leo
5. ikaretsaka
(
13/08/2007 06:44)
ohatran'ny vao mainka tsara ..... mihena 1 ny denominateur=miha lehibe ny tranche!
9. sipagasy
(
13/08/2007 08:34)
i ra bazyl hihih manao inn aty @ resa behivavy koa sa lasa sarim-bavy?? hihih:-D:-D:-D
10. kanota
(
13/08/2007 09:45)
Fay avary @ polifika fa tsisy kil dia aty indray no mitapi bazylou karaikona=))=))=))
13. bellla
(
13/08/2007 10:11)
:-D:-D:-D:-D
Marn' zany.
Fa tsy ny sipa gasy rhtr kosa alou no niarahanao ka mahaleo anao. hin! farito tsara hoe ny sasany.
Ianao no ratsy fifingina.
Marn' zany.
Fa tsy ny sipa gasy rhtr kosa alou no niarahanao ka mahaleo anao. hin! farito tsara hoe ny sasany.
Ianao no ratsy fifingina.
14. mamzelkely
(
13/08/2007 10:33)
de aza miaraka am sipa gasy ko nga i omisy mu-forcer :roll::-D:-D
16. menalamba
(
13/08/2007 11:31)
Raha ny foto-pisainanao aloha no jerena dia tsy misy vehivavy hitia anao rabazy à! Na dia irony takatra lany atody irony aza...:^):-D:-D
18. Rasiligaoma
(
13/08/2007 15:21)
misy ireo fanaperana amin-tarehy sy amam-bika
fa mbola mamiko ka maiko ny sipa avy any amintsika
fa mbola mamiko ka maiko ny sipa avy any amintsika
