porofom-pitiavana

1. kallie ( 20/08/2007 11:53)
tsy porofom-pitiavana tsara ndrindra ve zao?: http://www.koreus.com/video/epilation.html
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 13:09
2. fasaly ( 20/08/2007 11:59)
in aky ny maha fitiavan aanzao????
3. kallie ( 20/08/2007 12:12)
ben, nga tsy marary ndry refa épiléna? et pk tu t'épile? amzay malamalama tsara ny foufoune, pour toi et ton keum.... non? sa misy lélah tia fôret?
4. fasaly ( 20/08/2007 12:23)
ah ok! kou tsy resaka fitiavana zany fa mba hygienne na fitiavana hanasola ny forêt fotsiny hihihih....
amiko aloha raha izaho tsy hoe noho ny fitiavako azy no hanasolaiko an'io fa noho izaho ho ahy mitsy aloha ....
sady zà tsy mi épile raha any fa raser ihany knou!
5. Fiffi ( 20/08/2007 12:23)
kallie:

tsy porofom-pitiavana tsara ndrindra ve zao?: http://www.koreus.com/video/epilation.html
heu..tena tsy hitako hoe inn le porofom-pitiavana ao....:roll:


6. fasaly ( 20/08/2007 12:25)
naika adinoko! tasiô! fa misy lehilahy tia forêt an! lay namako izay zao hono ny vadiny tia forêt be mitsy de lava forêt lay namako:-D:{ grrrrrr mangididiy....
7. kallie ( 20/08/2007 12:31)
eurk, dain b zany tia foret zany, tsy mi-broutt mintsy ngmba lery :-P .... ay, ra tsy mi épile ndry d ts mahalala anle iz, ka za ane niteny oe pour toi d zay vô pour lui e.
Fa andramo d itanao, ny avantage : 3 à 4 semaines milamina, sady tsy matsilotsilo ny repousses fa malefaka
8. fasaly ( 20/08/2007 12:39)
taiky marary be kou! surtout amin'iny hiditra am sisiny iny malefaka be de marary sady zà tsy mahatanty mitsy hoe lava ny forêt na dia hataoko aza hoe 2mm fa mavesatra be izany no mangdidy de refa misasa lasa foana zao ny rasoir sy ny mousse:?
sady zà bola tsy ni épile alou fa tsy de be volo e!
ny arokatra ihany no misy fa raser ko iny de vita..
tsy mahandry anlay manalava aho de mi epile satria raha tsy lava tsara tsy mety ny épilaton knou! de zay lava izay mitsy no manleingelina ahy.....
ny volo kely am tarhy aho no efa nanao fa pffffff
vao maika maniry be de tsy nanao tsony
9. mamzelkely ( 20/08/2007 12:44)
za ko alou t sapijaly tena am zay épilation ee mousse su rasoire de lasa zao isak ny 2 jours de mety satri le maniry ko mangidihidy :-D:-D
10. kallie ( 20/08/2007 12:47)
:-D ra ts d volona alou ts manin e, fa ra ôtranay b volo b ôtran'ny karana tony, tsy lasa ko.. ra mahandry lavalava d manaova gommage kely d amzay mitsangana tsara lé volo d moramora alàna...
Za ko talou ni rase fa mangididy refa mi repousse lé iz d ts tantiko tsony
11. fasaly ( 20/08/2007 13:09)
:-D:-D:-D
12. booboo ( 20/08/2007 14:29)
Tsy porofom-pitiavana ho an'ilay iraika kounkou io amiko fa matoa ataoko ho anà manokana.

Marary azo ihafiana io raha io amiko manokana :°). T@ vôlou " oh ! la vache ", "oh ! punaise" ! mantsy an'lay estheticienne :-D:-D. zao efa miandry ny antsasakadiny ho vita am-pahanginana fotsiny sisa :-P
13. sakaizakely ( 20/08/2007 15:01)
Za klou klou kou de tsy hampijaly tena amin'io an ! Crème dépilatoire mety tsara knou

3 mn de vita ny aminy, sady tsy mila miandry azy ho rasta fa na 5 mm aza d'efa azo atao indray no sady tsy matsilotsilo zany. 5 € ny tube de milamina 3 ianao semaines. Za ndray klou tsy hiveraberaka eo imason'ny esteti-chienne ireny e ! ny any @ gygy ara efa tsy fidiny :-D:-D:-D
14. nanas ( 20/08/2007 23:22)
resak inona re ty ry Kallie e! mahita atao ankia nareo an! marina e!
ny an i fasaly zany misy emploi du temps mihtsy ve hoe isak izao sa ahoan?
15. fasaly ( 21/08/2007 05:34)
nanas: tsy heo mis emploi du temp fa efa fahazàrana angamba no vao lava lava kely de heno hoe mavesatra tsy al'aise de lasa zao ra traktera kely mapnapaka bozaka atao malama tsara:wink:
16. kallie ( 21/08/2007 06:02)
nanas> oay, resa-behivavy zao ko in ndray ?
17. Mimhie ( 21/08/2007 06:25)
resa behivavy marina, sady fizaràna traikefa e! mahafinaritra ka!izay no hilàna an'ity site ity, hizarana ny mahasoa sy ny mahafinaritra rehetra, tohizo ry zareo a! :lol::lol:
18. fasaly ( 21/08/2007 10:48)
:-Peka ouz! fa tsy ny mahasosotra sy ny manirikiry:-D
19. Angolaina ( 21/08/2007 10:54)
ny hygiène aloha no tena priorité eo @ fiainana e! manaraka ho azy ny hoe porofom-pitiavana fa le epilation kosa aloha de posy za e! creme ihany de milamina, ny ana zao le creme veet no ampesaiko fa tena mety tsara sady ela² vao maniry nefa tsy mangidihidy ! tsy haiko ko za na ohatran'i fasaly oe efa zatra fa za ko tonga de tsy à l'aise be zany raha vao misy mitsiry kely ! hafa mitsy le izy malama tsara iny ! kel po de bb oz le ramsko zay :-D:-D
20. misset ( 21/08/2007 11:13)
ianao io zany raha azoko tsara tsy mba mi-epile raha tsy oe pitiavana a! dia raha tsy misy olo-tiana zany tsy mi-epile e, hafa ndray iny, tsy porofo-pitiavana zany r'ise a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4506