fa manin ary ny pretra sasany no...

41. pissoa ( 04/09/2007 00:07)
-F'angaha tsy mba betsaka koa ny pasitera mangala-badin'olona ,sy manao sipa kely ary miteraka eny @ sisiny
Omeo ahy ary ny statistika firy ny mompera manao sipa ary firy ny pasitera (ankoatry ny vadiny io)
Iza no madio fitondra-tena kokoa mompera sa pasitera ,masera sa ireny mpiandry sy diakona ireny
Miara miaiky angamba isika fa tsy misy matanjaka ohatry ny katolika raha samy finoana (vola eto no resahina),midika izany fa mbola tsara io lalana io ho an'i finoana katolika .
Izaho aza milaza fa raha te handroso madagasikara ka ahita mpitondra tsy handray tsolotra izany dia tokony hatao tsy manam-bady ny minisitra sy ny filoha hataony inona moa tsolotra raha tsy hitsinjovany ny vady aman-janany .


:-D:-D:-D:-D:-D
42. Mandefitra ( 04/09/2007 06:19)
inn no mahafaly an'i Pissoa? le hoe miady ny baolina, sa hoe lasa mpifaninana @ ratsy ny mpiandry ondry? :-P
43. pissoa ( 04/09/2007 08:59)
tedavo :-D:-D:-D
44. fijo ( 04/09/2007 22:44)
tsengotsengoka kosa io pissoa an.
45. mimich ( 05/09/2007 14:51)
Izaho aza milaza fa raha te handroso madagasikara ka ahita mpitondra tsy handray tsolotra izany dia tokony hatao tsy manam-bady ny minisitra sy ny filoha hataony inona moa tsolotra raha tsy hitsinjovany ny vady aman-janany .
:-D:-D:-D:-D zay ndray no tys hitako
46. ikaretsaka ( 05/09/2007 16:08)
=)) oshy ao hoe eee
hihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2229