karajia serasera na resaka mivantana

1. ANARIM ( 01/08/2007 09:33)
miarahaba!
betsaka amintsika mpandalo ato amin'ny dinika ihany angamba ny mba mpiresaka mivantana ao amin'ny efitranon'ny karajia #serasera
mampalahelo ny zavanisy voatsikaritro tato ho ato fa dia misy amin'ireo mpikarajia ao no dia mahita fiteny sy firesaka entina hanambaniana sy hanaratsiana sy hanompana sy hanevatevana sns sns ireo mpikarajia hafa
kanefa dia samy isika samy isika izao, ny samy malagasy no voatokana ho ao ary natao ifaneraserana itadiavana namana fa tsy fahavalo ilay izy...
mahafinaritra tsara ery ny resaka sns, dia miditra ny mpanakorontana dia sorena ihany ny tena rehefa ela ny ela fa misy sahy mampitovy ny samy malagasy amin'ny "trou du cul" sy ny "salle con" sns sns
ka na voalaza fa tsy tompony aza ny tena, dia tohina ihany ny fo ary malahelo...
dia manao antso avo amintsika rehetra, tsy aleo ve atsahatra ny fifanompana sy ny karazany eo amin'io efitrano mba natao hifaneraserantsika io?
raha sendra misy ny "règlement de compte" araka ny hita amin'ny soratan'ny sasany dia angatahina mba atao any amin'ny efitra manokana (PV)...
dia misaotra mankatelina tamin'ny fandraisan'andraikitra efa nisy hatreto... na avy amin'ny mpikarajia na avy amin'ny mpandrindra...
novalian'i UB40 ny 27/08/2007 14:50
2. Fiffi ( 01/08/2007 09:53)
heu....ka mety ho hitan'ireny olona ireny ve kalou ity ? miheritreritra manko zah hoe : ny mpikarajia ao tsy mpandalo ato am forum nefa asa kalou an ? fa na izany aza de tena :(:( ny zavatra ataoan'sasany.....
3. princesseN ( 01/08/2007 10:03)
tena tsy mety alou reny raha ny tena marina e!ary tena mampalahelo mintsy zany voalaza teo zany!zà koa alou de mba manao antso avo @ntsika mpikarajia rehetra mintsy mba hifanaja na inona mitranga na inona mitranga e!ary raha sanatria misy tsy mahatanty resaka de tokony tsy hikarajia na mva manao fitarainana any @ tompon'andraikitra ato @serasera fa azo atao nge zany e!araka ny efa voalaza h@ voalohany!sady natao hifankalalana sy hinamanana nge ny serasera fa tsy natao hiadivana e!
De mirary soa ho an'ny namana rehetra i princesseN! :wink:
4. fasaly ( 01/08/2007 10:04)
atao ahoana fa misy foana ny maningana e! ny olona ratsy taiza misy foana.....aleo atao hodian-tsy hita angamba no mety kokoa!:-P
5. nanoukely ( 01/08/2007 10:10)
Fiffi:

heu....ka mety ho hitan'ireny olona ireny ve kalou ity ? miheritreritra manko zah hoe : ny mpikarajia ao tsy mpandalo ato am forum nefa asa kalou an ? fa na izany aza de tena :(:( ny zavatra ataoan'sasany.....

za ko de mitovy hevitra @Fiffi hoe matetika le olona mpikarajia migafy sy mpanompa sns ... olona tsy de miditra forum ary tsy mpikambana akory aza ny sasany; ny zavatra angatahako ny tompon'andraikitra fotsiny ngamba : haiko fa tsy mora le manao an'le izy mba tohizana le lalàna efa eo zany hoe atao an_tsoratra ao mintsy : satria manko bdb le olona refa tenen'ny OP hoe zao sy zao tsy azo atao de mafy loha @zay aseo azy le lalàna refa manda izy de hainy ko ny antony nahavo _kick azy bon sotra tompoko :p dia mirary karajia mahafinaritra eh

