Inona no atao hoe finoana sy fiainana ao amin'ny kristy?
21. ikaretsaka
(
03/08/2007 22:14)
ilay efa mahafantatra fa eny no lazain'ny feon'ny eritreriny, nefa mbola manao tsia no tena lalina ko!
22. princesseN
(
04/08/2007 08:24)
bon sarotra alou ny hoe tena hitovy @fiainany e!
satria izy anie mahala ny ho avy ee!nefa enao tsy mahala akory de aona moa no hitovizna aminy raha izany no mitranga?
ra vao miteny aminy ny olona iray de efa fantany ny ao an-tsainy, de efa fantany ny ho ataao ny aprés,nefa za zao raha misy olona manao lainga tsara lahatra amiko any de tsy maintsy hoe efa any aorina kely vao ho fantatro!
fa ny hoe mba mangataka Aminy zay vao mba mety hitovy kely!

23. deric
(
04/08/2007 08:52)
Ny fiainana ao amin'i Krsity no be mpandrirotra fa mangina ny finoana, aleoko mba alefako ny ahy e!
Ny finoana dia faharesen-dahatra miampy fanekena ary miampy fankatoavana na fanantanterahana.
Ohatra: Ny anaporofoana ny olona hoe mino an'i Jesosy, dia resilahatra ny Aminy, manaiky Azy amin'ny maha Kristy sy Tompo Azy, ary mankato Azy. Amiko ny olona milaza ho mino nefa tsy miaina amin' ireo dia tsy marina ny ambarany, satria ambaran'ny Epistilin'i Jakoba fa tsy vanona ny finoana tsy arahina asa, eny fa na ny devoly koa mba mino ka dia mangovitra; nefa io finoan'ny devoly io dia tsy misy fankatoavana an'A/tra, tsy misy fankatoavana sy fanekena an'i Jesosy. Ireo zavatra tanisaiko ireo no asan'ny finoana voalohany indrindra.
Na inona na inona inoanao dia tsy maintsy mianga amin'ny faharen-dahatranao sy ny fanarahanao izay lazainy.IZany no tsy mampety ny olona sady manompo an'Andriamanitra no manompo sampy: sady haniky an'Andriamanitrave izy no mbola haniky sampy(satana) koa? Tsy mahay manompo tompo roa hianareo Hoy Jesosy.

24. cutie
(
04/08/2007 21:14)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 03-08-2007 23:25:48
Lohateny : Re : Inona no atao hoe finoana sy fiainana ao amin'ny kristy
ô ry zalahy an,raha hiaina hitovy amin'ny fiainan'i lery anie nareo ka ,handrava tsena sy hiaina samy bandy e.ary ny tena loza dia hanohitra lava izay lalana misy eo amin'ny tanana
:-D:-D:-D:-D:-D
25. rakaroka
(
04/08/2007 22:00)
Mahafinaritra ahy ilay lohahevitr'i Nyrina ity eo am-piheverana indrindra fa "fototry" ny fanjarian'ny "Fiainana" lay loha-hevitra :wink:
1- Raha ao @ Kristy ny olona iray voamarin'ny finoany sy ny fiainany dia nahato ilay voalaza izy hoe "ianareo no fanasin'ny tany."
2- Raha tsy izany, dia miezaka aloha ny mba ahasira
hananany hasina ho azy, ho an'ny fiaraha-monina ary ho an'Andriamanitra.
Ny "ouverture d'ésprit" tsy voatery dans le sens hoe manompo tompo roa.Raha mamaky ny tsy hita ao anaty baiboly :fameno izany!Rahateo raha tsy mahaaraka akory hoe "conception" manao ahoana ny zavatra hafa dia mipirina sy mihanina @ misy anao, satria tsy ho fantatrao velively ny "utilité"n'ny existence hafa!

26. cutie
(
04/08/2007 22:20)
Raha tsy izany, dia miezaka aloha ny mba ahasira

Mbola ho ezaka be :lol:
27. niryna
(
05/08/2007 05:25)
rakaroka:
Raha jerena @ ny zava-misy marina ity fanontaniana ity dia:
1- Samy manana ny antsoiny hoe "Kristy" ny sokajin'olona maro, ary na dia ny iray fiangonana notezaina miaraka t@ torinteny isan-karazany aza:
samy manana ny andraisany an'i Kristy.
Mampatsiahy ahy ilay teny izay hoe "ataonao ho iza moa Aho?"....
2- Ny resaka finoana koa dia samy manana ny hiheverany sy andraisany izany. Mampitandrina ahy io teny io noho ny fiheverana nataon'i Jesoa :
"ry kely finoana"..."raha manana finoana toa ny voatsinapy aza ianareo dia ahafindra tendrombohitra".
