surpise parti Nice

61. mbaliana ( 03/09/2007 20:24)
hay nisy an'izao tao dia tsy niteniteny nareo an... nanidinako mihitsy raha nahalala aho...:-D:-D:-D.... ataovy bdb ny sary fa raha tsy zany an.... hummmm.....:wink: :-D:-D:-D
62. fleurdedago ( 03/09/2007 20:47)
ary tsy naharaka koa zahay aty menton an !
mba asio antso avo moa @ manaraka e !^^
63. sasa ( 04/09/2007 04:18)
mamzelkely hi hi hi hi hi hi ary efa mifankahalala antsary daholo isika rehetra ato
fijo hi hi hi hi za zany otrany te-hanongo anle zaza botakely iny, le mamany aty mantsy na bota aza tsy mety tsongoina koa.
rapahmada tsara izany refa mifankahita antsary dol e:P
64. Ralay ( 04/09/2007 04:51)
mimich:Marina mintsy fa tsy tara ouverture zah tany dago e impiry handihy slow @ iny ol iny moa fa aleo araraotina ny occas :-P.
ftma:Mbola niandry ahy namoly akoho kay njy t@ iny de tsy azo sary koa :roll:
mbaliana: Niantso njy mintsy hono i rapahmada ko hoe tsy nahalala :P:wink:
65. ftma ( 04/09/2007 05:52)
mbaliana: efa nolazaiko njy fa nilaza niasa ko
fasaly: omeko sopapa foana raha njy ka :wink:
nga fleurdedago menton? azafady fa tsy fatatro mba handefaso numero dia antsoinay e, tapoka mantsy ilay izy
ralay: saika tsy voavoly ilay akoho ko :wink:
66. mamzelkely ( 04/09/2007 06:02)
rapahmada taiza enao no nahita anah nandihy :-w:-w hummmmmm mahitahita aaa :-P:-P :-D:-D:-D
67. mimich ( 04/09/2007 07:10)
tywa68:

[URL=http://img233.imageshack.us/my.php?image=nyplageta8.jpg][IMG]http://img233.imageshack.us/img233/9104/nyplageta8.th.jpg[/IMG][/URL]

Mbola mianatra mandefa e :wink:
zao zany ilay atao hoe vu de ddd "dodosy"


68. ftma ( 04/09/2007 07:33)
mimich io face B dia ito ny face A :-D

69. tywa68 ( 04/09/2007 08:06)
Mbaliana : inona moa io menace io ? :-D

mimich : tsara be ilay sary e ?

fleurdedago : efa hoe anelakelan-trano io fihaonana io. Misy manitatra aza rehefa mifankahita eo (ny atoandro lasa alina ... sa tsy izany ry ftma ? :D)

mamzelkely : i rapahmada anie mahitahita e :-D
70. mamzelkely ( 04/09/2007 09:10)
ftma ty sary farany ty ôtrany mba mafinaritra anah zany akia hihihi afaka atao ngezangez akoko ve ;)

tywa tena mahagaga mits za aza ts mahita anzany hoe za mahay mandihy :-D:-D
71. nirijimka ( 04/09/2007 10:02)
hummmmmmmm, nareo reto manala azy foan a!

dadie: sali njy, milay kely kosa njy zany koa! loll kiss e!
ftma: kiss koa toi
fijo: de aona ry akama a!

milay ry zalahy fa tohizo a! mahafinaritr e!
72. sasa ( 04/09/2007 10:08)
mamzelklely hi hi hi ny mahitahita anie akia misy foana e! fa tsy diso ny teniny hoe mahay mandihy njy an!:-D:-D:-D
73. mbaliana ( 04/09/2007 10:45)
ftma> atovy ihany fa dia ho hitanjy eo e....:-D:-D:-D

ralay> iza i rapahmada? miala tsiny aminy aho fa tsy haiko izy e...ka na ao ary ny sariny tsy haiko koa
:cry:
o ry tywa68> anga tsy hainao fa ho an'i samoana sy ftma tsy misy andro sy alina fa dia ao pv ao foana.. roasina ve vao miala :-D:-D:-D:-D
74. mamzelkely ( 04/09/2007 10:59)
sasa eo ko de manampy chira beuu eo njy hihii :lol::-D:-D
75. tywa68 ( 04/09/2007 11:45)
mbaliana : tsy mahagaga e !:lol:


76. ari.malala ( 04/09/2007 12:43)
za alou na ts mbola naita ani mamz aza siora fa mahay mandihy i oeeeeee:-D:-D:-D:-Daleo apina karbonetra mtns le chira fa tssssssssss:-D:-D:-D
77. mamzelkely ( 04/09/2007 13:14)
sô de mitombo be lôtra eo njay de mahamona monaina k'ty :? :-D:-D
78. sasa ( 04/09/2007 14:09)
aleo ampiana poivre kely amzay masiaka tsara hi hi hi mahay mandihy i mamz e
79. ftma ( 04/09/2007 14:42)
mamzelkely: ndraso fa ataoko lehibe ny manaraka :) mahay madihy kosa njy e t@ ilay fety tany aminay iny :)
mbaliana: rapahmada niaraka nanao reveillon t@ntsika samy tsy nifakahalala nareo izany
tywa68 ka mahafinaritra anie ilay fiharahana dia hitarina e, saika mbola nanao sakafo maraina aza fa adinon'i samoana ilay mangahazo :(
sasa tena mahay madihy io ka sady mitsiky foana mamzelkely :lol:
anga tsy hainao fa ho an'i samoana sy ftma tsy misy andro sy alina fa dia ao pv ao foana.. roasina ve vao miala
ka efa ela tsy niresaka izahay dahy dia mba manararaotra ko :wink:
80. Ralay ( 04/09/2007 14:59)
mbaliana: aza hodina fanina ny namana e aleo tsy teneniko fa sao de...... eo njy :-D:-P:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3946