RATSIRAKA Marary?

41. Jeankely ( 10/09/2007 05:20)
Samy miandry fahafatesana daholo na izaho na ianao ny antitra ary tsy hay izay lasa aloha na ny manao ny tsara na ny manao ny ratsy.
42. ravatorano ( 10/09/2007 11:11)
tsy maty zany ry zareo i ratsiraka fa aza dia atao tafahoatra loatra ny resaka ah
tadidiio fa ny soa toa&viana malagasy dia tsy mba maniry ny hahafaty olona izany izay koa no mahatonga ilay fitenenana hoe iriko faty vao ela velona
ny ratsy rehetra vitany teo amin'ny fotoana nitondrany dia azy ihany izany fa ny tody tsy misy fa ny atao no hiverina .
Tsy tsara ny metieny olona iray hoe maty na marary mafy ary aza atao hoe HONO fa mba resaka tena mari pototra lazaina e
za mino fa raha maty Ingahy Ratsiraka tsy maintsy nisy filazana amin'ny fomba ofisialy satria efa filoham panjakana teto madagasikara izy ary tsarovy fa amin 'ny malagasy ange misy fitenenana hoe "maty vao ramalala " e
aza "ompaina" ho faty ny olona mbola velona
43. fijo ( 11/09/2007 21:51)
nahavita ratsy ny gasy tokoa izy,saingy aza hadino koa,fa nisolo tena antsika izy ary isika ihany no nifidy azy.ka aza dia manao resaka adala toa iza.aza hadino fa tsy kilalao ny politika,ary na izaho izao aza tonga eo"sanatria"mety hamno olon koa.raha ilaina iany.ka izay vitany aloha de efa izy.raha marary izy tsaboina fa zoany izany.ary raha tonga moa ny fotoana ,dia izay no izy;fa aza mandatsa izay voa toa io fa mahamenatra.
44. kanota ( 12/09/2007 01:47)
Nahavoa izy fa tsy voa. Efa nasehon'ny mpomba azy teto foana fa KARY MIHOMEHY VORONDOLO NY MALAGASY izay manenjika azy. Izy lasa andafy indray ve no sahala ny Malagasy miafadiranovana? Izay no aseho eto matetika noho izany tsy voa fa mahavoa sa ahoana?
45. rabaradaka ( 14/09/2007 12:39)
Miara-maty amin-dRavalomanana iny e !
46. Jeankely ( 14/09/2007 13:00)
Asakasakareo mahay fa ny LASA TSY METY HO MOMBA NY LASA.
47. tsinjo ( 21/09/2007 08:47)
tsy fantatro alou na marary izy na ts e tsy mbola nitel taty amiko izy ka izay no ts afantarako azy sady rs marary izy de asivo mihinana fanafody fotsiny de vita e ,
48. Jeankely ( 21/09/2007 09:36)
Mody lazao hoe marary avy eo lazao hoe bolangina tsara. Olo-malaza ny Malagasy rehetra sady avobe daholo.
49. menalamba ( 21/09/2007 09:39)
Aza manapa-tsinay ry Jean kely à..:-D:-D:-D:-D
50. Jeankely ( 21/09/2007 09:42)
Izay no tena marina. Mahay be daholo ny Malagasy rehetra fa ny vazaha sy ny hafa no tsy mahalala.
51. fijo ( 21/09/2007 22:28)
ny lasa arapolitika tsy holasa fa mijanona ho tantara,fa ny maha olona kosa mila atrehina
52. khoto ( 07/10/2007 15:52)
Toara mijaly matsiaro fangirfrina be mitsy alo e!zay ny vavako ry vaôka.any andanitra mifando bera Deba a!:-*
53. Jeankely ( 11/10/2007 09:07)
Ianao Ra-Khoto an=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075