karajia serasera na resaka mivantana

41. sakaizakely ( 04/08/2007 15:28)
[size=13px]za ndray de tsy mba miditra karajia ao mits ka tsy mahalala loatra ny fandehany

Fitiavana te hampilaza ny namana fotsiny hoe sakaizakely de eto @ forum ihany fa tsy manampotoana hi tsaty etsy sy eroa, na karajia zany na msn na any @ toerankafa. Matoa mahita sakaizakely ankoatry ny eto @ forum de tsy za zay fa olona mpigôlitra ps

Zay fotsiny :°)[/size]


De miala tsiny koa fa ataoko menamena sy ngozabe hoatran'le oul zay ho fantatry ny besy ny maro ny zavamisy ^^ satria efa nitranga mihitsy
42. tywa68 ( 04/08/2007 15:48)
i sakaizakely ilay "tia crème manimanitra" ve izany io manoratra io sa iza moa :-D:-D ?
43. sakaizakely ( 04/08/2007 16:06)
tywa68> :-D:-D:-D

tsy matinao lolo nga le dinika ?
44. yonikafopl ( 04/08/2007 16:51)
SANJILA, arahabaina njy nitsangana tamm maty :wink:

Hafa ihany ny tsaty taloha
45. sanjila ( 05/08/2007 16:11)
yonikafopl:

SANJILA, arahabaina njy nitsangana tamm maty :wink:

Hafa ihany ny tsaty taloha


yonikafopl, sali njy de bizz gike gike...marina mihitsy aloha le hoe hafa ihany le chat taloha e, tsy nisy voina hafahafa be dia be nitranga ohatran'izao!!
46. xxx ( 05/08/2007 21:46)
yonikafopl, sali njy de bizz gike gike...marina mihitsy aloha le hoe hafa ihany le chat taloha e, tsy nisy voina hafahafa be dia be nitranga ohatran'izao!!
tsy misy chat taloha sy izao izany fa mahafinaritra foana ao, mety ianareo no tsy zatra mandray ny mpichat vaovao fa mahafinaritra be daholo, sady ny mpichat "taloha" koa anie ao ihany fa mody "vaovao" manova ps e :wink:sa ahoana sanjila :)
47. sanjila ( 06/08/2007 08:10)
xxx:

yonikafopl, sali njy de bizz gike gike...marina mihitsy aloha le hoe hafa ihany le chat taloha e, tsy nisy voina hafahafa be dia be nitranga ohatran'izao!!
tsy misy chat taloha sy izao izany fa mahafinaritra foana ao, mety ianareo no tsy zatra mandray ny mpichat vaovao fa mahafinaritra be daholo, sady ny mpichat "taloha" koa anie ao ihany fa mody "vaovao" manova ps e :wink:sa ahoana sanjila :)

ieny e, ekena ny hevitrao fa mitovy impression daholo aloha izahay efa elaela teto, tsy midika akory izany hoe izahay no milay fa ny vaovao tsy milay, fa tsy nisy resaka "trou du cul " na règlement de compte sns fona teto taloha ka izay angamba no mahatonga ilay alahelonay ny ambiance taloha indraindray.Tsoriko aloha hoe sarotra amiko ihany na mety tsara fanahy sy tia namana toan'inona aza ny tenako ny handray namana vaovao miresaka "trou du c.." e, sinon izay ankizy vaovao tsotra sy sympa dia namanana ka, matoa manohy maketo tsy hitady zistoire fa hampifalifaly tena.

48. xxx ( 06/08/2007 16:53)
fa mitovy impression daholo aloha izahay efa elaela teto
izaho aloha tsy mitovy impression aminareo e efa ela koa no tao :wink:
fa tsy nisy resaka "trou du cul " na règlement de compte sns fona teto taloha ka izay angamba no mahatonga ilay alahelonay ny ambiance taloha indraindray
efa nisy izany taloha fa ianao ngamba no tsy sendra ilay izy :lol:
anjaran'ny tsirairay ny maka izay sahaza azy fa aza asiana taloha sy vaovao izany fontsiny e, araka ny voalazako teo aloha ny "taloha" ihany no lasa "vaovao" :D
49. cutie ( 06/08/2007 16:57)
araka ny voalazako teo aloha ny "taloha" ihany no lasa "vaovao"

ie fa miova ps fotsiny de we vao2 :wink:
50. sanjila ( 07/08/2007 06:10)
cutie:

araka ny voalazako teo aloha ny "taloha" ihany no lasa "vaovao"

ie fa miova ps fotsiny de we vao2 :wink:



Dia tonga amzay izany ilay fotoana tsy hi insistiavako intsony fa aleo entina amin'ny fahendrena izy ity.
51. xxx ( 08/08/2007 06:20)
salii daolo ee
tsy efa nadio ve lay tranontsika ee? sa nadiodio?
lasa otrany nikisaka tamin'ny le sujet resaka tsy fifanajana le resaka fa toa lasa resaka mpi chat taloha sy vaovao? sy ny fiovana pseudo sns...
betsaka koa ny fitiavana hitsara fotsiny.
tsy le resaka teny ratsy io an!! fa tsikera entre mpi chat oe ny anay taloha teto nilay sns... tsy maitsy misokatra am vao² anefa anie e!! fa ny fifanajana sy ny ampisongadiana ny maha malagasy no tokony atao laharampahamehana fa tsy oe hifapitsikera ny taloha sy ny vaovao!!!
nahatsikaritra op 2 nifamaly tamin'ny teny resaka fandakana ny olona miteny vahiny matsy ny tenako no mahatonga ahy niteny an'io, satria raha jerena dia ny ankizy miteny vahiny eo amin'ny chat gasy iany no mandoto tanàna eo, ka maninona raha fohanana ny fitenenana teny hafa eo am salon?
"gasy iany oa gasy hatrany e"!! sa karakôry ?:)
52. wooda ( 08/08/2007 22:16)
xxx-> wééééé (alaivo saina kely za rehefa manonona an'io!) gasy milay daholo! :wink:

