Iza ho hoentina ary iza no mitondra Atra sa....?

21. niryna ( 31/08/2007 05:03)
ari.malala:

Misy hira katolika izay hoe "efitra ny fiainana" dia tena io tantarain'i niryna io mintsy le izy, ndraso fa rapitso entiko eto ny dikany raha tsy efa misy namana mahay azy tsianjery alohako.

Hoan'i bosista, tsy angano izany io fa zavatra iainana andavanandro.

Ari-malala mba jereo hoe aky izany hira izany fa tiako ho hita e .:*

22. niryna ( 31/08/2007 05:06)
ikaretsaka:

ari> izaho koa tonga dia io hira io no tao an-dohako voalohany..

Indro ny tonin'ilay hira
Efitra ny fiainananodiavin'ireo tongotro
Efitra hitsapana ny tokin'ny fitiavako
Dian-tongotra efatra no indromiara-dalana
manhojy avy aoriana mamaky tora pasika (indroa)
Izaho dy ny Tompo no mamakivaky ny efitra
Tamin'ireo andro nibaliaka sy nilamina
dian-tongotray no nanambara
fa izahay mifampitantana.... (manga ny lanitra)

fiverenana:
manga ny lanitra!
'zaho sy ny Tompo no mamakivaky ny efitra
manga ny lanitra
Izaho tia anao na tsiky na tomany
manga ny lanitra
satria ny fitiavako mandrakizay
manga ny lanitra!
Manga ny lanitra


Kanjo nony inona romotra ny rivotra
fasika mandoro no mifafy t@ tavako
jemby sady fanina aho nitady hisarangotra
Roa sisa ny diatongotra namakivaky efitra (indroa)
Tonga ve ry tompo ny adim-piainako mafaitra
Lasa ianao nandao , tsy azoko iantherana?
navelanao aho hijaly samirery
Misalasala hoe: sao sakaiza manody ianao?
fiverenana:
manga ny lanitra!
'zaho sy ny Tompo no mamakivaky ny efitra
manga ny lanitra
Izaho tia anao na tsiky na tomany
manga ny lanitra
satria ny fitiavako mandrakizay
manga ny lanitra!
Manga ny lanitra


Tsia ry sakaiza, Ahirato ny maso
fony ianao nijaly sy nandalo lalan-tsarotra
ireo dian-tongotro namindra samirery
fa ianao nobabeko sy nataoko antsangory (indroa)
Tantely amam-bahona ny fiainana eto an-tany
Izaho Tomponao no nisotro ny mangidy
Miaraka aminao , tia anao
na tsiky na tomany satria ny fitiavako mandrakizay!

fiverenana:
manga ny lanitra!
'zaho sy ny Tompo no mamakivaky ny efitra
manga ny lanitra
Izaho tia anao na tsiky na tomany
manga ny lanitra
satria ny fitiavako mandrakizay
manga ny lanitra!
Manga ny lanitra



Izay manana ny feony dia mba alefaso any @ hery apetrany ary @ katolika sy RVG ary o! Ari tsy manana?



bravo ika,misaotra koa ari-malala.Hay ve misy an'io e,alefaso eto ny tonon'ilay hira mba henonay koa ka.
Ny lanitra manga izany rehefa misy fiainana tsara,ny rivotra mifofo izany rehefa tandrifin-drahona iny ny fiainana.
23. niryna ( 31/08/2007 05:11)
fijo:

andriamanitra anie izany toa ny banky e,rehefa tsy misy ny olana dia eo izy,tonga ny olana dia tsy hita izy.de inona no hilana azy raha izany????

