porofom-pitiavana

41. ikaretsaka ( 23/08/2007 04:05)
ny ahy ny tadidiko t@ mbola nanao basikety dia ilay ianao eo ampanidinana iny no misy ilay be volokelika be iny manao defense fa tena vao miainga le elika dia atsipitsipy faatany any ny baolina fa tsy lasa kle!
indrindra ilay izy hitady nikasoka @ takolaka iny!
42. fasaly ( 23/08/2007 13:41)
ikaretsaka::-D:-D:-Dtena mitady hifampikasoka am takolaka mitsy ve fangah lava beuh mitsy:-D
43. sipagasy ( 23/08/2007 14:53)
tess:

:-D:-D:-Dbeurk be marina ary ilay misisika anaty nify zà efa tratra:-D



hihih tonga dia lasa fil dentaire tampoka veh hihhih aza hitako hihi
44. Angolaina ( 24/08/2007 08:35)
fil dentaire vaovao :-D=))=))=))
45. dibbah ( 16/09/2007 13:09)
fitiavana mi-épiler point barre
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0621