karajia serasera na resaka mivantana

21. karinah ( 01/08/2007 16:01)
ianao: io ka> Na koa mampilaza izay sefo hitanareo mipetraka eo @ farany ambony ao ny zavatra mahasosotra anareo na tsy tantinareo ataon'ny namana! 8)
22. ianao ( 01/08/2007 16:02)
izay mihitsy
kick botlives01 dia ampy :-D
23. karinah ( 01/08/2007 16:27)
:-D:-D:-D:-D
ka io hono no atao koh!:P
24. nanoukely ( 01/08/2007 16:50)
Ny odiny hitako fotsiny de ezahina tsy omena kitay ( Ocean!) zareo ireo fa raha tsy izany miredareda ao ny afo!

ihihihih !kick wooda (tsy azo tenenina eto io teny io ki_ tay )hahahaahahha
NB: raha tsy te ho vaokick de ataovy hoe rotsakazo fandretana afo =kitay hahahahahaha:-D
25. lo ( 01/08/2007 17:08)
nanoukely > lollllll efa haiko io lesona io kaa
26. wooda ( 01/08/2007 17:21)
kelly13
tsy ao @ room no anaovana an'ity fa ao @ status raha ao @ http//karajia.org/ no hidiranao.

ampiasao le pseudo-nao

/themis REGISTER motdepasse [email]

le email dia adresse boite mèl-nao *****@yahoo.com ohatra

de jereo any @ boite mèl-nao misy message mila tapenao indray ao @ status otran'ity:

/Themis confirm Z********

de isakin'ny miditra @ pseudo-nao ianao ao @ karajia de manao an'ity @zay ao @ status ihany!

/themis identify motdepasse

:@

misaotra an'i infinity_
27. Fiffi ( 01/08/2007 17:23)
kelly13:

wooda>za zao d anisan'ny tsy mba manana teny miafina fa ahona no atao mba tsy angalan'ny oul ny ps-ko?
heu.....tsara vitana njy zany....tena misy mintss ny mpangalatra ps ao an ! fa rehefa asiana mdp de miova anonyme zay moa an ? :roll:


28. nanoukely ( 01/08/2007 17:55)
lo:

nanoukely > lollllll efa haiko io lesona io kaa


ary mora mahay lesona be enao an hahahahaha :wink:
29. diamondra27 ( 01/08/2007 18:14)
infinity: nisy nanao gras tao mena be nefa tsy naninona , tsy voateny an!sa le rose no tena mankarary maso?


tous les même nge e!

Anarim: f'angah tsy misy we atao silence refa misy olona tsy tiana


sao de mba misy mahalala ny société hoe: peacecorps.gov zany aloha nareo e



30. wooda ( 01/08/2007 18:26)
!chatouille
31. xxx ( 01/08/2007 20:25)
[quote=diamondra27]
infinity: nisy nanao gras tao mena be nefa tsy naninona , tsy voateny an!sa le rose no tena mankarary maso


5. Ce qui est déconseillé sur EpiKnet
Il est déconseillé d'abuser avec les couleurs, le gras, le souligné, l'inverse et les majuscules (CAPS). Utilisez les enrichissements pour mettre en valeur, de temps en temps, vos propos (pour insister sur un mot par exemple). Mais il est inutile de mettre de la couleur ou autre à chaque message ! Tout abus tuerait l'efficacité de ces enrichissements, et nuirait à la lisibilité du CHAT.
32. diamondra27 ( 02/08/2007 06:09)
xxx: kiii
misaotra nanome le règle fa za tsy nahajery an'io mihitsy aloha e!

de mbola tsy mety ndray zany le surligné-ko ao klé
Nefa zay no mba mahafinaritra ahy fa tsy hoe: te-hisongadina
raha misy en italique izao ao no tiako ihany koa

de tsy maintsy mbola ovaina indray zany le ao io an!
mba omeo fotoana kely fa tsy au top le fanovàna azy (config)

merci encore
33. ANARIM ( 02/08/2007 07:47)
mety tsy hitan\'ny mpikarajia ny forum : izay no nametrahana ny dinika tato amin\'ny antson\'ny fo : izay mahita dia mahita, izay mody tsy mahita dia mody tsy mahita, izay tena tsy mahita dia tena tsy mahita...
ankinina amin\'ny tsi-rairay io, atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby, atsipy ny teny any am-pon\'ny mahalala...

ny fandraisana ny fepetra momba ny sazy sns dia ankinina amin\'ny tompon\'andraikitra (na kick io na ban na mila atao lisitra eo araka ny voalazan\'ny sasany etsy ambony...) ary dia isaorana azy ireo be dia be sahady, na ny nametrahana ny efitrano ahafahan\'ny samy malagasy hifanerasera, izay azoko antsaina fa tsy moramora ny nahatongavana tamin\'izany, na ny fitantanana io efitrano io izay ilaina fiaraha-miasa sns...