"Aiza ny finoanareo?". "Ary raha hiverina ny zanak'olona moa mbola hahita olona manana finoana Izy?".:-w:-w:-w:roll:
Teniny avokoa ireo:wink:
3- Ny teny hoe "fiainana" koa dia samy manana ny handrirotany izany na dia ireo samy atao hoe "ao am-balan'i Kristy?" hono?...
Misy mahatsapa miaina @ fandehanana any am-piangonana,dia mikonfesy kely dia manohy ny fanaony
maharevo azy izay heveriny fa fiainana.
Misy ny miaina @ fibanjinana ny lanitra sy fanantenana an'i Kristy hatrany!...
Misy ny tsy mety raha tsy manonona an'i Jesoa @ atao rehetra satria izany no finoany ho tena "fiainana".
Misy ny mba nihevitra ireo teny voasoratra tahaka ny hoe:"Izay mino Ahy ny asa ataoko no hataony koa ARYHANAO ASA LEHIBE NOHO IZANY AZA izy.
Misy ny mivavaka mandrakariva satria izany no fiainana ao @ Kristy aminy.
Izany hoe samy manana ny "style sy mode de vie"-ny.
Misaotra anao ahy
28. niryna
(
05/08/2007 05:31)
diamondra27:
vakio ny bokin'ny hebreo , ho hitanao ao ny resaka momban'ny finoana
ny fiainana ao @ Kristy VE ?
Misy fiangonana mitondra io anarana io any dago, sao de zay le tianao fantatra?
Ie ny Hebreo 11 io finoana io izay milaza fa ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina,fanehoana ny zavatra tsy hita.
Eny asehony daholo ny finoana ananan'ireo olona maro.
Tsy fantatro indray izany fiangonana izany
29. niryna
(
05/08/2007 05:44)
niryna:
Raha miteny isika hoe mino sy miaina mitovy ny nataon'i Kristy,ahoana izany fiainana kristiana izany?
Ny fiainana kristiana amiko dia ny fianarana sy ny fiezahana ny ahalala an'i Kristy,(to get to know Him)
-miara-dia Aminy,ary miresaka sy manantona Azy amin'ny alalan'ny fivavahana.
-vavolombelona:Kristy no Tompo ary miaraka amin'ny isan'andro,mamaly izay fantatra ny momba Azy,ny zavatra nataony antsika sns.
-manao ny asan'Atra,isika kristiana tsirairay avy dia nomen'Atra asa hanantanterahana sy hitoriana ny filazantsara,hiara hiasa Aminy,hanampy ny fiangonana sy ny mpiara-monina,ny mahantra ,ny marary(hamangy sy hitsidika ary hivavaka azy ireny) sns.
-mampitombo ny fahalalana an'i Kristy ary miara-dia sy mifanampy ireo rahalahy sy rahavavy ao amin'ny tompo,miara midera sy mankalaza an'Atra any am-piangonana.
Mino Azy fa na inona na inona manjo amin'ny fiainana dia misy vahaolana foana raha mino sy manankina ny fiainana Aminy tanteraka ,mamela ny hafa ary mibebaka izay tsy mety nataonao.
30. niryna
(
05/08/2007 06:06)
rakaroka:
[quote=diamondra27]
vakio ny bokin'ny hebreo , ho hitanao ao ny resaka momban'ny finoana
Hay tsianjery fahakely ny hebreo11 saingy tsy ampy ahy hatry ny ela ny famaritana ny finoana voalaza ao.
Fiheverako tahaka ny hoe misy vatana à pluridimension
dia ny ampahany no voalazan'ny Hebreo,raha tsy handeha lavitra isika fa hitodika @ izay voalazan'i Jesoa en perso: "izay mino Ahy ny asa ataoko no ataony koa ary nandrandrainy MIHOATRA aza raha ny marina! Izany hoe tsy "simple intuition" fotsiny ny finoana, ary tsy afaka hianina @ izany koa fa misy "base de connaissance" marim-pototra mba ipetrahan'ilay "intuition" . Raha toa tsy marim-pototra ilay "connaissance de base" io, dia handiso ny anjeri-manontolon'ny fiainana izany.
Ny "Finoana" ho @ fiainana dia miaraka @ asa, fitiavana, zotom-po, sns.
Mety manana endrika maro sy vanim-potoana samihafa angamba ny fisehon'ny "Kristy" isan-karazany fa misy toetra iombonan-drizareo sy toa takiany @ ireo mpanaraka azy, tsy inona akory fa ny fizorana ho @ fahatanterahana tahaka ny "endrik'Atra Ray" na ho an'ny tena na manoloana ny manodidina.
