porofom-pitiavana
22. nanas
(
21/08/2007 16:50)
Ary aoana indray le hoe lery no manala azy, ny ankabeazan ny namako milaza hoe handany vola ihany ve hono tsy aleo omena an i ramose?
23. fasaly
(
21/08/2007 17:47)
kallie: manin no manao tarehy ratsy be otran'io:-D:-D:-D
fa we misy lehilahy tia forêt wa! lay namako zay sady tia volokelika lava be izy no be fôret brrrrrr! de iny kou lay sipa de lava volo kelika sy arokatra vao miainga ny sandry de ndreo maintimainty brrrrr izany angamba no tena atao hoe porofo-pitiavana satria ilay vadiny mitsy no mangataka an'azy ho lava volo beuh! kel hôrera.....mba tia zavatra mitsy ny sasany:{

27. Kwasi
(
22/08/2007 03:25)
ary vo nijery an'le video koa za teo fa tsy nisy an'zany epilation zany akory. Sao de mba mampiesona fotsiny ary iny:roll:
28. Angolaina
(
22/08/2007 06:16)
fasaly:
fa we misy lehilahy tia forêt wa! lay namako zay sady tia volokelika lava be izy no be fôret brrrrrr! de iny kou lay sipa de lava volo kelika sy arokatra vao miainga ny sandry de ndreo maintimainty brrrrr izany angamba no tena atao hoe porofo-pitiavana satria ilay vadiny mitsy no mangataka an'azy ho lava volo beuh! kel hôrera.....mba tia zavatra mitsy ny sasany:{
mba lehilahy tia raha koa ki zany ka ! marina é ! de le sipa ko ve de tsy mba hafahafa @ zany sa oe efa zatra loatra ka tsy mampaninona azy intsony ? :-o:-o
za indray no tsiravina mieritreritra azy ! de samy manana ny tiany tokoa ilay olona.
Fa efa nahita gasy vadim-bazaha koa za ohatra an'izany, le sipa tena jejo be mitsy fa vao miainga ny tanany de zany no tena fôret ny ao ambany helika,de izy koa tia manao mini-jupe de ny ao anatiny string kely de refa mipetraka izy mamelabelatra ny feny de hita be mitsy koa ilay fôret ao, mba nanontaninay izy oe maninona akia tsy mba esorina ireo dia namaly tsara izy fa io no tian'ny vadiny. Ny tena loza ange de ty e! ny fofona avoakany koa tena grrrrrrrrr :^):^) de mahavarina mitsy fa tsy mampaninona azy zany satria izany hono no ilain'ny vadiny !! nefa izy mitantara fa rehefa miaraka @ vadiny hono izy dia ohatran'ireny manao porno reny mihitsy !
29. kallie
(
22/08/2007 10:36)
ka zay fofona zay mintsy no saika ho teneniko oe zany ve ts mahafaty? euuuuuurk
ra aty am tany mafana aty zany tsy laitra....:-o

30. fasaly
(
22/08/2007 10:54)
angolaina: lay mahita mitsiparaparaka refa manao ani'lay kilaoty telolafy kely eo am devant aza defa mandreraka be ny mijery azy hihihi...
na izy mibotsina be anaty silipy na mitsoparaka be ambany elika aza ve tsy hanelingelina hihihi

31. sakaizakely
(
22/08/2007 13:28)
hi hi hi
tam zay vo mpianatra ndray le prof d'allemand nay allemande manambady gasy. De tsy mba manala volonkelika fataonay fimehezana tam zany. tsy mbola nahita ny tary klou fa de azo antsaina fa Amazonie mitsy angamba any :-D:-D:-D:-D
samy manana ny reviny io, fa mino aho klou fa vitsiana ny lhl tia foré vierza izany e ! Tena mba tsy estétika kosa le mitsorapadrapaka mi dépasse ny klaoty iny :{:{:{:{ mamamia !
fa tiako ahitsy kely an ! tsy ny volo no mampisy fofona fa ny loto ry madama isany an. Hoatra ny volonareo ihany io, na mafana na mangatsiaka rehefa sasana isanandro ve tsy hadio, fa le tsy misasa matetika no mampasiso
A méditer :^):^):^)

32. kallie
(
22/08/2007 13:47)
ka ny atsemboana ko ve tsy mampisy fofona e? ka refa be volo io, mora tsemboka donky mora masiso.... na osasana am sampoin sy apina déo tonin ar ratsy fôna e
33. fasaly
(
22/08/2007 14:22)
marina mitsy io ry kallie a! raha vao oul be volokelika de masiso raim sy valo foana ny eliny na ny arokatra aza beurrkkk
35. sylvain
(
22/08/2007 18:26)
ataovy malama mihitsy fa tsy lasa lé mitelina volo rehefa mirevy:-D:-D:-D
39. fasaly
(
22/08/2007 20:57)

izao kosa aloha de tena tsssss....hôrera wa!
aleo toundé manao epilation definitive am laser de tsy sahirana trony