Bankin'ny tantsaha mpamokatra Izy.Izay mitady zanaboninkazo sy voa ambolena dia omena ary Izy irery no mikolokolo Azy ho an'ny olona rehetra fa tsy manana Atra hafa Izy fa saro-piaro,sady Bankin'izao tontolo izao izay mitady vola any aminy dia omeny rehefa mamoha ny varavarany.Fa raha tsy manantona Azy aloha tsy omeny vola aman-karena.Tsy vitan'ny vola ihany fa omeny fifaliana tsy misy vola aloha na iraim-bilanja aza.:D

24. niryna ( 31/08/2007 05:12)
pissoa:

ndraindraiy mila mamaky vao manoratra :roll::-D:-D:-D



=D
25. niryna ( 31/08/2007 05:14)
pissoa:

:-D:-D:-D

Mety tsy mitovy ny solomasontsika sy Fijo, fa ny fahitako an'le tantara aloha na le hira dia hoe rehefa tamin'ny tsara ny andro ozizy dia samy nandeha tongotra fa rehefa ratsy ny andro dia notrotroin'Andriamanitra ilay olona ... Ka tsy eo ve afaka hitrotro ? ... na dia mino telepatia takaha ny inona aza :-D

Izany mihitsy,misaotra aky pissoa nanazava ny namana.:D

26. niryna ( 31/08/2007 05:25)
fijo:

nendry kosa izany solomaso lopy be ko;izy aza tsy hita de lazaindry fa hitrotro indray ve.
izany trotroina izany anie miadana e.eto efa le olon amitaraina fa rehefa sendra olana izy no tsy mahita an'i lery.izany hoe sendra izy le mianjera ao anaty lavaka


Ka izao ny ohatra nataon'ny tompo hoe,manana sofina fa tsy maheno,manana maso fa tsy mahita,manana tongotra fa tsy mandeha,manana saina fa tsy mahafantatra ary manana tanana fa tsy afaka ny hitrotro .
Ho an'ny olona tsy mino izay lazain'Atra dia vao maika lavitry ny afo ny kitay,fa ho an'izay mihaino ny teniny sy mandinika ny fahamarinany dia faly sy ravo ny fony midera sy mianatra ny tenin'ATra. Ampiarina amin'ny fiainana mantsy ilay izy ary raha tsy manana azy ilay olona dia tsy ahita izay fifaliana hitambaranay mihitsy.Tsy mitovy tsinona ilay feelinnnnggg.Ary dia tonga ilay fiteny hoe fa inona aky izany zavatra mahafinaritra sy mahafaly anareo izany?Mba lazao aho fa mba te-hihomehy koa.Isika ihany no mila manao ezaka fa tsy miandry an'i dada na i neny intsony.Sitrapo io izany,te hanana fifaliana,te-hiova amin'ny fiainana tsy ahitana vokan-tsoa,te-ho voahavotra ny fanahy,aleo amin'izay aho hitodidoha hanantona an'Atra fa tsy fantatra izay ho avin'ny ampitso ary rehefa hita ny maha-samihafa ny taloha sy ny ankehitriny manana an'i Kristy dia mijoro vavolombelona dia mitaona izay tsy mbola mahalala sy ireo izay very kanefa hita indray(l)(l)(l)^:^.
27. niryna ( 31/08/2007 05:35)
lapino:

pissoa:
Mety tsy mitovy ny solomasontsika sy Fijo, fa ny fahitako an'le tantara aloha ...

Aiza misy mivarotra an'izany solomason-dry manitsy izay diso tsipelina izany ? :-P
niryna:
Rehefa mijaly ianao,...,tapa-dalan-kaleha ianao dia tsy mahita ny dian-togontro satria aho mitrotro anao eo an-tratrako.

fa mampatsiaro an'ity hira ity koa ilay tantara : http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2721


lapino a,toa mitovy tokoa:D mahazo henoina koa ve ?
Toa tena lasa lavitra daholo anie izany feeling-tsika izany e,raha izaho no mitohy dia lasa vavaky ny maro mahataka-danitra,hiaraka hanao chorale daholo ny namana ato amin'ny serasera,asa aloha raha misy toerana voatokana ho antsika rehetra miaraka manao chorale any an-danitra fa andao aty dia efa hanao repetition isika angamba omen'ny Tompo place speciale isika,tsy misy intsony mantsy ny zanaka sy ny ray aman-dreny fa olona iray ihany isika ao amin'ny Tompo =))

28. niryna ( 31/08/2007 05:37)
pissoa:

