leo
21. malalatinasoa
(
14/08/2007 05:22)
bazylou:
merci fa efa nahazo vazaha ahoe
:wink::wink:
nga nisy nanontany?
De inn zao no idirany sipa gasy @ zao?
23. kallie
(
14/08/2007 06:26)
ary ampidera anzay oe nahazo vazah zay kay ny tanjony d mody oe leo gasy, tsy nanin ange ra tode niteny fotsin oe nahazaka vazah e, tsy zany no anaovana ny sipa gasy tsinotsinona ôtranzao
24. menalamba
(
14/08/2007 07:50)
bazylou:
merci fa efa nahazo vazaha ahoe
:wink::wink:
Hay ilay vazaha mofo maina efa raneny bé iny ?ha !ha!Sady botrefona bé hitanay niaraka t@ nao iny,afa -doza ny vehivavy gasy taminao izany:^);-)
26. Papoose
(
14/08/2007 23:11)
bazy, mba tiko hohita hanaovako comments rehefa otsizay iny e:°) hijerevako ny tena tsy fitiavanao an le jo gasy:lol:
27. Jeankely
(
15/08/2007 10:04)
I bazylou no lehilahy Malagasy voalohany nahazo vazaha ka izay no mampirehoka azy.
29. fasaly
(
15/08/2007 11:15)
zareo vazah aza tsy tia kou! hoy ny bandy vazah hoe polet blanche matsatso hono ny vazàh vavy:-P:-D
30. Papoose
(
15/08/2007 22:26)
bazy, mahereza ary lesy mamely vazah a!nous,on n'a rien a perdre ni a rater avec les malagasy comme nous tous euh!:wink:
31. Jeankely
(
16/08/2007 07:07)
Vehivavy Malagasy lasan'ny vazaha aza mampalahelo anay saingy izay no tiany ka tsy azonay sakanana. Ny anay Malagasy ihany.
32. kanota
(
16/08/2007 07:11)
Ny vazaha tia GIDROGIDRO endrika ka tsy manonina mba mihatsara ny tarehin'ny zana-GIDRO
33. sakaizakely
(
16/08/2007 15:41)
xxx:
sipa vazaha zany ve tsy matsotso be
8O8O8O8O
fasaly:
zareo vazah aza tsy tia kou! hoy ny bandy vazah hoe polet blanche matsatso hono ny vazàh vavy
polet blanche ?
:roll::roll::roll:
kanota:
Ny vazaha tia GIDROGIDRO endrika
8-)8-)8-)8-)8-)
mahita lazaina nareo ka !
gasy tokoa dia manja e ! ny firenena mihemotra lava, ny vahoaka lany miondrana, raha tsy tonga any @ tanimbazaha tsy hita akory ze avoaka...
entra () klou za tsy fan an'i bazylouzitra an ! fa le fanambonimboniantenanareo mampitsiky vendrana
36. kanota
(
17/08/2007 05:43)
Voa mafy tamin'ny Sipa Malagasy bazylou no mahatonga io. Vao nahazo makafoka dia nirehoka zana-GIDRO bazylou