Ohatrohatr'izay no fijeriko azy:wink:
Amiko indray dia tena mahafoaka zavatra betsaka io finoana ao amin'ny Heb 11 io satria izay zavatra noheverina fa tsy vitan'ny olombelona dia hain'Atra daholo.
31. niryna
(
05/08/2007 06:11)
fijo:
ô ry zalahy an,raha hiaina hitovy amin'ny fiainan'i lery anie nareo ka ,handrava tsena sy hiaina samy bandy e.ary ny tena loza dia hanohitra lava izay lalana misy eo amin'ny tanana
:roll::cry:Noravany ny tsena satria tranon'Atra nataon'ny olona fivarotana.Tsy nanohitra lalana izy fa ny tenany Aza no nomeny antsika ho solon'ny fahotana.Tsy misy na iray aza mahatazona ny lalana,ary dia nomeny lalana vaovao indray izay ao anatiny ao daholo ny didy izay nomeny.
Tiava an'Atra amin'ny fo,sy fanahy ary ny saina
Raha milaza hoe tia an'Atra kanefa manana andriamanikafa dia tsy tia azy izany.
Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.
Fitiavana daholo no asehony amin'izany,koa raha kristiana izany ka mankahala dia efa mandika ny didiny.
32. niryna
(
05/08/2007 06:15)
ikaretsaka:
ilay efa mahafantatra fa eny no lazain'ny feon'ny eritreriny, nefa mbola manao tsia no tena lalina ko!
:roll:ka samy mandray ny tandrifina azy avy ny tsirairay.
33. niryna
(
05/08/2007 06:21)
cutie:
Mpandefa : niryna [ Valio ] 02-08-2007 09:12:21
Lohateny : Inona no atao hoe finoana sy fiainana ao amin'ny kristy?
Raha miteny isika hoe mino sy miaina mitovy ny nataon'i Kristy,ahoana izany fiainana kristiana izany?
manara-dia an'i kristy:lol:
=D=D marina aky izany a,manaraka izay nasaina atao,mijoro vavolombelona ny fahasoavana nomeny antsika isan'andro isan'ora.Miezaka ny manao ny marina sy manampy ireo mbola ao anaty maizina.Isika no jiro fanilon'ireo namana izay very fanantenana ka tsy mba manana hianteherana.
o^oo^o Jesosy irery ihany no filazan-tsara soa.
Ny anarany Irery no fanavotana
Ny olona rehatra no andohalika
Ety an-tany ka hatrany an-danitra
Jesosy irery ihany omaly sy anio
Ary mandrakizay fa tsy mba mamikataka..
Dia izay,teny kely kanefa manome hery sy tanjaka ary famelombelomana ny fanahy.:@
34. niryna
(
05/08/2007 06:24)
deric:
Ny fiainana ao amin'i Krsity no be mpandrirotra fa mangina ny finoana, aleoko mba alefako ny ahy e!
Ny finoana dia faharesen-dahatra miampy fanekena ary miampy fankatoavana na fanantanterahana.
Ohatra: Ny anaporofoana ny olona hoe mino an'i Jesosy, dia resilahatra ny Aminy, manaiky Azy amin'ny maha Kristy sy Tompo Azy, ary mankato Azy. Amiko ny olona milaza ho mino nefa tsy miaina amin' ireo dia tsy marina ny ambarany, satria ambaran'ny Epistilin'i Jakoba fa tsy vanona ny finoana tsy arahina asa, eny fa na ny devoly koa mba mino ka dia mangovitra; nefa io finoan'ny devoly io dia tsy misy fankatoavana an'A/tra, tsy misy fankatoavana sy fanekena an'i Jesosy. Ireo zavatra tanisaiko ireo no asan'ny finoana voalohany indrindra.
Na inona na inona inoanao dia tsy maintsy mianga amin'ny faharen-dahatranao sy ny fanarahanao izay lazainy.IZany no tsy mampety ny olona sady manompo an'Andriamanitra no manompo sampy: sady haniky an'Andriamanitrave izy no mbola haniky sampy(satana) koa? Tsy mahay manompo tompo roa hianareo Hoy Jesosy.
Misaotra anao aho ary miombo-kevitra ihany koa.:*
35. rakaroka
(
05/08/2007 06:26)
[quote=niryna]
Mety mihitsy ny fihevitra eto hoe mila fantarina aloha ny "fototra", ary mifanaraka @ fijerin'ny maro @ ankapobeny izany, fa:-$
Ny fahafantarana tsy mitovy arakaraka ny fahalinana nandalina misimisy kokoa sy ny fikajiana izay foto-kevitra "lehibe" norantovina tokony ho noraketina tsara!
