ny vhv sy ny taona

1. sakaizakely ( 21/08/2007 20:30)
Inona no antony mahatonga ny vhv sasany handainga @ taonany entre samy vhv ihany ? Indrindra moa fa misy hita misoritra tsara @ endriny sy ny fihetsiny izany. Resaka generation ohatra hoe resaka mpihira efa hita fa tsy miady ny filin mbola mizirizy mandainga ihany.


Amiko de tsy hitako mihitsy izay antony hanafenana taona izany. Hampaninn an'iza moa ny taonanao ?

Sa ve mariky ny tsy fahatokisana ilay fandaingana @ taona ?
novalian'i arialy ny 10/10/2007 18:35
2. haina ( 21/08/2007 20:43)
peut etre elles veulent rester jeunes malgré leur age.
3. Angolaina ( 22/08/2007 06:20)
zay an'i haina zay angamba no antony ! nefa tsy dia misy dikany nge zany e! tsy ny fandaingana taona koa ange no mampiova inona eo @ fiainana e! raha te hijanona ho tanora lalandava dia ny saina no atao mivelatra tsara !!! jeune d'esprit e!
4. kally ( 22/08/2007 06:25)
Avelao izy mba handainga raha izay no mahasambatsambatra azy fa ianareo kosa! mampiova inona amintsika mpihaino anefa moa ny taonan'ilay olona?:roll:
5. Rafotsy ( 22/08/2007 06:56)
Salut daholo !
Zah kalou tsy mandainga fa ireo @ profil ko ireo daholo !
Marina tokoa fa misy ny sasany tena manafina ny taonany , tsy ny vehivavy ihany fa misy lehilahy koa !
Angamba mbola misy zavatra andrasany ary mbola tsy azony ao @ fiainany ? Ny taona mitovy ny karama raisina ihany ary toa saro pady ny milaza azy !
Ny namako kosa aloha tsy mandainga fa tsy milaza fotsiny , rehefa fantatra hoe annif , raha anontaniany izy , dia ny valiny : 20 ans e , miaraka @ tsiky !
6. fasaly ( 22/08/2007 10:27)
sakaizakely: ny saina no mahatonga anzany......:wink:
7. malalatinasoa ( 22/08/2007 11:17)
Ito misy antony 1 ry sakaizakely a :)

Za manko anisan'ny olona tsy tia miteny ny taonako satria aty @ fiaraha-monina misy ahy dia faratapony tsy fahalalam-pomba ny manontany ny taona sy ny lanja na lehilahy na vehivavy. Mitovy saranga @ fanontaniana ny karaman'olona na ny vola miditra ao aminy izany.

Zatra an'izay koa dia na iza na iza manontany ahy (ankoatry ny namako tena namako, sy ny fanoratana taratasy ara-kasa sy ara-panjakana) dia na 10 taona ny valiny na 80 taona :-D:-D:-D.

8. kallie ( 22/08/2007 12:00)
ze tiny iany io e
9. mamzelkely ( 22/08/2007 13:01)
refa hitany fa mety ve mo inn afaka ataotsika za klou refa anotanina de mamaly zay aza mo mbola vôpetaka hoe zaza boto :? :-D:-D
10. sakaizakely ( 22/08/2007 13:21)
ka zao ange no tena mahatsikaiky ahy aminy e ! T@ herintaona izy nilaza fa 39 taona. De omaly izy nangataka atody fa hanao gato n'ny anniversaire-ny de ou za hoe ataovy ngozangoza zany le gatô fa hasiana labozy 40, de nidrikina be izy fa mbola 36 taona hono. Nefa efa hita hoe efa mba soara kely ihany ...

Zay oul efa samy manambady amanjanaka, mitovy taona ny zanakay farany, de tsy hitako ze antony handaingana am zany

Mandreraka ahy ny olona mandaingandainga ohatran'ireny. Sady raha mba dieny vao nanomboka izy no nanafina tsy koi, fa le miovaova no tena halako

Tsy mba mandreraka anareo ve ?

Normal klou le hoe resaka karama tsy resahina amin'oul fa le resaka taona, entre samy vhv :-/:-/:-/ tsy azoko, tsy mazava ouz kelly13 izay :-D:-D:-D
11. kallie ( 22/08/2007 13:36)
ka mety zay zany lé crise de la quarantaine ko
12. fasaly ( 22/08/2007 14:21)
ny ahy na ts yresaka taona ihany aza fa refa mandaingailainga miovaova ny zvtr lazainy d'efa:x tsy orme izy zay amiko sady mpandainga de tsy tiko akory ny hiserasera aminy fa mievitra anao ho vomanga:-P
13. kallie ( 22/08/2007 14:43)
dain, Fasaly ar teraka 1937 ko... tratrako :-P
14. imeva ( 22/08/2007 14:46)
ary raha tenenina aminy hoe tamin'ny eritaona ianao 39 taona.
Izaho tsy matahotra ny ilaza mivantana mihitsy raha mandray ahy ho vomanga izany.
15. sakaizakely ( 22/08/2007 16:00)
efa noteneniko mits de lazainy fa za hono manonofy fa tsy niteny an'zany izy 8O8O8O8O8O
nefa de olona 4 mits enay no nilazany azy

le tsy mena-mivadika iny mits no tena halako

fa dia tonga saina ihany klou za hoe tena mpampiesona ity sipa ity raha sahy mivadibadika tsy tahotra tsy henatra izany.

:{:{:{:{
16. fasaly ( 22/08/2007 16:23)
kallie:

dain, Fasaly ar teraka 1937 ko... tratrako :-P
ka ny ahy io fixe tsy miovaova:-D:-D:-D:-D


17. fasaly ( 22/08/2007 16:24)
kallie a! amzay chiffres preferés n'i namana serasera io fa jereo anie raha teraka io ddol ,ny akabezan'ny namana e!:-P koinsidansa be mitsy fa tsy nisy fifanarahana anefa:-D
18. sakaizakely ( 22/08/2007 19:26)
ka nena rehefa tsy mamorona fotsiny de zay, fa indray andro bli bli de ny ampitso bla bla de io no halako.

nefa nge de mora kobo be @ firesany fa efa zokinay izy e ! de zao lasa miady varotra be

aza mba vhv ihany, be kompleksa manadala de ho antitra alohan'ny fotoana eo
:-D:-D:-D:-D
19. xxx ( 23/08/2007 08:07)
ary inona no mahatonga ny vehivavy sasany handainga hoe kely na dia ngeda be aza izy :roll:
eritreritra mandalo koa ny ahy iny :D
20. kallie ( 23/08/2007 09:03)
kely na d ngedabe aôna? oe fausse maigre ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7156