ny anjely sy ny firaisana ara-nofo???

41. niryna ( 26/08/2007 19:39)
Angely izany dia hiraka na "messenger"Heb 1:13-14
Namboarin'Atra talohan'ny zavaboary rehetra.(Job 38:4-7).Ny baiboly dia manambara fa misy anjely tsara ary misy anjely ratsy(good angels and evil angels) eny fa na dia ny niandohan'ny anjely rehetra aza dia anjelin'Atra daholo(orginally created good and holy)Gen 1:31,saingy rehefa nomen'Atra fahafahana (free will) tahaka antsika izy ireo dia nanaraka an'i Satana izay lehiben'ny anjely sy ny miaramilany(ireo anjely nanaraka azy) Eze 28:12

Ary dia hilaza indray amin'izay eo amin'ny ankaviany kosa Izy hoe:Miala amiko hianareo izay voaozona ho any amin'ny afo maharitra mandrakizay,izay voavoatra ho an'ny devoly sy ny anjeliny Mat 25:41

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6847