Ny fandalinana tsy ho voafetran'ny "baiboly" mazava ho azy, jereo ireo mpianatra "théologie " maaaaarrrroooo tsy maintsy mamaky boky hafa.
Tsy ho voafetran'ny fijery araka ny "concept"n'ny mpitory teny maro" fa indrindra2 faritan'ny fijerin'ny tontolo koa: misy boky maro tsy ny baiboly ihany no nilaza marina koa mikasika ny fiainan'i Jesoa ( i Soanja efa nanatranga izay ),
ary ny fiheverana fa tsy misy marina hafa hafa tsy ny "baiboly" tokony atao "remise en question" satria "diso" izany fiheverana izany.
Io na soratra ao @ faran'ny "Apokalispy" aza ny hoe "raha misy manaisotra na manampy ny voalaza..."
Ilay nanoratra izany no mampieritreritra satria mazava ho azy fa misy "optique" maro de "chaque point de vu" nisy sady "MARINA" fa tsy voasoratra tao anaty baiboly!:wink:

36. niryna
(
05/08/2007 06:27)
cutie:
Raha tsy izany, dia miezaka aloha ny mba ahasira
hananany hasina ho azy, ho an'ny fiaraha-monina ary ho an'Andriamanitra.
Ny "ouverture d'ésprit" tsy voatery dans le sens hoe manompo tompo roa.Raha mamaky ny tsy hita ao anaty baiboly :fameno izany!Rahateo raha tsy mahaaraka akory hoe "conception" manao ahoana ny zavatra hafa dia mipirina sy mihanina @ misy anao, satria tsy ho fantatrao velively ny "utilité"n'ny existence hafa!
Mbola ho ezaka be :lol:
:roll: Izaho koa mieritreritra an'izany
37. ikaretsaka
(
05/08/2007 15:28)
Rakaroka:
Tsy ho voafetran'ny fijery araka ny "concept"n'ny mpitory teny maro" fa indrindra2 faritan'ny fijerin'ny tontolo koa: misy boky maro tsy ny baiboly ihany no nilaza marina koa mikasika ny fiainan'i Jesoa ( i Soanja efa nanatranga izay ),
ary ny fiheverana fa tsy misy marina hafa hafa tsy ny "baiboly" tokony atao "remise en question" satria "diso" izany fiheverana izany.
izay !
ny Faran'ny Apokalipsa (i Joany no nanoratra azy)
ange milaza hoe asa esorina sy tsiponina arak'izay tiana ny zavatra voalaza e
Ny faran'ny Evanjelin'i Joany Koa (Izy ihany no nanoratra azy)
milaza hoe mbola beysaka no nataony fa tsy voasoratra aty fa ireo kelokely ireo no voasoratra mba ahitanareo.
ny dikan'izany dia mbola hoe andao hamakafaka sy handinin-tena
38. todisoa2
(
09/08/2007 10:20)
ikaretsaka:
ka ny fanontaniana ange hoe miaina mitovy amin'ny fiainan'i kristy fa tsy hoe miaina ao amin'i kiristy!
eo no misangojy fa aoka ny mpametraka fanontaniana hanazava
miaina mitovy @ nataon'i Kristy izany ara-téolojia tompoko, "dia manatanteraka ny asa misiona tahaky ny nataon'i Jesosy tety an-tany". ny asa misiona dia ''ny nijaliany ,ny nahafatesany ary ny nitsanganany tena t@ maty''.Izany no asa Famonjena. Diso ny fomba fiteny azy ary dia ahitsiko etoana. Noho izany dia ny fiainana mitovy @ nataon'i Kristy dia tsy midika mihitsy ho fiainana ao @ Kristy.
39. tywa68
(
09/08/2007 12:53)
Todisoa :
F'angaha moa tsy efa zany h@ voalohany no resahina teto ? i niryna koa efa nanoratra an'ilay sujet hoe fiainana ao @i Kristy :wink:
Angamba hoy aho ny tokony hotenenina dia ny hoe fiainana ao @ Kristy
F'angaha moa tsy efa zany h@ voalohany no resahina teto ? i niryna koa efa nanoratra an'ilay sujet hoe fiainana ao @i Kristy :wink:
40. rhina
(
10/08/2007 09:46)
niryna:
Raha miteny isika hoe mino sy miaina mitovy ny nataon'i Kristy,ahoana izany fiainana kristiana izany?
manolotena ho an'andriamanitra tahaka ny nataon'i kristy