tsiky tsiky kely ...
53. Ragadona ( 09/08/2007 20:38)
marina ny an i xxx (iza nga io) fa tokony hazava hoe ny teny vahiny mirafitra manahoana no leferina ary ny manahoana no tsy leferina, tsy tokony hasiana fihetseham-po sy fanasohasoana zany fa refa apetraka hoe miteny gasy d dakana zay miteny vahiny na ny tranainy zatra eto na ny vahiny.....
54. lanto ( 12/08/2007 07:35)
Tsy hitako zay holazaina mikasika ilay fahiny sy ankehitriny :-) zah manko vahiny le train nandehanako aza mbola iny lasa iny hihihi
Ny hitako raha vao tsy miditra chat elaela ianao dia pseudo vaovao daholo ny ao, na ny olona mpiresaka aminao taloha aza efa niova ps. Dia fanimpanina kely eo dia hoe aiza le akama taloha ? Dia manaovao namana indray rehefa ohatr'iny e!
Ny teny vahiny indray tsy afaka amintsika tanteraka iny, misy voamboalana vahiny tafiditra foana eny antenantenan'ny resaka eny, fa ilay misisika tsy hiteny raha tsy teny vahiny kosa mba tsy lasa. Eritrereto hoe samy hanao fitenin'ny firenena ipetrahany any daholo izy mianakavy dia hifandray ve ny resaka ? Raha ny tenimparitra haintsika rehetra indray no entina eo dia manja be fa manabevoho ny teny :-p
Ilay resaka hoe teny ratsy sns... Nisy ary hisy foana io raha mbola misy chat ... saonjo iray lohasaha...Misy namana mitsapa ny halalin'ny rano any amboalohany dia rehefa avy eo lasa akama bonne hendry be ary mangataka hanao Op aza =D:-$
!tsiky
55. mbaliana ( 12/08/2007 08:35)
za aloha dia mpakao amin'ny karajia e... vaovao daholo koa ny ankamaroany .. za koa mba vaovao tamin'ny voalohany koa ... fa mba iresahana ze miresaka koa...le hoe miova ps ataoko hoe vazivazy atao iny satria mba te hananihany an'olona izay efa fantatra hita ao aloha... (na ndraindray aza mandreraka hoe iza ary ity olona ity) tsy natao hanompana olona akory e.. zany hoe efa natao ho fifanajana (fahamatoran'ny tsirairay) ny ao dia entina amin'izay koa fa zany akory tsy ilaozan'ny vazivazy...soa i Ocean fa sarotiny be ka na t.a.y aza no voasoratra fa diso frappe dia voadaka...
fa ny tsy azoko ndraindray dia izao.. ataoko hoe defaut nefa toa tsy hitako koa hoe defaut (miala tsiny fa tsy hitako ny ilazana azy amin'ny teny gasy) le miditra amin'ny resak'olona mande eo amin'ny public... (fanaoko manko io...:-P)raha tsy miditra ianao dia tsy afaka miresaka.. ka inn ary no idirana ao? misy manko tezitra hoe midikiditra amin'ny resak'olona...ary raha ataonao eo amin'ny public le resakao dia azon'ny be sy ny maro vakiana... dia zay no mampiditra ahy amin'le resaka...
zavatra hafa koa mba niremarker-ko tongava matetika ry op isany fa ilaina mihitsy ny fisianareo na eo aza i ocean...:lol::lol:
56. wooda ( 12/08/2007 10:35)
Miramira amin'ny mbaliana ihany ny naka, misy fotoana tena hitadiavana anareo sefo be ao indraindray, fa tena misy olo tsy mahita raha atao raha tsy mankadala na manompa aza! :?

Fa na izany aza manka fy foana rehefa tonga ao, satria vaovao vao tsy ela koa ny tenanay tao, ary efa haiko izany hoe mipetraka irery ao mijery soratra miakatra. :wink:
57. arialy ( 12/08/2007 12:42)
za alony de manaiky an'i mbalina oe tokony tsy ho fadisoana le fidirana am resak'oul satria matoa atao eo am salon le resaka de sujet ho an'ny be sy ny maro, azo idirana izany.
refa tsy te idiran oul le resaka de atao any am pv sns.
izà koa manaiky le resaka oe: "gasy iany gasy atrany", ka tsy ekena ny olona misisika iteny vahiny lavareny .
Fa azo ekena kosa le "mot" voapetrapetraka etsy sy eroa am teny vahiny izay mahavantana antsika.
58. ftma ( 13/08/2007 10:08)
zavatra hafa koa mba niremarker-ko tongava matetika ry op isany fa ilaina mihitsy ny fisianareo na eo aza i ocean...
ho avy fa aza mataotra njy :-*:-*:-*
59. nanoukely ( 13/08/2007 13:37)
euhhhhhhhhh :p za ko aloha de manaiky eh le resaka teny ratsy sy ompa ihany no tena mandreraka fa nena refa misy ny laolina de lasa zao
60. UB40 ( 27/08/2007 14:50)
Ty misy kestion é!:
:roll: tena tsisy fika tsouny vé ra oatsa ka banni fa toudé après 2 semaines njay vô afaka midits'ao @sera²? ^:^

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2537