Iza ho hoentina ary iza no mitondra Atra sa....?
41. ikaretsaka
(
01/09/2007 05:37)
tsy i jesoa no manataka ry fijo fa ilay olona mampiasa an'i jesoa arak'izay tiany mba ho fitaovana angalana vola a
42. niryna
(
01/09/2007 15:05)
ikaretsaka:
tsy i jesoa no manataka ry fijo fa ilay olona mampiasa an'i jesoa arak'izay tiany mba ho fitaovana angalana vola a
:roll: Izay izany no ao anatin'ny sainao fa tsy mba niteny izany koa aho a.=))
44. niryna
(
03/09/2007 03:29)
ikaretsaka:
tsy i jesoa no manataka ry fijo fa ilay olona mampiasa an'i jesoa arak'izay tiany mba ho fitaovana angalana vola a
ka marivo sainy ny olona sady araka ny teniko misy fetra daholo ny zavatra rehetra.Mitovy ny olona manoro voana ny tenin'Atra ihany io ka samy fahalemena sy manaiky ampiasan'ny satana daholo.
45. ikaretsaka
(
03/09/2007 05:21)
ieeee! betsaka ny olona no marivo salosana mihitsy!
mody alain'ilay olona miseho azy ho "pasitera" ny andalana sasantsasany ao @ baiboly manaporofo ilay hevitra tiany voizina dia hampitahorany olona...
dia ho'zy samoela izay hoe "Ny gasy ange r'ianona te hiakatra any an-danitra daholo e!"
resaka fople bahamas aza efa hifandrombahana ko! Voa vao mihilana!
tsy hita e!

48. ikaretsaka
(
05/09/2007 15:01)
A/tra no masina indrindra ry Fijo fa ny vola fitaovana mafy tokoa an.
Mbola eo am-pandinihina ny "fa maninona" an'io aloha aho

49. niryna
(
08/09/2007 03:18)
ikaretsaka:
ieeee! betsaka ny olona no marivo salosana mihitsy!
mody alain'ilay olona miseho azy ho "pasitera" ny andalana sasantsasany ao @ baiboly manaporofo ilay hevitra tiany voizina dia hampitahorany olona...
dia ho'zy samoela izay hoe "Ny gasy ange r'ianona te hiakatra any an-danitra daholo e!"
resaka fople bahamas aza efa hifandrombahana ko! Voa vao mihilana!
tsy hita e!
ka na izy aza sahy hijoro eo raha izany kou,tsy ho fantatry ny olona eo ihany ve ny voa tsara sy ratsy.Angaha ny olona ho paiso daholo.
Toy ny hoe avy amin'ny rajako ny taran'olombelona koa angamba tsy tokony ho hisy intsony ny akondro raha izany.
50. niryna
(
08/09/2007 03:24)
ari.malala:
iza no miteny an'i fijo hoe ny vola no masina indrindra? :roll:
asa tokoa aky fa izaho tokoa mba gaga.ie masina na atra kely ho an'izay tia vola be io.
kanefa hoy ny fiteny hoe:
Fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra, koa ny sasany izay fatra-pitady izany dia efa voavily niala tamin'ny finoana ka nanindrona ny tenany tamin'ny alahelo be. I tim 6:10
51. ikaretsaka
(
14/09/2007 01:57)
moramora ihany izany @ rakitra ve no dikan'io le "sao manao ratsy i pasitera"?
asa fa mba sarobabay mahalasa eritreritra ny ahy io