diamondra27 : \"Anarim: f\'angah tsy misy we atao silence refa misy olona tsy tiana\"
raha izaho no tsy te hamaky ny resaka ataon\'ny olona iray tsy nampaninona ahy ny nanao ny mode /ignore an\'ilay olona, fa ilay nampalahelo ahy nolazaiko tery ambony dia tena ataon\'ireo olona ireo fanahy iniana mihitsy ny mampiavaka ny sorany (ilay fanompana sy fanevatevana sns) ho hitan\'ny be sy ny maro... misy izao ohatra olona vao sambany tonga ao @ #serasera hikarajia, dia ompa sns no vakiany eo, mety tsy mbola hainy hoe afaka manao /ignore pseudo izy sns, dia meteza eo amin\'ny toerany hoe \"faly mandray anao ho namana, ary manaiky ho namanao\" ny message de bienvenu mandray azy eo , nefa à peine vao hiresaka izy dia ompa sns no vakiany...

wooda : \"Tiako ho hita zany olona nampitomany an\'i anarim zany!\" : tsy nitomany kosa aloha e! fa tohana ihany ny fo satria dia haiko tsara fa tsy matoatoa no manoratra eo @ clavier fa samy malagasy na dia hoe \"virtuel\" aza ny chat dia misy olombelona nofo sy ra ihany ao ambadiky ny pseudo...

mankasitraka hatrany e!




34. sanjila ( 02/08/2007 19:59)
salut daholo!!!Inty aho fa hanoratra rehefa avy nitsangan ko velona !!!(tsisy hifandraisany amin'ilay sujet d'origine fa nisy fotoana mantsy maty hono ny tenako teto tamin'ny 2005, mdrrrrrrr).
Ny voalohan teniko dia fisaorana manokana ho an'i anarim izay nahafoy fotoana sy nanana fahasahiana nanoratana hafatra toy izao teto...betsaka mantsy ireo izay miombon kevitra aminy kanefa tsy sahy milaza izay ao am po noho ny vavan'ny sasany.
Ny havan tiana tsy hiraisa monina hoy ny fitenenana malagasy (ary iny mba haiko an) ka lalànan'ny fiainana daholo izany raha toa ka misy ny tsy fifankazahoana.
Kanefa tokony raisina amin'ny fahendrena sy fifanajana ny fifaneraserana ry zareo a. Anatin'io fifanajana io, raha ny hevitro aloha, rehefa hita fa marisarisa ny fifandraisana amin'ny ankizy sasantsasany dia aleo tsy manao be resaka amin'iny olona iny intsony aveo e.Ny ahy dia aleoko mody fanina tsy mamaly,tsy manisy sira rehefa mitohy ny fanesoana sy valifaty....satria plus koa mamaly provocation, plus mahazo vahana ilay mi provoquer.
Izao kosa anefa, tsy vitan'ny fandeferana lava izy ity.Ny zanaka hono tiana kanefa raha manaiki nono akifika hoy ny fitenenana (iny koa mba haiko kay), ka rehefa mitady ny sasany amin'ny fanompana lava sy provocation dia aleo raisin'ny op ny andraikitra amin'ny fanasaziana azy farak'izay ambony indrindra.Raha manana aina sy vola laniana hifindrana cyber sns hidirana amina ip vaovao ny sasany dia tsy maninona fa banniser na fona (fa tsy vitan'ny kick fotsiny) dia vita indray ny aminy e.Hevitra ny ahy, arahana fialan tsiny raha misy mahita fa diso na nanafitohina olona, fa raha tsy diso anie hono tsy mivotra ho amin'ny marina sy tsara kokoa e!!!
35. Papoose ( 02/08/2007 23:31)
fa ahoana ny fomba fidirana ao e!zah ary banned foana ko!
36. diamondra27 ( 03/08/2007 06:21)
sanjila: nitsangana t@ maty zany de tonga soa ndray

de miandry ny tantaranao tany ankoatra zany za any @ karajia an!

mitovy hevitra aminao, aza valiana fotsiny le olona fa matoa mi-provoc de mila besoin zay= confrontation de aleo ho any fa mitady feeling hafa ndray izy hi- apaiser azy

refa reraka de mangina
mivovo foana ny alika fa ny sarety mandeha ihany

papoose: fa aona akia no banned foana klé











37. arialy ( 03/08/2007 11:32)
manaiky le resaka ban am le teny ratsy !!
le akizy mifamaly am teny frantsay anie no mahatonga anio e!!
38. diamondra27 ( 03/08/2007 11:38)
de ahoana ndray no mahatonga le tsunami?
39. mim ( 03/08/2007 15:20)
grave zany lé!
40. Fiffi ( 04/08/2007 12:52)
xxx:

infinity: nisy nanao gras tao mena be nefa tsy naninona , tsy voateny an!sa le rose no tena mankarary maso
le hoe "wailly" ve ?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.255