ny vhv sy ny taona
21. kally
(
23/08/2007 09:07)
Ary inona no mahatonga ny vehivavy sasany hiasa saina amin'ny olana tsy mipetraka aminy?:lol:
22. ikaretsaka
(
23/08/2007 11:59)
za androany tena nahita madama.. kozy iny raha tsy efa 50 taona any ho any fa le tsy manaiky ho antotra ireny na efa miketrona toa tendam-borotsiloza aza ny tendany (eo ihany manko no ahalalana azy)
lazainy fa 35 ans hono izy le anontaniana eo..
kanjo za ihany no nijery ny permis ny nony tena raikitra ny fanontaniana fa 52 kle!
le antitra te ho djeune ireny nefa efa hita izao fa efa simba ny carosserie no tena mahatsikaiky anie!

23. sakaizakely
(
23/08/2007 12:22)
ika :-D:-D:-D:-D:-D
fa maninn kosa no savanao ny permis-ny ? tsy mahalala fomba an :-P
:-D:-D:-D:-D
tsy ny tenda ihany fa eo @ tanana koa d'efa ahitana azy
Izany ange ry Ika no tsy tokony andaingana e ! Atao fotsiny ze mba mampetipety de zay f'inn moa no andeha handaingana am zany, avy eo ataon'ny olona fimehezana, na koa tsy atokisan'ny olona intsony fa tranondainga 8-)8-)8-)

24. ikaretsaka
(
23/08/2007 13:16)
ka le reefa miditra ilay toerana atahorana sao hanao terorista ireny aty aminay dia asaina mametraka piece d'identification.. dia mba izhao no nanao karetsaka mpiandry teo! dia hita niharihary teo ko!
25. volana1
(
28/08/2007 12:02)
ny mahavariana ahy anie r'ireto dia matoa anie ny olona manontany ny taonanao eto amin'ny searasera dia ny mba iresahana amin'ny olona mitovitovy génération aminao e ! fa tsy hoe tsy fahalalam-pomba, ataoko ahoana ohatra raha 50 taona aho ny hifampiresaka fiainana amin'ny olona 19 taona, dia ny sasany mandainga, zah aloha tsy menatra milaza ny taonako, voninahitro zany, betsaka ny efa nandalovana matoa tonga eo, fa tsy hoe nidina ny hajako sy voninahitro rehefa miha-mitombo ny taonako, sa tsy izany ?
31. arialy
(
10/10/2007 18:35)
:lol:za zao mitovy taona am fasaly 1937 ao am sera² nefa efa razokibe mihoatra an'io :lol:
sshh ny sary kosa de efa ahitana oe firy na firy taona e !! fa tsy oe 45 ans de milaza fa 36 ans , kobo foana mitry :-D
sshh ny sary kosa de efa ahitana oe firy na firy taona e !! fa tsy oe 45 ans de milaza fa 36 ans , kobo foana mitry :-D