Otran'ito ve 8O:-D:-D:-D

Ka zay hoa le tantara sy hira voasoratra eo ambony ! Hi hi hi, mety marina hoe somary dessin animé ihany ilay tantara sy le hira (raha tsy hoe efa nomen'Andriamanitra ny fampatoriana koa lery refa notrotroina kelikely :-D:-D:-D ) fa zany akory tsy manafoana ny asan'Andriamanitra eny amin'ny fiainana (ho an'ny mpino) ! Ho an'ny tsy mino moa ... tsisy antony hifampiresahana mikasika ny asan'Andriamanitra raha ny fisian'Andriamanitra aza mbola problem be ho azy !



=D=D:*
29. niryna ( 31/08/2007 05:41)
lapino:

ho an'izay efa mahafantatra an'ilay tantara dia izay ilay izy. Fa ho an'izay vao namaky an'io eo ambony eo io, dia mahafanina be ilay diso tsipelina. Tokony ho "-trao" lasa "-tro" fotsiny, tsy hay intsony hoe iza no iza ?

Za zao raha ny fahazoako azy, tokony tsy hisy dian-tongotra intsony raha tsy hita ny dian-tongotr'Ilay mitrotro kanefa ilay trotroina aza efa trotroina :^):^) Kanefa ilay trotroina milaza fa dian-tongony iray sisa no hitany ... rehefa trotroina ve izy izany dia mandeha tongotr'ila ? :^):^)

ary nankaiza ny tahon'ilay solomaso ?



=))=)) ianao koa tena manapa-tsinay ahy.
Ahitsiho izay diso e.Tsy maninona fa vao maika aho mahay teny gasy tsara.
misaotra mialoha
30. niryna ( 31/08/2007 05:58)
fijo:

lapino an,ka mety sady trotroina lery no mijery aloka ko

Mety ho izay tokoa angamba.Ny fantatra fotsiny dia miaraka amintsika foana Izy.Mbola tsy tonga ny andro hifohazan' ny hafa fa firy izay olona nilaza Azy tsy nisy( Atra)ka nitsambiki-mikipy?Sady Izy ihany koa no nifidy ny tsirairay fa ny vatana dia mitady ny filan'izao tontolo izao sy ny rendrarendra.Hety hoy Izy ny lalana ka vitsy no mandeha any.

Ity tokoa misy tantara iray efa noresahiko ihany.Taloha ity tanora dia tia miady ary tia mihetraketraka.Inona hoy izy no tsy nataony,ary nandray vola be mihitsy izy.Niady tamin'ny olona teny amin'ny arabe izy ary dia voatsindron'ny antsy ny masony.Hatramin'izao aloha dia tsy mbola hitako izay masony ilany fa mitapona lamba solomaso maity(mitovy ireny Zoro ireny ilay izy)Nandeha tany am-piangonana izy fa aty misy ireny fiangonana mampianatra ny olona hiala ny zava-pisotro mahamamo ireny(tsy fantatro na misy any amin-tsika, croix bleu no misy any raha tsy diso aho fa asa na mitovy).Sady tazaina ny saina ary kolokoloina koa ny fanahy amin'ny fampianarana soratra masina.Nandeha lery ary dia niverimberina tao foana,indray andro nisy fiantsoana izay olona hanokana ny fiainany ho an'ny Tompo ary dia nitsangana hono izy,izay no naha afaka azy tamin'ny toaka.
Izay no niandohany ary efa ho 35 taona lasa izay izy no niova.Isaky ny Alahady izy dia mandeha mitoriteny any am-pigadrana nandritra izay fotoana nametrahany ny fiainany ho an'ATra izay.

31. ari.malala ( 31/08/2007 06:44)
merci ika, ts ananako ny feony:-(
32. ikaretsaka ( 31/08/2007 14:13)
lapino matsy an'i pissoa :
Aiza misy mivarotra an'izany solomason-dry manitsy izay diso tsipelina izany ?