6. karinah ( 01/08/2007 10:26)
kick de ampy! eka ouz!^:^^:^^:^^:^
7. sasa ( 01/08/2007 10:33)
za aloha d sady miditra forum no miditra karajia, fa le tena olana ao d reglement de compte le izy d otrany lasa eo am pub eo le resaka, ka amiko indray aloha tsy kick tsony no sahaza azy refa tsy laitra tenenina fa aleo tonga d BANI any mintsy fa manimba ambiance fotsiny, lasa tsy otran'ny taloha tsony mantsy le tsaty tato ho ato izay.
novalian'i Ranix65 ny 29/08/2007 15:15
8. nanoukely ( 01/08/2007 10:39)
ka le olona nge raha bani de miova cyber ndray izy de re belotte foana eh; fa dia ngamba mody tsy ho jerena tsony le izy @manaraka tsiky de ampy :)
9. princesseN ( 01/08/2007 10:55)
ie maty marina alou ny an'i Fiffi sy nanoukely oe tsy miditra forum aty reny olona reny eh!satri na tsy mpikambana aza de efa afaka mikarajia any!de tsy ho hitany mintsiny le forum ataontsika aty!:?:?
10. sasa ( 01/08/2007 11:03)
nanoukely ka refa bani matetitetika eo izy ho aiza no tsy ho leo ny farany amzay tsy mitabataba tsony.
11. vale ( 01/08/2007 11:07)
mety ho hitany ihany fa misy ny éfa toetrany ilay izy ! :o
12. nanoukely ( 01/08/2007 11:10)
ka ny olana nge ry sasa tsy olona ray no manao an'le izy fa matetika bdb; misy mpinamana sns avy @firenena samy hafa; fa ny fanafody de ignorena de zay atao ahona fa zay le toe_tsaina..... (nena le tena tsy reveko refa mba miakatra tsara iny ny laolina tsy maintsy misy ratsy loha foana :b:b) bon mazoto eh de bon kourazy :p
13. ari.malala ( 01/08/2007 11:50)
tsy fantatro na za tsy de mpandalo matetika ao no nahatonga ahy tsy dia nahatsikaritra loatra an'io olana tenenin'i Anarim io, fa marina mintsy ilay hoe ihfaneraseran'ny samy Malagasy, isika Malagasy ity tranonkala ity, ary natao hampifankatia, ka tokony samy mandray andraikitra ny tsirairay, mifehy tena e! ary hono hoa, tsy azo tenenina nga izy ireny tsy hanakorontana? sa mahay vava be?
14. rhina ( 01/08/2007 11:50)
nanoukely reto mandainga rehefa ao a
iz nefa itako foana d tena ts .....
15. kelly13 ( 01/08/2007 12:15)
za nefa te hijery film ra izany, mdrrrr, je wwiiigggooolleee
16. nanoukely ( 01/08/2007 12:52)
rhina:

nanoukely reto mandainga rehefa ao a
iz nefa itako foana d tena ts .....

euhhhhhhh....diso sujet be enao zany

17. wooda ( 01/08/2007 15:38)
:roll: hummmm

Tiako ho hita zany olona nampitomany an'i anarim zany!

Matetika mande ao ihany aloha za fa efa tsikaritroko ireo mpanakorontana, matetika miova anarana ry zareo ary indraindray aza ilay anarana entinao hidirana ao no ampiasan-dry lerony hanadalana! Ho @reo ze tsy nanisy tenimiafina aloha de ho sahirana eh!

Ny odiny hitako fotsiny de ezahina tsy omena kitay ( :-D Ocean!) zareo ireo fa raha tsy izany miredareda ao ny afo!

Na koa mampilaza izay sefo hitanareo mipetraka eo @ farany ambony ao ny zavatra mahasosotra anareo na tsy tantinareo ataon'ny namana! :)

Nena lol ihany no essence mampande ny moterako ao! :wink: :°)

lol de ampy !?
18. ianao ( 01/08/2007 15:42)
karinah:

kick de ampy! eka ouz!^:^^:^^:^^:^


hihihi
19. vale ( 01/08/2007 15:53)
ianao: :?:
20. kelly13 ( 01/08/2007 15:58)
wooda>za zao d anisan'ny tsy mba manana teny miafina fa ahona no atao mba tsy angalan'ny oul ny ps-ko?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4661