koa aloha e!