=)
izay solomaso izay foana no nampiasainay teto hatramin'izay rehefa misy hevitra tsy dia mitombina loatra ato ka...
Mila? :wink:
33. pissoa ( 31/08/2007 15:10)
Aiza misy mivarotra an'izany solomason-dry manitsy izay diso tsipelina izany ?

Variante an'ny "Phenomenal power of the human mind" :b:b:b
:-D:-D:-D
34. kalina80 ( 31/08/2007 15:20)
niryna:


Andriamanitra izany no mitrotro antsika eo an-tratrany fa tsy isika no hitrotro azy na hitondra Azy. Mitondra ny fahorian-tsika izy ary ny hafany dia hoe :Mankanesa aty amiko ianareo rehetra, izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa izaho no hanome anareo fitsaharana.
Koa moa misy tsara mihoatra noho izany,dia ny manankina ny fiainantsika aminy Irery.

(l)niryna


Marina mitsy niryna a!!! tena mampahery be ilay tantara.


35. dadie ( 31/08/2007 21:18)
Ampianaro ny zanakao ny hivavaka

io mihintsy aki ny blem ako a ,ny zanako oentiko any vavy d ao anaty fiara izy no miandry ahy ,teny gasy hono ka tsy tiany d any am vaza anefa izy tsy mazoto fa zao misy namana izy vo makany indray2 fiangonana vaza io an fa tsy tereko fa refa mazoto izy mande satria izy notereko tam talo no nahatonga zany angambany:roll:
36. fijo ( 31/08/2007 22:07)
sady aza terena izany dadie fa safidy io an,za izao noterena taloha ,de izao aho hafaka.
niryna an,lery tsy mitrotro fa manataka ko,raha manambola de io izy ,fa sosy any,fa vao hory de hialany pas fa vita matavy
37. dadie ( 31/08/2007 22:19)
niryna an,lery tsy mitrotro fa manataka ko,raha manambola de io izy ,fa sosy any,fa vao hory de hialany pas fa vita matavy

enao ty an ihihihih ,bedy amizany eo fa
38. fijo ( 31/08/2007 22:29)
ka zay no fahitako azy ko.
39. niryna ( 01/09/2007 05:23)
fijo:

sady aza terena izany dadie fa safidy io an,za izao noterena taloha ,de izao aho hafaka.
niryna an,lery tsy mitrotro fa manataka ko,raha manambola de io izy ,fa sosy any,fa vao hory de hialany pas fa vita matavy

misy andriamanitra trotroina ka.
Jereo ity.
niryna:

Salamo 115:1-9
Tompo o ,aza izahay ,aza izahay no omenao voninahitra ,fa ny ananaranao ihany.Noho ny famindramponao sy ny fahamarinanao.Nahoana ny jentilisa no manao hoe Aiza izay Andriamaniny?
Nefa any an-danitra Andriamanintsika.
Efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.
Volafotsy sy volamena ny sampin'ireny asan'ny tanan'olona.
Manam-bava izy fa tsy miteny;
Mana-maso izy ,fa tsy mahita,
Manan-tsofina izy ,fa tsy mandre
Manan-tongotra izy ,fa tsy mandeha
Ary tsy mahaloa-peo ny tendany.
Ho tahaka azy izay manao azy sy izay rehetra matoky azy.
Ry Israely o,matokia an'i Tompo;hery sy ampinga Izy
40. niryna ( 01/09/2007 05:27)
fijo:

sady aza terena izany dadie fa safidy io an,za izao noterena taloha ,de izao aho hafaka.
niryna an,lery tsy mitrotro fa manataka ko,raha manambola de io izy ,fa sosy any,fa vao hory de hialany pas fa vita matavy

Tsy manataka izy fa ny olona ao aminy no voan'ny fakam-panahy ka mampiasa ny volo sy mety manodikodina ny vola ary mitady hevitra mba ahazoana vola atao any am-paosiny.Tsy anjaran-tsika anefa ny mivaky loha amin'izany fa vitao fotsiny izay anjara sahaza tokony omenao ny fiangonana raha mandeha ianao,manao adidy fa izay anaovany azy any dia azy sy Atra fa tsy antsika.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4789